Mijery film x ny olon-tiako sady excité-ny ny vatany nefa za miara-matory aminy eo

1. Mariko ( 19/04/2017 08:35)
Hono ho'aho ry reto mba ilako ny hevitrareo. Ny olon-tiako dia mijery film x amin'ny ordi sady excité-ny ny mahalehilahiny nefa za miara-matory aminy eo.
Midika ve zany fa leo ahy izy? Tezitra be za nahatratra azy ka niadivako izy de tsy nohenoiny akory za fa napetany ny casque sady nataony mafy be ny volume. Ny ampitso maraina izy vao nikitika ahy dia nanao firaisana zahay.
Misaotra amin'ny valin-teninareo.
novalian'i mamymnr ny 11/11/2017 05:11
2. Nikitaa ( 19/04/2017 10:16)
Tena tsy milamina izany bandy izany ka asio fiheverana.
3. booboo ( 19/04/2017 11:52)
:-D :-D :-D be ilay hoe vao maika nanao casque sy nataony mafy ny volume :-D :-D :-D :-D. @ manaraka teneno milamina fotsiny izy hoe any an'efitra hafa mi-se masturber.
4. rhaj0 ( 19/04/2017 14:54)
Ohatra ve hoe, mijery sakafo @ catalogue izy, nefa ny nandrahoinao efa mivelatra eo ambony tsihy, dia tena "leo ny lakozianao" izany ve izy, hoy ianao?

hum... mety marina tokoany an...

Raha izany dia ... maninona koa moa raha mba mankafy izay ao anaty catalogue ianao ee ?
(izany hoe mba manao matsirobe koa izany ianao eee.. dia lasa revy iarahanareo ilay izy)


Na hoe izao indray azany eee... mitanatana vava izy mijery an'i Beyonce, nefa izany ianao eo akaikiny eo. Dia nefa ianao TSY mitovy @ Beyonce na ny kodiny azany. Dia tena "tsy tia ny (toa) anao" ve izany izy, hoy ianao?

hum.. mety marina koa an...

Fa raha izany dia... mba ndana koa mijery an'i Kanye West izany eee...


Vazivazy izany, fa @ ankapobeny fotsiny @ fiainana, rahefa sendra seho na raha tsy ahitana hevitra ianao, dia anaovy fampitaha amin-javatra hafa eo, fa mety ianao ihany no hahita vaha-olana ao ee...
5. Tsikaiky ( 21/04/2017 18:33)

Mariko:

Hono ho'aho ry reto mba ilako ny hevitrareo. Ny olon-tiako dia mijery film x amin'ny ordi sady excité-ny ny mahalehilahiny nefa za miara-matory aminy eo.
Midika ve zany fa leo ahy izy? Tezitra be za nahatratra azy ka niadivako izy de tsy nohenoiny akory za fa napetany ny casque sady nataony mafy be ny volume. Ny ampitso maraina izy vao nikitika ahy dia nanao firaisana zahay.
Misaotra amin'ny valin-teninareo.


Tena enjana b zany an!
Tokony iafona kosa lery manao an zany fa tsy eo imasonao ka.
Dieny mbola olon tiana dia mieritrereta ianao, fa mbla ordi ary no angalany fafiny mainka fa zavatra hafa no ho itanao miaraka aminy eo zay vo ho LOOOOZA!!!!
6. henitsoamama ( 22/04/2017 14:42)
Tena bandy ts norme zany ka, ny tena mety dia ny miresaka milamina tsy mifampikitakita.
7. thyna ( 23/04/2017 01:27)
Anisan'ireo tsara vintana ianao satria aleony manao toy izao toa izay manitsakitsaka anao any ambadika any!Ary mbola noporofoiny anao ny maraina fa tiany ny manao firaisana aminao!Maro ny lehilahy no mijery film X fa tsy eo imason'ny vadiny toy izao!Ny azy kosa tena asehony anao eo akaiky eo hoe mijery film eto akaikinao aho!Amiko dia mampiseho aminao mihintsy izy hoe manana liberté eo anilanao!Hevitro irery io fa tsy voatery hitovy @ hafa an!
8. boyanjahnah ( 23/04/2017 10:07)
Met we tin ku2 le sip ao am'le x noh enw
9. shafira ( 02/07/2017 09:30)
ef zatr anzan iz talohan niarahanareo 2
10. vony501 ( 11/09/2017 12:33)
Satria ianao tsy mahay, na tsy mety manao ohatra ilay ao amin'ny film x, dia mba mi-fantasme eo izy. Dikan'izany dia mba anaovy toy ilay ao amin'ny film x izy dia milamina e
11. tokym ( 06/10/2017 07:04)
mety mitrandraka spectacle hafa koa izay ao de aminao ny pratique !ary maninona koa mo raha mijery iaraka eo nareo maka traikefa ?sa efa hainao daholo izay mpandeha ao?
12. Andry Njila ( 06/10/2017 07:40)
Raha za izany dia miara mijery dia manao discussion mihitsy hoe inona no tianao ny ahy zao dia raikitra pratique avy eo. Amin izay koa tsy misy maka lagy fa samy afapo sa ve hoe aaa?
13. mamymnr ( 11/11/2017 05:11)

[quote=Mariko]
Hono ho'aho ry reto mba ilako ny hevitrareo. Ny olon-tiako dia mijery film x amin'ny ordi sady excité-ny ny mahalehilahiny nefa za miara-matory aminy eo.
Midika ve zany fa leo ahy izy? Tezitra be za nahatratra azy ka niadivako izy de tsy nohenoiny akory za fa napetany ny casque sady nataony mafy be ny volume. Ny ampitso maraina izy vao nikitika ahy dia nanao firaisana zahay.
Misaotra amin'ny valin-teninareo.

Salama, raha ny hevitro dia mila misaina ianao. Tsy hoe tsy tiany ianao fa avelànao eo amin'ny fahanoanany sy ny faniriany izy.tokony manararaotra mandat anjara ianao, mba mampitombo ny tsikombakomba kelinareo roa.mba manatanteraka izay nofinofinareo 2. Mampitombo fifankatiavanareo izany art mampihena koa ny risika hijeren'ny olotianao Sipa haha.satria ianao tiany sy nofidiany no mahatanteraka ny nofinofiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.49