MAHAFATY NY DIDY FOLO

81. RA TAN ( 26/04/2017 04:26)
endriny:

Ka ilay fivavahana Kristianina (asa koa moa raha mbola Kristianina no iantsoana azy na tsia, fa i Ratan no mety manana ny tena anarany) mihintsy no mifototra amin'ny famonoana mandrakizay any amin'ny afobe an'ireo rehetra heveriny fa manohitohina azy koa

FANAMARIHANA:
Mety misy te hanontany tokoa ny olona hoe:
KRISTIANA ve ny mpanaradia an'i Yahoshuah sa inona??
=> Ny teny hoe KRISTIANA dia avy @ hoe KRISTY. Dia mipetraka n fanontaniana hoe: iza ilay Kristy? Dia samy milaza izay ho everiny ho kristy izao tontolo izao, d mbl ady hevitra be iny.
Fa izao no tsy azo iadiankevitra: IZAHAY MPANARADIA AN'I YAHOSHUAH DIA ATAO HOE ZANAK'A/TRA(JAONA,1:12 & 1JAONA,3:9). Tsy azon'izao tontolo izao sandohana izany. Fa ra misandoka an'izany izy dia tratra @ iny didy folo tandremany iny(ny mpanota no mila didy folo, ary ny mpanota tsy zanak'A/tra)
82. RBNIR ( 26/04/2017 05:13)

RA TAN:

Dia inona izany no nandikan'ingahy samuelson edward an'ity teny ity satria voasoratra izy io ao amin'ireo dikanteny samihafa????

« Fa hoy Agripa tamin'i Paoly: Hay! ataonao fa mora toy izany no hampanekenao ahy ho Kristiana. » (Asan'ny Apostoly 26:28)

83. MINDAOZY ( 26/04/2017 12:04)

RBNIR:

... ny mampalahelo ahy dia betsaka ny roboka anaty fampianarana diso ...

Mety firy MILLIARDS eo no isan'izany "betsaka" tafaroboka @ fampianaran-diso izany maneran-tany???

Fa ny mpanaradia an'i YAHOSHUAH tena faran'izay VITSY KELY; lazain'ny sasany fa 50 KELY, dia mandrakzao dia lasa DIMAMPOLO KELY no fiantso ireo zanak'A/tra.
84. RA TAN ( 18/05/2017 01:21)
RBNIR a!
Ianareo mpanaradia an'iny ivavahanareo iny samy milaza fa mpanota daol, tsy misy marina na dia iray akory aza (ROM,3:10-18).

Dia isa izany iny ivavahanareo iny araka ny 1JAONA,3:8 ????
Dia fampianarana inona io ampianariny anareo io izay maha mpanota anareo mandrak'ankehitriny io???
85. RBNIR ( 18/05/2017 10:30)

Efa nampianariko teto ny olona mbola tsy nandray ny famonjena no mpanota.

Fa ny atao hoe famonjena dia fanesorana ny ota ao anatin'ny olona iray...

Ary ny olona voavonjy kosa dia ity no tanteraka ao aminy....« Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. [* Na: hitondra] » (1 Jaona 3:5)

Ny atao hoe ota dia « Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. » (1 Jaona 3:4)

OTA = FANDIKANA NY LALAN'ANDRIAMANITRA
MPANOTA = MPANDIKA NY LALAN'ANDRIAMANITRA

NY voavonjy tsy misy ota ===> TSY MPANOTA = TSY MPANDIKA NY LALAN'ANDRIAMANITRA...

OLOMBAOVAO = KRISTY (ILAY TSY MPANOTA NO VELONA AO ANATINY) NOHO IZANY TSY MPANOTA (TSY MPANDIKA LALAN'ANDRIAMANITRA) IHANY KOA ILAY OLOMBAOVAO...

86. RA TAN ( 18/05/2017 23:25)
Ssady hamaly aho no mampiseho miharihary ny marina sy ny tsy marina.

RBNIR:
Efa nampianariko teto ny olona mbola tsy nandray ny famonjena no mpanota.

RA TAN:
Ianao anisan'ilay tsy nandray famonjena matoa mbola mpanota mandrakzao.

RBNIR:
Fa ny atao hoe famonjena dia fanesorana ny ota ao anatin'ny olona iray...

RA TAN:
Ianao io izao tsy voavonjy, satria tena feno ota ao anàtinao. tsy ianao intsony no velona (math ny fanahinao) fa ilay a/trao mampanota anao no velona ao anatinao.

RBNIR:
Ary ny olona voavonjy kosa dia ity no tanteraka ao aminy....« Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. [* Na: hitondra] » (1 Jaona 3:5)

RA TAN:
YAHOSHUAH ilay manaisotra ny ota, ary tsy mpanota izahay miaraka aminy.

RBNIR:
Ny atao hoe ota dia « Izay rehetra manota no mandika ny lalàna; fa ny ota no fandikana ny lalàna. » (1 Jaona 3:4)
OTA = FANDIKANA NY LALAN'ANDRIAMANITRA
MPANOTA = MPANDIKA NY LALAN'ANDRIAMANITRA

RA TAN:
Ianareo milaza fa mpanota ireo izàny dia mpandika lalàna. Ianareo mpitandrina didy folo izany, satria ny mpanota tokoa hoy ny 1TIM,1:9,10 no mila didy folo.

