MADAGASIKARA ilay NOSY ivoahan'ny fitsipika hoan'ny jentilisa(firenena rehetra)

141. MINDAOZY ( 01/06/2017 06:35)

RBNIR:

izaho tsy manisy olona ny Anarana rehetra , noho izany tsy anjarako no mitondra porofo....

Satria izaho tsy manakiana an'iza na iza aho raha resaka Anarana ..

Ny kianiko fotsiny dia ny filazana fa hoe originelle ilay Anarana nefa tsy izy...sy ny hoe avy any an-danitra nefa tsy avy any akory......

Ireo karazana anaran-demony maro samy hafa ireny no tsy misy kianinao.
Fa ny anaran'i YAHOSHUAH irery izao kianinao izao, satria YAHOSHUAH irery no mahafeno ny fepetra rehetra voalazan'ny soratra masina (ASA4:12 JAONA4:22 JAONA17:11).
YAHOSHUAH irery no kianinao, satria tsy tsy fantatrao Izy noho Izy avy any andanitra.

Fa jereo tsara ireny anaran-demony bdb ekenao ireny fa lavin'ny soratra masina daol; ianao koa manda ny soratra masina, dia normal be ianao raha tsy mahavita manaporofo ny maha marina an'ireny satria diso daol ireny
142. RBNIR ( 01/06/2017 06:51)
Efa niteny aho Mindaozy hoe tsy ilay Anarana no kianiko fa ny filazanareo fa originelle io sy ny hoe avy any an-danitra io Anarana io,

Tsy marina hoy aho izany sady efa nentiko teto ny porofo fa tao amin'ny la sainte bible de la vulgate no nangalan'ingahy samuelson edward an'io Anarana io....
143. MINDAOZY ( 01/06/2017 07:03)

RBNIR:

Efa niteny aho Mindaozy hoe tsy ilay Anarana no kianiko fa ny filazanareo fa originelle io sy ny hoe avy any an-danitra io Anarana io,

Tsy marina hoy aho izany sady efa nentiko teto ny porofo fa tao amin'ny la sainte bible de la vulgate no nangalan'ingahy samuelson edward an'io Anarana io....

Ny baiboly rehetra anie misy an'ireo ASA4:12 JAONA17:11 JAONA4:22 ireo daol, fa tsy ny bible selon la vulgate irery e!

Fa na tsy hijery bible vulgate ianao dia tsy maintsy YAHOSHUAH foana no avoakan'ireo versets ireo na baiboly inona jerenao na baiboly inona.

Fa ny zandrin'i Yahoshuah raha nampianatra an'io anarana marina YAHOSHUAH io dia niainga t@ ireo versets ireo, ka nanitsy an'ilay YEHOSHUAH ao @ bible vulgate sy ny anarana diso rehetra any @ baiboly rehetra, ka nilaza Izy hoe YAHOSHUAH no marina.
144. Miharena ( 01/06/2017 07:05)

MINDAOZY:

Hoan'i RBNIR sy Miharena.

Toherinareo ny faharavan'ny d10, kanefa na manohitra aza nareo efa ravan'i Yahoshuah ilay izy.

Manontany anareo aho:
1) Any JIOSY irery ny D10 araka ny SAL,147:19,20.
KA SORATRA MASINA AIZA NO ILAZANAREO FA AZONAREO GASY TANDREMANA IO???

2) Ny lalàn'i Moshè izay fanekena taloha misy an'io D10 tandremanareo io dia 600 mahery no isan'ny didy ao anatiny.
Ary sady TSY AZO ANESORANA izany no TSY AZO ANAMPIANA (DEO,4:1,2).
KA IZA NO MITENY ANAREO HOE 10 SISA TANDREMANA???
FA NATAONAREO AIZA DAHOLO NY 500 MAHERY???
Nofoananareo ve?
Fa rehefa nareo ve izany no manafoana ny 600 latsaka dia mety, fa rehefa izahay no manafoana ny 10 dia tsy mety?
Tena manao sain-demony be nareo!

Mifatotra @ ireo teny ireo nareo, dia vahao raha mahavaha e!

