Tafaverina eto amboniny tany indray ilay ANARANA TSARA INDRINDRA SADY AMBONY NOHON'NY ANARANA REHETRA, raha tsy hita nandritry ny 2000 taona lasa izay

1. MINDAOZY ( 19/05/2017 04:57)
Na ny olom-belona aza mba miteny hoe "ny marina tsy mba maty".

Fa na dia nezahan'ny dvoly sy ny mpiray tsikombakomba ratsy aminy novonoina s'y nopotehana aza ny anaran'ilay Zanak'A/tra "YAHOSHUAH", 2000 taona aty aoriana indro A/tra mamerina Azy. Ary voadona daholo ny anaran-dison'ny mpisandoka rehetra, ary miala daholo ny sarotavan'ny devoly nisoloky Azy nandritra ny 2000 taona lasa izay.
Mba ho fantatry ny rehetra fa YAHOSHUAH no tena A/tra marina; TSY MATY IZANY NY FAHAMARINANY.

YAHOSHUAH, Izany ka tena A/tra
novalian'i tspoaeta ny 25/10/2017 08:58
2. andriatiana2 ( 19/05/2017 14:22)
MINDAOZY:

Na ny olom-belona aza mba miteny hoe "ny marina tsy mba maty".

Fa na dia nezahan'ny dvoly sy ny mpiray tsikombakomba ratsy aminy novonoina s'y nopotehana aza ny anaran'ilay Zanak'A/tra "YAHOSHUAH", 2000 taona aty aoriana indro A/tra mamerina Azy. Ary voadona daholo ny anaran-dison'ny mpisandoka rehetra, ary miala daholo ny sarotavan'ny devoly nisoloky Azy nandritra ny 2000 taona lasa izay.
Mba ho fantatry ny rehetra fa YAHOSHUAH no tena A/tra marina; TSY MATY IZANY NY FAHAMARINANY.

YAHOSHUAH, Izany ka tena A/tra
ar manin n novainareo YHVH ndray le tetragram YHWH sa mitovy ihan reo aminareo?
3. RA TAN ( 20/05/2017 10:30)
Anaran'A/tra @ endrika miafina ny tetragramme.
Fa manana ny anarany tsy @ endrika miafina Izy dia ny nom propre-ny izany.
4. barryfandresena ( 23/05/2017 14:10)
misy afaka manazava ve oe inona no fiheveran'ireo ntaolo malagasy ny anarana hoe andriamanitra,andriamanitra andriananahary,zanahary sns talohan'ny fidiran'ny fivavahana(baiboly) teto madagasikara
5. miarina ( 23/05/2017 14:59)

barryfandresena:

misy afaka manazava ve oe inona no fiheveran'ireo ntaolo malagasy ny anarana hoe andriamanitra,andriamanitra andriananahary,zanahary sns talohan'ny fidiran'ny fivavahana(baiboly) teto madagasikara

Andriamanitra aloha no tena haiko ny niandohany. Rehefa nodimandry ny mpanjaka na andriana taloha dia na maimbo aza dia tsy azo nolazaina fa maimbo fa "Andriana manitra". Io no nilazana ny razan"ny mpanjaka taloha (tena efa taloha elabe izany). Nony niditra teto ny mpitondra fivavahana (ary hitan'izy ireo izany zavatra izany fa hajain'ny olona ny mpanjaka) dia izay no nampiasainy anio teny io ho an'Andriamanitra haintsika ankehitriny.
6. Calinbrandon ( 21/07/2017 08:46)

miarina:

Marina izany ary ampiako kely hoe : tsy tian'ny malagasy tamin'izany ny nanazava tamin'ny vazaha ny momba ny fivavahany, dia nomeny io anarana Andriamanitra io.

Ny Malagasy efa nahafantatra ilay Trinité ankehitriny talohan'ny nahatongavan'ny fivavahana kristiana.
Andriananahary no anaran'ilay namorona izao tontolo izao. Na koa hoe : Ray Andriananahary.
Zanahary = zanak'ilay Nahary.
Olona = fanahy ( "ny fanahy no olona" no tena izy fa tsy hoe ny fanahy no maha olona ), ka ny hoe "olona" dia tsy mitovy amin'ny hoe "olombelona" na dia mifandray aza.
Isika olombelona izany dia olona mitafy nofo aman-drà.
7. tspoaeta ( 25/10/2017 08:58)
otrany hors sujet nareo zany an! vakio tsara anie io ambony io e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1581