RBNIR:
NY voavonjy tsy misy ota ===> TSY MPANOTA = TSY MPANDIKA NY LALAN'ANDRIAMANITRA...

OLOMBAOVAO = KRISTY (ILAY TSY MPANOTA NO VELONA AO ANATINY) NOHO IZANY TSY MPANOTA (TSY MPANDIKA LALAN'ANDRIAMANITRA) IHANY KOA ILAY OLOMBAOVAO...

RA TAN:
Izahay mpanaradia an'i YAHOSHUAH izany tsy mpanota teneninao izany. Satria YAHOSHUAH no velona ato anatinay, dia efa olomasina izahay izao.

87. RBNIR ( 19/05/2017 16:49)
ny dikan'ilay hoe ota; sy mpanota, mihitsy no tsy fantatrareo sady tsy tian'ingahy samuelson edward ho fantatrareo RA TAN a!

Ny Ota = Fandikan-dàlana 1 Jao.3:4
Ny mpanota = mpandika lalàna,

Raha milaza ianareo fa tsy mpanota dia tokony tsy ho mpandika ny lalàn'Andriamanitra..

Tsy tokony hitarika ny olona handrava ny lalàna fa hanantanteraka ilay lalàna....Mat.5:17
88. RA TAN ( 19/05/2017 19:04)

Rafitra efa nialan'A/tra ny didy folo(2KOR,3:7; GAL,5:23-25).
Fa ankehitriny ny lalàn'A/tra arahina dia ny tenin'i YAHOSHUAH (JAONA,12:49,50) sy ny tenin'ny Apostoly (1KOR,14:37).
=> LALÀN'A/TRA NY "EFES,2:15 RAVA NY DIDY FOLO".
Izay mbl mitandrina didy folo ankehitriny dia mpandika lalàna (1TIM,1:9 ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny didy folo, fa ny mpandika lalàna sy ny maditra, dia ny tsy matahotra an'Andriamanitra sy ny mpanota, ...). Dia jereo tokoa ianareo mpitandrina didy folo fa samy milaza fa mpanota daol; mpandika lalàna nareo izany.
=> Raha maty nareo any @ helo.
89. RA TAN ( 20/05/2017 14:18)

RBNIR:
ny dikan'ilay hoe ota; sy mpanota, mihitsy no tsy fantatrareo sady tsy tian'ingahy samuelson edward ho fantatrareo RA TAN a!

RA TAN:
Ianareo mpanaradia ny a/try ny grika no milaza fa mpanota daol; tsy misy marina na dia iray akory aza. Dia ireny ataonareo ireny izany no atao hoe ota: mandika lalàna ianareo.

RBNIR:
Ny Ota = Fandikan-dàlana 1 Jao.3:4
Ny mpanota = mpandika lalàna,

RA TAN:
Ianareo any ivelan'ny fanjakan'i Yahoshuah no milaza fa mpanota, dia mpandika lalàna ianareo izany.
"1JAONA,3:6 izay rehetra manota dia tsy nahita na mahalala Azy".
Dia inn zany iny a/try ny grika fantatrareo sady hitanareo iny?

RBNIR:
Raha milaza ianareo fa tsy mpanota dia tokony tsy ho mpandika ny lalàn'Andriamanitra..

RA TAN:
Efa tsy mpandika lalàna izahay, efa olo-marina sady masina izahay (1KOR,6:11)

RBNIR:
Tsy tokony hitarika ny olona handrava ny lalàna fa hanantanteraka ilay lalàna....Mat.5:17

RA TAN:
Efa tanteraka t@ YAHOSHUAH ny MAT,5:17 dia noravan'i YAHOSHUAH ny didy folo (EFES 2:15)
90. RBNIR ( 22/05/2017 08:38)
Aleo angamba hofitiniko ny resaka rehetra hatramin'izay RA TAN fa otran'ny lasa resaky ny moana sy ny marenina fotsiny ihany izy izany...

Ho fanitsiana izay diso moa no antony hizarana an'izao ka enga anie mba hahatsapa tena ireo diso ka mba hiova hanaraka ny marina...

1 Diso ny fitenenana hoe "mahafaty ny didy folo" satria manohitra ity teny ity izany...« Ka dia masina tokoa ny lalàna, ary masina ny didy sady marina no tsara. » (Romana 7:12)
« Koa ny tsara va no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy, mba hiseho ho ota; fa ny tsara no nentiny nahafaty ahy, mba ho tonga ota indrindra ny ota noho ny nataon'ny lalàna. » (Romana 7:13)

Tsy ny didy no mahafaty fa ny ota no mahafaty.
Rehefa voavonjy ilay olona (nesorina tsy ao anatiny intsony ny ota) dia ho tanterak'ilay olona amin'izany ny lalàna satria tsy eo intsony ilay mpanandevo dia ny ota...