Tongava saina ianareo mpamaky, fa ireto olona be famaliana ireto efa misy biby ao anatiny dia tsy mety tonga saina intsony.

Efa ela ihany aho no nanaraka ny fandaharan'ny namana Samuelson EDWRDS ary io lkazainareo io indrindra no mamintina azy ARY FANDRAVANA DIDY FOLO NO BAIKOM-PITOLOMANA

Ny fanontaniana dia hoe naninona anareo io didy io izay MAZAVA TSARA sy pratika tsara mifanentana amin'ny fiainan'ny olombelona tsy ankanavaka raha te-hanana fiadanana izy no tena tsipahinareo marindrano!?

Raha ny marina tsy tokony isika no hifandramatra fa ny TENY MARINA LAZAINA
145. RBNIR ( 01/06/2017 07:10)

MINDAOZY:

RBNIR:

Efa niteny aho Mindaozy hoe tsy ilay Anarana no kianiko fa ny filazanareo fa originelle io sy ny hoe avy any an-danitra io Anarana io,

Tsy marina hoy aho izany sady efa nentiko teto ny porofo fa tao amin'ny la sainte bible de la vulgate no nangalan'ingahy samuelson edward an'io Anarana io....

Ny baiboly rehetra anie misy an'ireo ASA4:12 JAONA17:11 JAONA4:22 ireo daol, fa tsy ny bible selon la vulgate irery e!

Fa na tsy hijery bible vulgate ianao dia tsy maintsy YAHOSHUAH foana no avoakan'ireo versets ireo na baiboly inona jerenao na baiboly inona.

Fa ny zandrin'i Yahoshuah raha nampianatra an'io anarana marina YAHOSHUAH io dia niainga t@ ireo versets ireo, ka nanitsy an'ilay YEHOSHUAH ao @ bible vulgate sy ny anarana diso rehetra any @ baiboly rehetra, ka nilaza Izy hoe YAHOSHUAH no marina.

Ity no tsy maha original ilay anarana YAHOSHUAH ry mindaozy a!

YAH (io dia efa forme abrégé fa tsy ilay originelle intsony)....
146. RA TAN ( 01/06/2017 07:30)
RBNIR:

Ity no tsy maha original ilay anarana YAHOSHUAH ry mindaozy a!

YAH (io dia efa forme abrégé fa tsy ilay originelle intsony)....

Ianao efa manohitra an'i YAHOSHUAH sy ny soratra masina rehetra milaza Azy.

Dia hoy aho hoe POROFOY eto ary izay mba maha marina an'ilay JESOSY-nareo.
Ny anareo no asaiko porofona, fa tsy ny anay indray no itsingolohanao.
Izahay no mahafantatra an'i YAHOSHUAH sy ilay Dadanay, fa tsy ianao any ivelan'ny fanjakan'A/tra any.

Matoa ianao mino an'iny a/try ny grika miaraka aminao iny dia misy ny porofo; dia asehoy eto ny porofo.
Dia aiza ho aiza io anaran'a/try ny grika arahinao io manoloana an'ireto ASA,4:12, JAONA,17:11, JAONA,4:22 ???
147. RBNIR ( 01/06/2017 07:55)
Isika kosa RA TAN tokony ho "Marina" ny fijerin-tsika fa tsy hoe tianao loatra ingahy samuelson edward dia arovanao foana izay lazainy na dia hita fa DISO aza a!

Sa kosa sao dia efa miaiky izy fa marina ilay lazaiko fa IANAO mihitsy no......??????

kOA dia manaova ary ianao recherche e!

http://lmgtfy.com/?q=YAH

Mety iteny ianao hoe ngah io baiboly, dia averiko aminao ngah ny tenin'ingahy samuelson edward baiboly????
148. Miharena ( 01/06/2017 08:10)

RA TAN:

RBNIR:

Ity no tsy maha original ilay anarana YAHOSHUAH ry mindaozy a!

YAH (io dia efa forme abrégé fa tsy ilay originelle intsony)....

Ianao efa manohitra an'i YAHOSHUAH sy ny soratra masina rehetra milaza Azy.

