mahazo fahafinaretana be amin'ny vehivavy antitra

1. rabaradaka ( 23/05/2017 10:45)
Tanteraka ihany ny nofinofiko ry zalahy fa nahazo vehivavy cougard aho, efa lehibe mihitsy, 60 taona mahery be, fa tsara ny manao aminy e, tena manana expérience sady madio tsara. Izaho indray no tsy maharaka indraindray.
Hay moa i Macron mitovy feeling amiko.
Milay leretsy ny dobon'ny ntaolo a !
2. rhaj0 ( 23/05/2017 19:18)
Manja Rabaradaka fa dia reveo ao izany ee... :-)


Fa ny mampivanaka ahy, dia tsy niherina akory ny iray andro, dia efa an-jatony no vangy @ resak'i Rabaradaka.

Dia tena mila mibaradaka ny serasera fa mirevy be ny resaka
"mahazo fahafinaretana be amin'ny vehivavy antitra" eee ... :-)
3. henitsoamama ( 25/05/2017 09:51)
Ha3, mapme ku zan
4. rabaradaka ( 28/06/2017 06:28)
Andramo e, ka ialahy isany ange tsy mahazo e dia mialona an-drabaradaka e ! Rabaradaka izany letsy rôle a !
5. ilafy ( 10/09/2017 08:12)
kaozy ve izany aleoko ihany tanora e
6. mirananirina ( 16/09/2017 15:11)
Hihi rabaradaka
Marina tokoa aloha fa + mahazo taona + milay io.. saingy aleoko raha izaho dia olona mitovitovy taona amiko. Izany vavy antitra izany izao dakan' rabaradaka kely sisa. Mety revy izy mahavita, fa mety menatra ianao na hivoaka hiaraka aminy aza.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3172