DISO ARAKA IZANY NY FITENENANA FA MAHAFATY NY DIDY (mifanohitra amin'ny Soratra Masina izany).

2 Diso ihany koa fitenena fa hoe "Rava ny didy folo" satria manohitra ity teny ity...« Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Matio 5:17)

Tsy "ravaina ilay lalàna fa hotanterahina"...

« Koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna isika. » (Romana 3:31)

Tsy foanana fa ampiorenina tsara ilay lalàna....

3 Diso ny fiheverana fa ny teny ao amin'ny Isa.42:1-6 dia entina manambara olona iray aty amin'ny nosy madagasikara.....tsy manambara olona io fa manambara an'ilay Zanak'Andriamanitra satria ny teny hoe Izy rehetra voasoratra ao dia manomboka amin'ny renintsoratra avokoa fa tsy zanan-tsoratra...ary manamafy ny ao amin'ny mat.12:17-21 fa efa tanteraka marina tokoa io teny io...

4 Diso ny fanambarana fa ILAY Anarana YAHOSHUAH dia originel fa tao amin'ny baiboly nadika tamin'ny teny latina no nangalana azy, noho izany "tsy originel" intsony fa efa dikan-teny ihany koa (mitovy laharana amin'ireo Anarana izay nosoratana avy amin'ny dikan-teny grika sns....)

5 Diso ihany koa ny fandraisanareo ilay ho "tsy mpanota" satria ny atao hoe ota = fandikan-dalàna (1 Jao.3:4) ny atao hoe mpanota araka izany dia mpandika ny lalàn'Andriamanitra...Noho izany ny atao hoe tsy mpanota dia tsy mpandika ny lalàn'Andriamaitra fa mitandrina tsara azireo (toy an'Ilay Zanak'Andriamanitra izany nitandrina hatramin'ny madinika indrindra (Deot.6)
Ianareo anefa dia milaza fa tsy mpanota nefa tsy mitandrina ireo lalàna....

6 Diso ny fanambarana fa ILAY Anarana YAHOSHUAH "avy any an-danitra"...
"TSY AVY ANY AN-DANITRA" ihany koa satria ingahy samuelson edward dia tsy mitsotra mazava mihitsy hoe nisy avy any an-danitra nidina nanome azy io anarana io na koa hoe izy tety antany nakarina nankany an-danitra no nanomezana ilay anarana....efa nentiko moa ny porofo tao amin'ny la saint bible de la vulgate no nangalany ilay Anarana tamin'ny endriny feno hoy izy ao anaty internety....http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

7 Diso ny fanambarana fa izay manana ny Anarana YAHOSHUAH ihany no "tsy mpanota", izahay dia manana ny Anarana hoe Jesosy nefa izahay dia milaza fa "tsy mpanota" satria efa nesorina taminay ny ota, ary tsy izahay intsony no velona ato anatinay fa i KRISTY (ILAY TSY NANOTA) ILAY TSY NANDIKA LALANA.....

ho fanitsiana izay diso hoy aho....

91. RA TAN ( 23/05/2017 08:19)

RBNIR - 22/05/2017 10:38
1 Diso ny fitenenana hoe "mahafaty ny didy folo" satria manohitra ity teny ity izany...« Ka dia masina
tokoa ny lalàna, ary masina ny didy sady marina no tsara. » (Romana 7:12)
« Koa ny tsara va no nahafaty ahy? Sanatria izany! Fa ny ota no nahafaty ahy, mba hiseho ho ota; fa
ny tsara no nentiny nahafaty ahy, mba ho tonga ota indrindra ny ota noho ny nataon'ny lalàna. »
(Romana 7:13)
Tsy ny didy no mahafaty fa ny ota no mahafaty.
Rehefa voavonjy ilay olona (nesorina tsy ao anatiny intsony ny ota) dia ho tanterak'ilay olona
amin'izany ny lalàna satria tsy eo intsony ilay mpanandevo dia ny ota...
DISO ARAKA IZANY NY FITENENANA FA MAHAFATY NY DIDY (mifanohitra amin'ny Soratra Masina
izany).

RA TAN:
Izaho nga niteny hoe ratsy ny didy folo? Tsara ny didy folo, fa ny Dadanay izay any andanitra anie no nanao an’iny e! Fa rehefa tsy nilainy intsony iny didy folo iny dia nalain’ny devoly, dia nataon’ny devoly fitaovana hamonoana olona.
Aza hodiana fanina ilay andininy faha 9:
ROM,7:9 fa rehefa tonga kosa ny didy dia velona indray ny ota ka dia maty aho.
MAMELONA OTA NY DIDY FOLO.
2KOR,3:7 fa raha ny fanompoana nitondra fahafatesana aza, dia ilay voasoratra teo amin’ny vato;
NY DIDY FOLO ILAY VOASORATRA TEO @ VATO, IO LAZAINA FA MAHAFATY IO.
1KOR,15:56 fa ny ota no fanindronan’ny fahafatesana, ary ny lalàna no herin’ny ota.
NY DIDY FOLO NO HERIN’NY OTA KA NAHAFATY OLONA AVY EO.
Lazainao fa diso daholo ireo versets ireo. Ny devoly no manadiso an’ireo!

