Te ho tanora vanona va ianao

1. saho ( 11/05/2017 08:49)
Karoka
fahantrana taloha no antony nisian ny ady lehibe teto Europa, betsaka ny eoraopeana noana dia mba tsy nisy ny noana taty ao aoriana, ny fahantrana no nahatonga ny ady lehibe nisy, noho ny tsy fisian ny sakafo fiakarambidy ny entana ilaina
Te ho olombanona va ianao?

Asio modely eo amin ny tanjonao, toa tantara fahiny raha hitodika capitaliste enao dia rockefeller na rotschild na ireo mpamokatra entana fiainana andavanandro ilaina

inona no azoko atao, iza no afaka hanampy ahy, tena tiako izany manao asa mahaleo tena izany, aiza no hahazoaka torohevitra be be kokoa, mamaky boky ve sa karoka eto internet ao youtube na koa google,
ahoana no fahaizana manao asa mahaleo tena
tianao ve ny karokaroka, ahoana hialana ny jiro maty foana, iza namorona ny electricity tamin ny andro nisiany, iza no nahay niady ny davanandro sns...
tianao ve ny mandalina ho lasa journaliste
tianao ve ny zavaboary hiarovana ny tontolo hiainana sy hampandehanana ny fidiran ny mpitsidika erantany, hanaovana hotely sy fidiran ny vola vahiny, hahatsara ny farimpiainana
tianao ve ny spaoro, hanao fifaninana erantany
tianao ve ny solombava ao antokantranonao eo fiaramonina eo fokontany eo firenena,
tianao ve izay fitadiavana etsy sy eroa ohatra momba ny fahasalamana, te hianatra dokotera ve ianao
tianao ve ny hitantana banky na koa orinasa mpanodina entana hamidy eny an tsena maro be, toa tsenan ny trano, tsenan ny fatana fahandro vaovao sady hialana amin ny saribao, ahoana no ataoko hahafahana mampiasa fatana gaz na fatana elektrika

tia karokaroka etsy sy eroa mampiasa crane mitovy, mampitatra ny fahamoran ny fiainana andavanandro

anjarana ry Tanora vanona no misafidy, betsaka ny azo atao fa ny tia karokaroka no ilaina


2. lantoratsida ( 13/02/2018 12:22)
raha fehezina izany dia rehefa inona no vanona ny tanora iray ary ahoana tsara no tokony hataony?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1392