Dia hoy aho hoe POROFOY eto ary izay mba maha marina an'ilay JESOSY-nareo.
Ny anareo no asaiko porofona, fa tsy ny anay indray no itsingolohanao.
Izahay no mahafantatra an'i YAHOSHUAH sy ilay Dadanay, fa tsy ianao any ivelan'ny fanjakan'A/tra any.

Matoa ianao mino an'iny a/try ny grika miaraka aminao iny dia misy ny porofo; dia asehoy eto ny porofo.
Dia aiza ho aiza io anaran'a/try ny grika arahinao io manoloana an'ireto ASA,4:12, JAONA,17:11, JAONA,4:22 ???

Na ianao na izaho dia samy diso raha hikaroka hoe JESOSY SA YAHOSHUAH no marina. Ny marina dia IZY miteny mivantana ny momba AZY.

Misy voasoratra ao anaty Baiboly fa tsy feno satria mbola misy zava-miafina. Izay voasoratry ny olona ankehitriny sy ny lasa dia tsy hahitana taratra raha tsy ny Tompo mihitsy no mizara ny momba ny ANARANY VAOVAO.

Misy no mitantara amintsika ny zava-nanjo azy ka milaza fa Jesosy no niseho sy niresaka taminy avy. Marobe tsy hita isa izany amin'izao fotoana izao.

Tsy anjarantsika no mandiso azy ireny fa anjara ho an'ny mino izany ary anjarantsika no mivavaka mba hahazo be dia be izy ireny ary koa hahazo be dia be isika tsirairay avy.

149. RBNIR ( 01/06/2017 08:17)
Ny ahy dia ity no raisiko « fa fantatrareo voalohany indrindra fa ny famoahan-kevitry ny faminaniana ao amin'ny Soratra Masina dia tsy efan'ny fisainan'ny olona fotsiny ihany; » (2 Petera 1:20)

Ny Soratra Masina dia ny Fanahy Masina no mampanoratra azy, koa matoa izay no voasoratra dia izay no sitrapon'Andriamanitra....
150. stahtam ( 01/06/2017 08:45)

[quote=MINDAOZY]
Tongava saina ianareo mpamaky,....
[quote=stahtam]
Koa satria voatonona eto indray izahay "mpamaky" dia ho avy indray aho @ angady sy ny harona e!
1°) Hoy i MINDAOZY: "Ny lalàn'i Moshè izay fanekena taloha misy an'io D10 tandremanareo io dia 600 mahery no isan'ny didy ao anatiny.
Ary sady TSY AZO ANESORANA izany no TSY AZO ANAMPIANA (DEO,4:1,2).
KA IZA NO MITENY ANAREO HOE 10 SISA TANDREMANA???
FA NATAONAREO AIZA DAHOLO NY 500 MAHERY???"
Valiny: Iray @ ireny 600 mahery ireny ny hoe "mpaminany Israeliana ihany no tokony hohenoina ny teniny". Ny torah izay misy an'io lalàna io efa rava hoy ianareo. Ianareo anefa mankato an'io lalàna io koa rehefa mampianatra; ka mandrava torah, sa mankato torah, sa izay metimety @ foto-pampianarana ankatoavina fa izay tsy mety ravàna?
2°) "Fa jereo tsara ireny anaran-demony bdb ekenao ireny fa lavin'ny soratra masina daol"
Valiny:
- Iray @ ireny anaran-demony bdb hitrikitrihinareo ireny ny hoe "jesosy". Sampy grika (zeus) io hoy ianareo. Devoly io hoy ianareo.
- Ny anaran'ny fiangonanareo anefa t@ 1996 ka hatr@ 2009 dia "Jesosy Fanekena Vaovao", izany hoe ="Devoly Fanekena Vaovao"
- I episcopo dia nilaza fa hatr@ izy mbola teny @ Université no efa nahalala ny tena anaran'ny mesia(nareo), dia nataony batisa t@ io anaran-demony io ianareo!! Olo-sagnagna!!
151. RBNIR ( 01/06/2017 08:48)
stahtam, efa voaporofo fa nisy lainga maro dia maro ilay fampianarana....Saingy raha miova izy ankehitriny hanaraka ny marina dia mbola misy ny fanantenana!!!