RBNIR:
2 Diso ihany koa fitenena fa hoe "Rava ny didy folo" satria manohitra ity teny ity...« Aza ataonareo fa
tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka. » (Matio
5:17)
Tsy "ravaina ilay lalàna fa hotanterahina"...
« Koa mahafoana ny lalàna amin'ny finoana va isika? Sanatria izany! fa mampiorina tsara ny lalàna
isika. » (Romana 3:31)
Tsy foanana fa ampiorenina tsara ilay lalàna....

RA TAN:
MAT,5:17 Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka
Rehefa jerena anefa ny zavatra nataon’I Yahoshuah dia; tsy tena tsy nitandrina an’ilay didy folo, fa nanosihosy an’io aza no nataony:
Raha ny @ didy folo dia tsy mahazo miasa sabata, fa Yahoshuah niasa sabata: (JAONA,5:17 Fa Yahoshuah namely namely azy hoe: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa. 18Nefa vao mainka nitady hamono Azy ny jiosy, tsy noho Izy tsy nitandrina ny sabata ihany, fa noho ny nilazany koa fa Andriamanitra ny Rainy, ka nanao ny tenany ho mitovy amin’Andriamanitra Izy.
=>TSY NY DIDY FOLO NO NOTANTERAHIN’I YAHOSHUAH EO @ IO “MAT,5:17” IO, FA NY TENY MILAZA AZY AO @ LALANA SY NY MPAMINANY:
LIOKA,24:44 fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin’ny lalàn’I Moshè sy ny Mpaminany ary ny Salamo.
TERAKA AO BETLEHEMA( MIKA,5:1 => MAT,2:1)
GENOCIDE ANA ZAZAKELY (JER,3:1=> MAT,2:16-18)
NILOKANA NY AKANJONY (SAL,22:18=> JAONA,19:24)
TSY MISY HOTAPAHINA NY TAOLANY (EKS,12:46=> JAONA,19:31-33)
Santionany @ ireo teny milaza Azy izay notanterahiny ireo, fa mbola be dia be ao.

“ROM,3:31 koa mahafoana ny lalàna amin’ny finoana va isika? Sanatria izany, fa mampiorina tsara ny lalàna isika”
MATIO,5:18 Mandrampahafoan’ny lanitra sy ny tany dia tsy hisy ho foana akory ny amin’ny lalàna, na litera iray na dia tendron-tsoratra iray aza mandram-paha tanterak’izy rehetra.
1)RAHAFA FOANA NY LANITRA SY NY TANY DIA FOANA NY DIDY FOLO “AO ISRAEL”.
Ka mbola tsy foana ny lanitra sy ny tany izao, dia mipetraka tsara io “ROM,3:31 io AO ISRAEL”. Mba haseho fa tena misy didy folo mahafaty tokoa ao Israel. Dia marim-pototra tsara ny nahatongavan’I YAHOSHUAH tao; mba hamonjy ny olona ho afaka @ izany fahafatesana nohon’ny didy folo izany.
2)REHEFA TANTERAKA NY LALANA REHETRA DIA FOANA NY DIDY FOLO “AO AMIN’I YAHOSHUAH”:
ROM,13:10 ny Fitiavana tsy manisy ratsy ny namana, koa dia ny Fitiavana no fahatanterahan’ny lalàna
JAONA,15:13 tsy misy manana Fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
YAHOSHUAH no nahatanteraka ny lalàna t@ alalan’ny Fitiavana lehibe nohon’ny namoizany ny ainy teo @ hazo fijaliana: dia io ilay “EFESIANA,2:15 RAVA NY DIDY FOLO”
EFESIANA,2:15 Nofoanan’i Yahoshuah ny lalànan’ny jiosy mbamin’ny didy amam-pitsipiny mba hampiraisany antsika roa tonta amin’ny tenany ka hanaovany antsika ho olom-baovao tokana: toy izany no ahavitan’i Yahoshuah fampihavanana. 16Ny nahafatesany teo amin’ny hazo fijaliana dia nanafoana ny fankahalana, ka nanambatra antsika ho tena iray ihany sady nampihavana antsika tamin’Andriamanitra. 17Izany no nahatongavan’I Yahoshuah nitory vaovao mahafaly fampihavanana taminareo hafa firenena izay lavitra an’Andriamanitra sy tamin’ny jiosy izay akaiky Azy.
-Raha tsy teo YAHOSHUAH nandrava ny didy folo tsy tafaraka t@ A/tra ny hafa firenena (fa ny hafa firenena dia halan’A/tra raha ny @ didy folo NEH,13:3)
-Rehefa tonga i YAHOSHUAH dia foana ny didy folo, dia miaraka @ YAHOSHUAH ny jiosy izay te hoany andanitra:
GAL,3:23 Talohan’ny nahatongavan’izany finoana izany dia voagadra sy voageja teo ambany lalàna izahay jiosy, mba hiandrandranay ny finoana izay efa hambara aty aoriana. 24Koa ny lalàna dia mpitaiza anay mba hiandrandranay an’i Yahoshuah, ka hahatonga anay ho marina eo imason’Andriamanitra noho ny finoana. 25Efa tonga kosa ankehitriny izany finoana izany, ka tsy fehezin’izay mpitaiza intsony izahay.

