Manao ahoan daol isik! saik mb anutan za oe ren ka... 
Manao ahoan daol isik! saik mb anutan za oe ren kapoty le soratr "fimailo " ety ivelan ren ve mis spermicide? misaotr indrindr tompok
|
Valio |
Miverina eny ambony
Spermicide ahoana koa? Toa tsisy kapoty misy an'izany an.
Sady tsy ilaina le spermicide satria tsy tafavoaka ao mihitsy ny ranonaina e |
Valio |
Miverina eny ambony