Zoro firarazana

1. Rainisalama ( 01/06/2017 10:01)
Zoro Firarazana

Miarahaba,

Azo atao any amin'ny takelaka finoana koa ity lohahevitra ity, nefa amin'ny maha-kolontsaina azy dia eto no napetrako.
Ka resaka Zoro Firarazana azo enti-mandeha no resaka, dia asosako eto aloha satria vidéos maromaro no hitako mikasika azy ka ianareo no mifidy izay azonareo jerena mifanaraka amin'y tolonkevitra. Fa ao amin'ny Youtuba izy ireo " taper-vo ny hoe "Zanadrazana Tsimiandravola" rehefa ao @ youtube dia miseho eo daholo ny Video. misy @ teny vazaha , misy gasy.

Rohy iray ihany no asosako eto.
https://youtu.be/I4idgZRee-Q
2. Calinbrandon ( 10/07/2017 06:48)

[quote=Rainisalama]

Faly miarahaba.

Mialohan'ny hanohizana izay mety ho resaka sy fifanakalozana, dia tsara raha ahitsy dieny izao ny vilany mitongilana.
Tsy zoro "firarazana" tompoko no izy, fa zoro FIRARIAZANA. Foto-teny : rary. Mirary. Eo avaratra atsinanana no mirary.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2907