=> GAL,5:4 Dia tafasaraka amin’I Yahoshuah ianareo na iza na iza mitady hohamarinina amin’ny lalàna, efa lavo niala tamin’ny fahasoavana ianareo. TAFASARAKA @ A/TRA NAREO MPITANDRINA DIDY FOLO

RBNIR:
3 Diso ny fiheverana fa ny teny ao amin'ny Isa.42:1-6 dia entina manambara olona iray aty amin'ny
nosy madagasikara.....tsy manambara olona io fa manambara an'ilay Zanak'Andriamanitra satria ny
teny hoe Izy rehetra voasoratra ao dia manomboka amin'ny renintsoratra avokoa fa tsy zanantsoratra...
ary manamafy ny ao amin'ny mat.12:17-21 fa efa tanteraka marina tokoa io teny io...

RA TAN:
YAHOSHUAH ilay zanak’A/tra. Ary izaho mihintsy no efa niteny fa MANONDRO AN’I YAHOSHUAH IO ISAIA,42:1-6 IO.
Porofon’izany YAHOSHUAH mihintsy no niteny hoe: “LIOKA,4:18 ny Fanahin’I Yahvah no ato amiko”. Hatramin’izany no efa niandry ny lalàny ny Nosy, fa ankehitriny kosa tonga eto @ Nosy M/car ilay lalàna nandrasana; eto M/car YAHOSHUAH no mamoaka ny fitsipika hoan’ny jentilisa(mazava ho azy fa tsy didy folo, fa ny didy folo efa voarara ny fitondrana azy mankany @ jentilisa SAL,147:19,20).
Y.F.V: Yahoshuah Fanekena Vaovao MANDRAVA DIDY FOLO.
Tanteraka ny teny

RBNIR:
4 Diso ny fanambarana fa ILAY Anarana YAHOSHUAH dia originel fa tao amin'ny baiboly nadika
tamin'ny teny latina no nangalana azy, noho izany "tsy originel" intsony fa efa dikan-teny ihany koa
(mitovy laharana amin'ireo Anarana izay nosoratana avy amin'ny dikan-teny grika sns....)

RA TAN:
Anarana avy any andanitra ny Anarana YAHOSHUAH. Ny anjely mihintsy no niteny an’izany (MAT,1:21 ka hiteraka zazalahy izy, ary ny anarany atao hoe YAH no MPAMONJY (YAH HOSHUAH).
Anarana ambony nohon’ny Anarana rehetra izany, fa ny devoly sy ny mpiray tsikombakomba ratsy aminy ihany ireo miezaka mafy mampitovy an’I YAHOSHUAH @ a/try ny grika ireo.
Ianao aza asaiko manaporofo izay mba mahamarina an’ilay a/try ny grika iarahanao, fa tsy mahavita ianao.

RBNIR:
5 Diso ihany koa ny fandraisanareo ilay ho "tsy mpanota" satria ny atao hoe ota = fandikan-dalàna (1
Jao.3:4) ny atao hoe mpanota araka izany dia mpandika ny lalàn'Andriamanitra...Noho izany ny atao
hoe tsy mpanota dia tsy mpandika ny lalàn'Andriamaitra fa mitandrina tsara azireo (toy an'Ilay
Zanak'Andriamanitra izany nitandrina hatramin'ny madinika indrindra (Deot.6)
Ianareo anefa dia milaza fa tsy mpanota nefa tsy mitandrina ireo lalàna....

RA TAN:
Ianao no tsy mahay mihaino, satria avy @ devoly rainareo(JAONA,8:43,44), fa tsy izahay no diso fandray. Tenin’ny JAONA izay mpianatr’I YAHOSHUAH miaraka aminay anie io e! dia izahay no mahalala azy fa tsy ianao. Fa ianao aza io miezaka mafy ny mamilivily io, fa tsy mahavita e!
FANDIKAN-DALANA NO OTA: NY MPANDIKA LALANA NO MPANOTA. Ianareo mpitandrina didy folo no mpandika lalàna hoy A/tra, dia ianareo no mpanota: “1TIM,1:9 ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna(didy folo), fa ny mpandika lalàna sy ny maditra,dia ny tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masina sy ny olona vetaveta, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona. 10Ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpangalatra olona, ny mpandainga, ny mpianian-tsy to, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema”
Mitandrina didy folo nareo, fa tsy mahatandrina an’ireo izany ianareo, fa diso @ iray Monja dia meloka @ izy rehetra(JAK,2:10).
Ny lalàna aty @ FANEKENA VAOVAO manao hoe RAVA NY DIDY FOLO(EFES,2:15), fa dikainareo izany.
TSY AZO OVAINA NY ANARAN’NY ZANAK’A/TRA (ASA,4:12), fa dikainareo izany.
Tena mpandika lalàna nareo; mpanota nareo dia tsy mahafantatra an’A/tra(1JAONA,3:6)