Raha miziriziry moa dia izay izany fa azy ny azy.....
152. Miharena ( 01/06/2017 09:58)
Ny tena iriana eto dia mba ho samy ho heniky ny Fanahy Masina hahalala ny Sitrapon'ny Mpahary antsika e!
153. rhaj0 ( 01/06/2017 14:33)
Iza no milaza aminao ry Miharena fa TSY "heniky ny Fanahy Masina i Stahtam sy RBNIR ary RA TAN ireo sy ny kabariny eo io???

Koa na i Benoa in-1 mandeha iny, nilaza fa TSISY "fisehoana" na "bitsika" Andrmntra izany, dia iza no nilaza taminao Miharena fa TSY "heniky ny Fanahy Masina" koa ilay lahiantitra, nefa ho'a izy efa "mandohalika mivavaka" lava ao, 24h/24, 365d/365??

Sa ianao Miharena ihany no "heniky ny Fanahy Masina" ???

(mety) marina ny anao kah... "ao @ imagination-nao" irery ao... dia rahefa eo ihany ianao ry Miharena, dia ... akapohy @ vato izany ny lohan-dRA TAN eee... "ao @ imagination-nao ao" :-)

(hi hi hi.. .ngo dia lazainao fa violent aho, fa i RA TAN anie mety @ ilay "manitrikitrika na manakapokapoka loha atsy @ mur des lamentations" eee.. ary ilay mur dia vita @ vato.)
154. MINDAOZY ( 02/06/2017 04:23)
Hoan'i RBNIR sy Miharena.

Toherinareo ny faharavan'ny d10, kanefa na manohitra aza nareo efa ravan'i Yahoshuah ilay izy.

Manontany anareo aho:
1) Any JIOSY irery ny D10 araka ny SAL,147:19,20.
KA SORATRA MASINA AIZA NO ILAZANAREO FA AZONAREO GASY TANDREMANA IO???

2) Ny lalàn'i Moshè izay fanekena taloha misy an'io D10 tandremanareo io dia 600 mahery no isan'ny didy ao anatiny.
Ary sady TSY AZO ANESORANA izany no TSY AZO ANAMPIANA (DEO,4:1,2).
KA IZA NO MITENY ANAREO HOE 10 SISA TANDREMANA???
FA NATAONAREO AIZA DAHOLO NY 500 MAHERY???
Nofoananareo ve?
Fa rehefa nareo ve izany no manafoana ny 600 latsaka dia mety, fa rehefa izahay no manafoana ny 10 dia tsy mety?
Tena manao sain-demony be nareo!

Mifatotra @ ireo teny ireo nareo, dia vahao raha mahavaha e!

TSY VOAVALINAREO IREO FANONTANIANA IREO.
155. Miharena ( 02/06/2017 05:17)

Aoka angamba izy ity MINDAOZY atao mazava tsara.

Ny didy 10 no tena voalohan'ny didy nomena ny ISRAELY ary noraisin'i Jesoa ary nofintiniNY ho didy roa lehibe dia ny Fitiavana an'Andriamanitra sy ny fitiavana ny namana.

Rehefa zohinao tsara izany lojika izany dia tsy rava ilay didy satria ny didy efatra voalohany dia mikasika ny fifandraisana amin'Andriamanitra. Ny didy enina farany, mamintina ny fifankatiavan'ny samy olombelona raha voatandrina tsara.

Raha tsy tandremanareo ireo dia mikorontana ny tany. Izao fikorontanana misy eran-tany izao dia ts yfitandremena ny Didy 10 izay mamehy ny zava-drehetra.

Raha hoe Malagasy sy Jiosy, tsy mety ny lojikanao satria Yahoshuah sy Yah, fiantso Jiosy tianao haverina no dradraina hinoan'ny Malagasy!!

Ny 500 didy fifampitondrana teo amin'ny Jiosy sy Jehovah dia azy izany fa ny didy 10 tsy miova fa novelomin'i Jesoa aza ara nohazavainy tsara be kokoa.

