You are here: home > Forum

Mamafa ny kaonty forum.serasera.org

Lohahevitra : Informatika
Fitohizan'ny hafatra : Mamafa ny kaonty forum.serasera.org
Valiny : 3
billy.mandresy - 24/05/2017 19:23
Salama daholo,
Mba mangataka ny hamafana an'?ty kaontiko ity aho fa tsy ampiasako intsony

Raha mba misy admin mahita dia mba aoka izy ireo hanampy.
Niezaka aho ny nitady fa tsy nahita ny fomba famafana ny kaonty eto am forum.
Misaotra indrindra
Valio | Miverina eny ambony
0341063933 - 25/05/2017 09:05
Omeo ahy n nom utlteur nao s n mot d pass nao hamafako az vety2 foana
Valio | Miverina eny ambony
henitsoamama - 25/05/2017 11:46

Omeo ahy n nom utlteur nao s n mot d pass nao hamafako az vety2 foana
hahaha, aiz kos e
Valio | Miverina eny ambony
billy.mandresy - 25/05/2017 12:00
Username: billy.mandresy
Passsword: Nd++9500

Raha mety dia mba fafao koa ity post misy informations sensible ity avy eo. Misaotra tonpoko
Valio | Miverina eny ambony