RBNIR:
6 Diso ny fanambarana fa ILAY Anarana YAHOSHUAH "avy any an-danitra"...
"TSY AVY ANY AN-DANITRA" ihany koa satria ingahy samuelson edward dia tsy mitsotra mazava
mihitsy hoe nisy avy any an-danitra nidina nanome azy io anarana io na koa hoe izy tety antany
nakarina nankany an-danitra no nanomezana ilay anarana....efa nentiko moa ny porofo tao amin'ny
la saint bible de la vulgate no nangalany ilay Anarana tamin'ny endriny feno hoy izy ao anaty
internety....http://www.rtvyahoshuah.com/lien/fampianarana1.php

RA TAN:
Ny Ray aman-dReny SAMUELSON EDWARD ilay iraky ny Avo indrindra(APOK,14:6) avy any andanitra, MITONDRA an’ilay Anarana YAHOSHUAH ety ambonin’ny tany. Ary rehefa nanambara Izy ka tsy nino ny olona, dia natondrony amin’izay ilay tao @ baiboly katolika romana izay mbola nahitsiny koa fa nisy diso: YEHOSHUAH ilay ao @ baiboly katolika, fa nahitsiny hoe YAHOSHUAH no Izy, satria YAH no anaran’ny Ray fa TSY YEH

RBNIR:
7 Diso ny fanambarana fa izay manana ny Anarana YAHOSHUAH ihany no "tsy mpanota", izahay dia
manana ny Anarana hoe Jesosy nefa izahay dia milaza fa "tsy mpanota" satria efa nesorina taminay
ny ota, ary tsy izahay intsony no velona ato anatinay fa i KRISTY (ILAY TSY NANOTA) ILAY TSY
NANDIKA LALANA.....
ho fanitsiana izay diso hoy aho....

RA TAN:
Fialonana ny an’I RBNIR.
1JAONA,1;8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamitatena, ary ny marina tsy ato amintsika. 10 Raha hoy isika: tsy manota isika dia mampandainga Azy, ary ny teniny tsy ato amintsika.
Nodikain’i RBNIR ireo teny ireo, satria I RBNIR milaza fa tsy mpanota koa nefa mbola any ivelan’ny fanjakan’I Yahoshuah.
Ny fanjakan’i Yahoshuah tsy eto antany, fa any andanitra(JAONA,18:36); ary any andanitra tsy misy didy folo(DEO,30:11-12); olona iza no hovonoinao any ka hoe ilaina didy folo? Any andanitra tsy misy manam-bady, ka vadin’iza no ho tsiriritinao any ka ilaina didy folo?
-MAMITA-TENA I RBNIR
-TSY AO @ RBNIR MARINA: fahadisoana sy lainga ary fitaka daholo io ataon’i RBNIR io.
-MAMPANDAINGA AN’A/TRA I RBNIR, ko inona fa ny devoly no manao an’izany.
-TSY AO @ RBNIR NY TENIN’A/TRA: mazava fa tenin-demony io tenenin’I RBNIR io.
I RBNIR tsy any andanitra, fa ety antany, ary io mivingitra didy folo mariky ny maha mpanota (1TIM,1:9,10) io:
“1TIM,1:9 ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna(didy folo), fa ny mpandika lalàna sy ny maditra,dia ny tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masina sy ny olona vetaveta, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona. 10Ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpangalatra olona, ny mpandainga, ny mpianian-tsy to, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema
Donc, araka an’io “1TIM,1;9,10” io dia TENA MPANOTA I RBNIR, ARY TENA TSY MATAHOTRA AN’A/TRA, NOSOKAJIN’A/TRA HO SODOMITA SY MPANAO AN’ IREO KARAZANA FAHARATSIANA IREO I RBNIR. Any ivelan’ny fanjakan’A/tra ianao(APOK,21:8,27).
Didy izany ka koseho raha mahakosoka e!
Miraikitra ianao RBNIR a! Hoaiza eo anefa ianao @ ity teny marina ity e!
Ary hoy koa ny lalàn’I Yahoshuah hoe “AMIN’NY ANARAN’I YAHOSHUAH NO AHAZAHOANA FAMELANKELOKA (ASA,10:43), fa tsy @ anaran’ny a/try ny grika. Ny an’i RBNIR anefa ny a/try ny grika(ZEUS) no miaraka aminy.
Mahita anay zanak’A/tra tsy mpanota ianao dia mba nangala-tahaka koa. Ko raha tsy tenintenenina fahatany tahak’izany fotsiny izy ity ko. Izahay anie matoa tena afa-pahotana dia nisy dingana natao aloha e: MANDRAVA DIDY FOLO; atao batisa aty @ YAHOSHUAH, dia izay vao lasa olo-marina(1KOR,6:11), dia tafapetraka any an-danitra ao @ fanjakan’i YAHOSHUAH(EFES,2:6).
Fa ny ao anatinao ao izao mahalala tsara fa mpanota ianao, ary matahotra mafy ny ho faty. Fa ny vavanao fotsiny no mody mba miteny hoe tsy mpanota fa menatra loatra ianao.
92. RA TAN ( 23/05/2017 08:29)
RBNIR:

