Fiangonana salama

41. irakiraka ( 27/04/2017 13:58)
Misy fiaraha-miasa kosa le izy euuuu ;)
Efa mba nisy noraisinao ihany teo fa raha tena mila détails dia ny Tenin'Andriamanitra mihintsy no manambara oe:" Fa raha tsy @ finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy" Heb 11:6a
42. rhaj0 ( 27/04/2017 14:46)
rhaj0:
Sa ohatra sitra-ponao Irakiraka koa ny hahafaty ireo zaza gasy isaka ny 10 minitra ho'a, ka dia TSY mba ivavahanao ho sitrana koa zareo??
irakiraka:
Misy fiaraha-miasa kosa le izy euuuu

Tsy azoko.. hoe mila mba "miasa" (mivavaka?) koa ireo zaza menavava gasy maty isaka ny 10 minitra???

irakiraka:
" Fa raha tsy @ finoana, dia tsy misy azo atao hahazoana sitraka aminy" Heb 11:6a

Eritrereto ihany aloha hoe, IZA no niteny an'io tao @ boky Hebreo io ee...

Fa raha i Andrmntra "be famindra-po", dia rahefa mahalala ny ao an-tsain'ny olona, sy zaza menavava Izy, dia ataoNY izay tokony na tiany AtaoNY eeee.... Tena tsy mila aseho, na hoe ho fantatra na hitan'i Irakiraka, ilay finoana ao anatin'ireo olona sy zaza menavava ireo.

Fa i Irakiraka moa, hotrhotry ny hoe, afaka mitsara ny any ampo tsy miloakan'ny olona, sy ny zaza menavava, ary dia mihevitra fa "izany am-pon'olona" hitan'i Irakiraka izany no mampa-tsy avotra iilay olona, sy ny zaza menavava.

Raha ny marina, i Andrmntra mihitnsy no tsy tia hanavotra ny ain'ireo zaza menavava ee... fa aleony manavotra an'i Irakiraka sy ny fanahiny menavavan'ny lokomena :)

dia i Irakiraka koa moa tsy mivavaka ho an'ireo zaza menavava, mba mampatsiahy an'Andrmntra ny adidiny, na hoe, mba tsy anaovan'Andtrmtnra non-assistance de personne en danger... mba hoe, ilay Omnipotence Omnipresence azany atao inona fotsiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3633