Dia rehefa mifanakalo dia mba atao mazava tsara fa ts yaverina amin'ilay hevitra heverina ampidirina ao amin'ny sain'ny olona nefa diso ny fanazavana azy.
156. MINDAOZY ( 02/06/2017 05:29)
Miezaka ny manapoizina ny devoly. Fa tsy maintsy tampenam-bava ireny e!

Lazain'i stahtam fa devoly indray YAHOSHUAH t@ 1995-2008.

Ilay A/TRA nahary ny zava-drehetra dia napiasa devoly teo @ "JER,25:8,9":
Hoy Izy hoe "Nebokadinezara mpanompoko", nefa ilay Nebokadinezara mpanompo sampy be.

Arak'izany sain-dratsin'i stahtam izany dia devoly izany io A/TRA nahary ny zavatra rehetra io.
Fa tsy devoly Izy, fa @ maha tompon'ny fahefana rehetra Azy dia tsy ferana @ izay ataony Izy (fa ilay ivavahan'i stahtam voafetra ny fahefany dia tsy sahy mitonona anarana, fa bedy).
Rehefa misy tin'A/TRA ahatongavana dia ampiasainy na devoly aza.
Tena nampiasain'i YAHOSHUAH koa ilay anaran-demony 1995-2008, fa mbl ts tonga ny fotoana nilazany ny anarany t@ izany. Fa hatr@ izany aza dia efa "tsy mpanota" ny zanak'A/tra rehetra niaraka taminy.

Fa raha araka ny sain-dratsin'i stahtam dia tokony mpanota daoholo ny zanak'A/tra t@ izany dia mitandrina didy folo tahaka an'i stahtam koa.
157. MINDAOZY ( 02/06/2017 05:41)
Hoan'i RBNIR sy Miharena.

Toherinareo ny faharavan'ny d10, kanefa na manohitra aza nareo efa ravan'i Yahoshuah ilay izy.

Manontany anareo aho:
1) Any JIOSY irery ny D10 araka ny SAL,147:19,20.
KA SORATRA MASINA AIZA NO ILAZANAREO FA AZONAREO GASY TANDREMANA IO???

2) Ny lalàn'i Moshè izay fanekena taloha misy an'io D10 tandremanareo io dia 600 mahery no isan'ny didy ao anatiny.
Ary sady TSY AZO ANESORANA izany no TSY AZO ANAMPIANA (DEO,4:1,2).
KA IZA NO MITENY ANAREO HOE 10 SISA TANDREMANA???
FA NATAONAREO AIZA DAHOLO NY 500 MAHERY???
Nofoananareo ve?
Fa rehefa nareo ve izany no manafoana ny 600 latsaka dia mety, fa rehefa izahay no manafoana ny 10 dia tsy mety?
Tena manao sain-demony be nareo!

Mifatotra @ ireo teny ireo nareo, dia vahao raha mahavaha e!

VALIO ARAKA NY SORATRA MASINA, FA AZA ATAO ARAKA NY ERITRERITRAREO MANOKANA SY NY TORAMPONAREO
158. Miharena ( 02/06/2017 05:55)

MINDAOZY:

Hoan'i RBNIR sy Miharena.

Toherinareo ny faharavan'ny d10, kanefa na manohitra aza nareo efa ravan'i Yahoshuah ilay izy.

Manontany anareo aho:
1) Any JIOSY irery ny D10 araka ny SAL,147:19,20.
KA SORATRA MASINA AIZA NO ILAZANAREO FA AZONAREO GASY TANDREMANA IO???

EFA VOAVALY ETSY AMBONY HOE NOVELOMIN'I JESOA NY DIDY 10 tamin'ny famintinany azy hazava tsara.

2) Ny lalàn'i Moshè izay fanekena taloha misy an'io D10 tandremanareo io dia 600 mahery no isan'ny didy ao anatiny.
Ary sady TSY AZO ANESORANA izany no TSY AZO ANAMPIANA (DEO,4:1,2).
KA IZA NO MITENY ANAREO HOE 10 SISA TANDREMANA???
FA NATAONAREO AIZA DAHOLO NY 500 MAHERY???
Nofoananareo ve?
Fa rehefa nareo ve izany no manafoana ny 600 latsaka dia mety, fa rehefa izahay no manafoana ny 10 dia tsy mety?
Tena manao sain-demony be nareo!