7 Diso ny fanambarana fa izay manana ny Anarana YAHOSHUAH ihany no "tsy mpanota", izahay dia
manana ny Anarana hoe Jesosy nefa izahay dia milaza fa "tsy mpanota" satria efa nesorina taminay
ny ota, ary tsy izahay intsony no velona ato anatinay fa i KRISTY (ILAY TSY NANOTA) ILAY TSY
NANDIKA LALANA.....
ho fanitsiana izay diso hoy aho....

VALINY:
1JAONA,1;8 Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamitatena, ary ny marina tsy ato amintsika. 10 Raha hoy isika: tsy manota isika dia mampandainga Azy, ary ny teniny tsy ato amintsika.
Nodikain’i RBNIR ireo teny ireo, satria I RBNIR milaza fa tsy mpanota koa nefa mbola any ivelan’ny fanjakan’I Yahoshuah.
Ny fanjakan’i Yahoshuah tsy eto antany, fa any andanitra(JAONA,18:36); ary any andanitra tsy misy didy folo(DEO,30:11-12); olona iza no hovonoinao any ka hoe ilaina didy folo? Any andanitra tsy misy manam-bady, ka vadin’iza no ho tsiriritinao any ka ilaina didy folo?
-MAMITA-TENA I RBNIR
-TSY AO @ RBNIR MARINA: fahadisoana sy lainga ary fitaka daholo io ataon’i RBNIR io.
-MAMPANDAINGA AN’A/TRA I RBNIR, ko inona fa ny devoly no manao an’izany.
-TSY AO @ RBNIR NY TENIN’A/TRA: mazava fa tenin-demony io tenenin’I RBNIR io.
I RBNIR tsy any andanitra, fa ety antany, ary io mivingitra didy folo mariky ny maha mpanota (1TIM,1:9,10) io:
“1TIM,1:9 ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna(didy folo), fa ny mpandika lalàna sy ny maditra,dia ny tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masina sy ny olona vetaveta, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona. 10Ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpangalatra olona, ny mpandainga, ny mpianian-tsy to, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema
Donc, araka an’io “1TIM,1;9,10” io dia TENA MPANOTA I RBNIR, ARY TENA TSY MATAHOTRA AN’A/TRA, NOSOKAJIN’A/TRA HO SODOMITA SY MPANAO AN’ IREO KARAZANA FAHARATSIANA IREO I RBNIR. Any ivelan’ny fanjakan’A/tra ianao(APOK,21:8,27).
Didy izany ka koseho raha mahakosoka e!
Miraikitra ianao RBNIR a! Hoaiza eo anefa ianao @ ity teny marina ity e!
Ary hoy koa ny lalàn’I Yahoshuah hoe “AMIN’NY ANARAN’I YAHOSHUAH NO AHAZAHOANA FAMELANKELOKA (ASA,10:43), fa tsy @ anaran’ny a/try ny grika. Ny an’i RBNIR anefa ny a/try ny grika(ZEUS) no miaraka aminy.
Mahita anay zanak’A/tra tsy mpanota ianao dia mba nangala-tahaka koa. Ko raha tsy tenintenenina fahatany tahak’izany fotsiny izy ity ko. Izahay anie matoa tena afa-pahotana dia nisy dingana natao aloha e: MANDRAVA DIDY FOLO; atao batisa aty @ YAHOSHUAH, dia izay vao lasa olo-marina(1KOR,6:11), dia tafapetraka any an-danitra ao @ fanjakan’i YAHOSHUAH(EFES,2:6).
Fa ny ao anatinao ao izao mahalala tsara fa mpanota ianao, ary matahotra mafy ny ho faty. Fa ny vavanao fotsiny no mody mba miteny hoe tsy mpanota fa menatra loatra ianao.

93. RA TAN ( 23/05/2017 08:51)
Fa mihatra @ I RBNIR ity tenin’I YAHOSHUAH ity manao hoe:
JAONA,8:43 Nahoana no tsy azonareo ny teniko? Satria tsy mahay mihaino ny teniko ianareo. 44Ianareo avy tamin’ny devoly rainareo, ka izay sitraky rainareo no tinareo atao. Izy dia mpamono olona hatramin’ny taloha, ary tsy mitoetra amin’ny marina, satria tsy misy marina aminy.

Tsy misy marina @ devoly, fa diso daholo ny zavatra rehetra aminy;
Ary izay no nahatonga an’I RBNIR hanadiso ny soratra masina; lazainy fa diso daol ny soratra masina rehefa tsy mifanaraka @ eritreriny.

