You are here: home > Forum

fananganana zaza

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : fananganana zaza
Valiny : 2
fannytina - 02/06/2017 09:51
manao ahona daolo e!
Sao dia mba misy afaka manoro centre afaka angalana zaza ho adopter-na? afaka mba mifidy tsara izay zaza tiana ho atsangana sy mba afaka mijery mivantana azy koa, ny an'ny ministera mantsy ono toa oe ts mahazo mifidy fa izay atolony eo iany.
Misaotra indrindra @ fanampiana! afaka manoratra any @ mail-ko iany koa izay ts te iresaka mivantana eto
mail : fannytina@yahoo.com
Valio | Miverina eny ambony
henitsoamama - 03/06/2017 19:36
Fa enao nga tsy miteraka
Valio | Miverina eny ambony
fannytina - 03/08/2017 10:53
efa natao daolo ny retraretra fa ts nety mitsy dia nieritreritra ny hanangana izahay
Valio | Miverina eny ambony