Mifatotra @ ireo teny ireo nareo, dia vahao raha mahavaha e!

Tsy lalan'i Moshe io fa Jehovah no nanome azy ireo fombafomba rehetra ireo hanomezam-boninahitra AZY. Manaiky aho fa ireo didy ireo no tena nomane ny JIOSY tamin'izany fotoan'andro izany hitazonaNY ny olona nofidiany hifantoka AMINY.

VALIO ARAKA NY SORATRA MASINA, FA AZA ATAO ARAKA NY ERITRERITRAREO MANOKANA SY NY TORAMPONAREO

RAHA TSY MAZAVA IREO VALIN-TENY IREO DIA LAZAO TSARA FA TSY AFAKA HAMPIADY TENIN'ANDRIAMANITRA LOATRA AHO SATRIA TSY MIFANIPAKA AMINY AKORY IZY KA HIZARA AMIN'NY OLOMBELONA TENY MIFANOHITRA AMIN'NY SITRAPONY AO ANATIN'NY BOKY NAMPANORATANY NY OLOMBELONA MBA HANAN'NY OLOMBELONA FIAINANA MANDRAKIZAY.

NY OLANA DIA DIA NY TENIN'ANDRIAMANITRA IHANY NO ENTINAREO MANOHITRA NY TENINY.

AZA MANOTA FA MBOLA VAO MAINKA MIHOMBO SY MAMATOTRA NY TENANTSIKA AMIN'IZANY FOMBA RATSY IZANY ISIKA.
159. MINDAOZY ( 02/06/2017 06:02)
Fanapotehana ny devoly sy ny sain-dratsiny ihany.

- "DEO,18:15,18,19" MPAMINANY ISRAELIANA IHANY NO HENOINA TENY.

- "LIOKA,24:44" Samy nanondro an'i YAHOSHUAH daholo ny mpaminany israeliana.

- "APOK,19:10" YAHOSHUAH amin'izay no niteny t@ alalan'i Jaona hoe IZAY MILAZA NY MOMBA AN'I YAHOSHUAH NO MANANA NY FANAHIN'NY FAMINANIANA.
=> Ny Ambassadeur an'i Yahoshuah dia ny Zandrin'i Yahoshuah SAMUELSON EDWARD ilay manana ny fanahin'ny faminaniana ankehitriny.

Fanamarihana:
Ny jiosy gasy tsy mino testameta vaovao: mitsipaka ny tenin'ny mpaminany israeliana: dia mitsipaka ny soratra masina rehetra, dia ireny manohitra an'i Yahoshuah sy ny zandrin'i Yahoshuah mandrak'izao ireny.
160. MINDAOZY ( 02/06/2017 06:13)
Ny soratra masina no marina tsy azo ivalozana, dia raha mamaly koa ianareo dia ataovy araka ny soratra masina, fa aza atao toram-po; fa torampo sy bontolo = zéro/aotra/boribory(0)

Hoan'i RBNIR sy Miharena.

Toherinareo ny faharavan'ny d10, kanefa na manohitra aza nareo efa ravan'i Yahoshuah ilay izy.

Manontany anareo aho:
1) Any JIOSY irery ny D10 araka ny SAL,147:19,20.
KA SORATRA MASINA AIZA NO ILAZANAREO FA AZONAREO GASY TANDREMANA IO???

2) Ny lalàn'i Moshè izay fanekena taloha misy an'io D10 tandremanareo io dia 600 mahery no isan'ny didy ao anatiny.
Ary sady TSY AZO ANESORANA izany no TSY AZO ANAMPIANA (DEO,4:1,2).
KA IZA NO MITENY ANAREO HOE 10 SISA TANDREMANA???
FA NATAONAREO AIZA DAHOLO NY 500 MAHERY???
Nofoananareo ve?
Fa rehefa nareo ve izany no manafoana ny 600 latsaka dia mety, fa rehefa izahay no manafoana ny 10 dia tsy mety?
Tena manao sain-demony be nareo!

Mifatotra @ ireo teny ireo nareo, dia vahao raha mahavaha e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3927