Misy namana nilaza fa

1. Rainisalama ( 01/06/2017 09:27)
Misy namana nilaza fa "mampiraraka ranomainty" (faire couler beaucoup d'encre) ,ny tononkalon'i Tsimiandra Vola (compte face book). Ka ny raonmaintin'ny Afrikana no tena miraraka fa ny an'ny gasy tsy misy raraka. Ka izay no izarako ilay tononkalo eto, mba ahitana azy; Omeko koa ny rohy ahitany ny firarahan'izany any Afrika.

1)Tononkalo (@ teny vazaha)

Les dernières paroles du Christ

Sachez donc, que je vais mourir,
Je ne reste pas, je vais partir,
Notre causette, on va la finir,
Ne vous inquiétez pas,.. je vais revenir.
Mais ce jour là, comme une bombe,
Je ferais de la terre, une hécatombe,
Elle sera carrée, mais plus jamais ronde
Car je ne suis pas une douce colombe
J'espère bien, que ces douces paroles
Puissent vous apaiser, et vous consolent
Vous qui êtes là, ainsi que Luc et Paul
Les uns seront crucifiés, les autres en taule.
Mais ce que je trouve, magnifique
De toute cette histoire diabolique
Et d'une manière prophétique,
Nous mettrons à genou, toute l'Afrique

"Et le nègre est devenu chrétien,et les Malgaches avec"

Par Tsimiandra Vola
(compte FB: Tsimiandra Vola,
Videos Youtube: Zanadrazana Tsimiandravola)

2)Rohy ifanjinjan'dry zareo Afrikana
https://www.facebook.com/k.asthucyril
novalian'i rhaj0 ny 02/06/2017 12:51
2. rhaj0 ( 01/06/2017 13:04)
Ato ny gasy atheist sy theist no mi-fesse boka eee..

https://www.facebook.com/groups/1643265352570230
3. endriny ( 01/06/2017 13:20)
Misaotra anao nizara.

Saingy tononkalo natao ho an'ny vazaha io, ohatran'ny tononkalon'i JJ Rabearivelo ihany, fa tsy natao ho an'ny Malagasy. Ka tsy mahagaga raha rarak'ivy ny vazaha fa tsy ny Malagasy akory.

Hoy i
Hery:
Hatramin'ny nanombohana ny Serasera Malagasy tamin'ny taona 3 oktobra 1999 dia noraisina ho safidy ny hanandratana ny teny malagasy eto amin'ity takelaka ity sy izay rehetra tantanan'ny serasera.org. Fanamby lehibe izany nefa koa safidy manadala satria midika avy hatrany hoe maro ireo mpanohana ara-bola no tsy sahy hanohana. 


Ary dia isaorako manokana an'i Hery mihintsy.

4. rhaj0 ( 02/06/2017 12:51)
Hery:
Hatramin'ny nanombohana ny Serasera Malagasy tamin'ny taona 3 oktobra 1999 dia noraisina ho safidy ny hanandratana ny teny malagasy eto amin'ity takelaka ity sy izay rehetra tantanan'ny serasera.org. Fanamby lehibe izany nefa koa safidy manadala satria midika avy hatrany hoe maro ireo mpanohana ara-bola no tsy sahy hanohana.

Dia manantitra ny fisaorana an'i Hery mihintsy tokoany koa aho @ io.

Nisinisy ihany ny forum nandehandehanako, fa ny eto, satria @ teny Malagasy, dia samy miezaka daholo, ary miezaka daholo ny hifanaja koa. Misy manondrana ihany, ary izaho anisany, fa mbola tena hafa mihintsy ny firesaka eto @ ity serasera ity.

Fa dia mankasitraka an'i Hery sy ny namana rehetra e....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9374