mpihira

1. nambinina11 ( 22/05/2017 16:48)
Salama daholo isika mpikambana rehetra, saika mba hanotany za raha mba misy mahay we, in kay ny titre le hira natao mot à mot t@ zany le we "andakozy i, andakozy eh eh!"génération 90's izy io ra ts diso za, tena ilaiko be manko io hira io ze mahay na manana azy.
Misaotra mialoha indrindra tompoko!!
novalian'i vegas ny 09/08/2018 23:02
2. vegas ( 09/08/2018 23:02)
nambinina11:

Salama daholo isika mpikambana rehetra, saika mba hanotany za raha mba misy mahay we, in kay ny titre le hira natao mot à mot t@ zany le we "andakozy i, andakozy eh eh!"génération 90's izy io ra ts diso za, tena ilaiko be manko io hira io ze mahay na manana azy.
Misaotra mialoha indrindra tompoko!!


Urban Cookie Collective - The Key, The Secret
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0884