Fa toy izao ny fahamarinan’y soratra masina:
MITONDRA MANKANY ISRAEL NY DIDY FOLO; ARY ANY ISRAEL IHANY NO TANDREMANA:
DEO,6:1 DEO,12:1 DEO,7:1

NATOKANA HOAN’NY JIOSY(ISRAELIANA) IRERY NY DIDY FOLO, FA TSY NATAO HOAN’NY HAFA FIRENENA:
SALAMO,147:19 Milaza ny teniny amin’I Jakoba Izy, ary ny didiny sy ny fitsipiny amin’Israely. 20Tsy mba nanao toy izany tamin’izay firenena hafa Izy.
NEHEMIA,13:3 Ary rehefa ren’ny olona ny lalàna dia noroahany niala tamin’ny Israely ny olona hafa firenena rehetra.
=> MILAZA NY TENANY HO JIOSY IZAY HAFA FIRENENA MITANDRINA DIDY FOLO; SINAGOGAN’NY SATANA IZANY MAZAVA HOAZY(APOK,2:9).
Mbola tsy misy resaka rava didy folo akory eto dia io fa tratra sahady nareo: MPANGALATRA NY DIDY NOMENA NY JIOSY; SINGGOGAN’NY SATANA NO NIAFARANY.

"MAT,5:17"

*MAT,5:17 Aza ataonareo fa tonga Aho handrava ny lalàna na ny mpaminany; tsy tonga Aho handrava, fa hanatanteraka
Rehefa jerena anefa ny zavatra nataon’I Yahoshuah dia; tsy tena tsy nitandrina an’ilay didy folo, fa nanosihosy an’io aza no nataony:
Raha ny @ didy folo dia tsy mahazo miasa sabata, fa Yahoshuah niasa sabata: (JAONA,5:17 Fa Yahoshuah namely namely azy hoe: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa. 18Nefa vao mainka nitady hamono Azy ny jiosy, tsy noho Izy tsy nitandrina ny sabata ihany, fa noho ny nilazany koa fa Andriamanitra ny Rainy, ka nanao ny tenany ho mitovy amin’Andriamanitra Izy.
=>TSY NY DIDY FOLO NO NOTANTERAHIN’I YAHOSHUAH EO @ IO “MAT,5:17” IO, FA NY TENY MILAZA AZY AO @ LALANA SY NY MPAMINANY:
LIOKA,24:44 fa tsy maintsy ho tanteraka izay rehetra nanoratana Ahy teo amin’ny lalàn’I Moshè sy ny Mpaminany ary ny Salamo.
TERAKA AO BETLEHEMA( MIKA,5:1 =>MAT,2:1)
GENOCIDE ANA ZAZAKELY (JER,3:1=> MAT,2:16-18)
NILOKANA NY AKANJONY (SAL,22:18 =>JAONA,19:24)
TSY MISY HOTAPAHINA NY TAOLANY (EKS,12:46 =>JAONA,19:31-33)
Santionany @ ireo teny milaza Azy izay notanterahiny ireo, fa mbola be dia be ao.

“ROM,3:31 koa mahafoana ny lalàna amin’ny finoana va isika? Sanatria izany, fa mampiorina tsara ny lalàna isika”
Valiny:
MATIO,5:18 Mandrampahafoan’ny lanitra sy ny tany dia tsy hisy ho foana akory ny amin’ny lalàna, na litera iray na dia tendron-tsoratra iray aza mandram-paha tanterak’izy rehetra.

Mizara roa io teny io:
1)RAHAFA FOANA NY LANITRA SY NY TANY DIA FOANA NY DIDY FOLO “AO ISRAEL”.
Ka mbola tsy foana ny lanitra sy ny tany izao, dia mipetraka tsara io “ROM,3:31 io AO ISRAEL”. Mba haseho fa tena misy didy folo mahafaty tokoa ao Israel. Dia marim-pototra tsara ny nahatongavan’I YAHOSHUAH tao; mba hamonjy ny olona ho afaka @ izany fahafatesana nohon’ny didy folo izany.

2)REHEFA TANTERAKA NY LALANA REHETRA DIA FOANA NY DIDY FOLO “AO AMIN’I YAHOSHUAH”:
ROM,13:10 ny Fitiavana tsy manisy ratsy ny namana, koa dia ny Fitiavana no fahatanterahan’ny lalàna
JAONA,15:13 tsy misy manana Fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany.
YAHOSHUAH no nahatanteraka ny lalàna t@ alalan’ny Fitiavana lehibe nohon’ny namoizany ny ainy teo @ hazo fijaliana: dia io ilay “EFESIANA,2:15 RAVA NY DIDY FOLO”

EFESIANA,2:15 Nofoanan’i Yahoshuah ny lalànan’ny jiosy mbamin’ny didy amam-pitsipiny mba hampiraisany antsika roa tonta amin’ny tenany ka hanaovany antsika ho olom-baovao tokana: toy izany no ahavitan’i Yahoshuah fampihavanana. 16Ny nahafatesany teo amin’ny hazo fijaliana dia nanafoana ny fankahalana, ka nanambatra antsika ho tena iray ihany sady nampihavana antsika tamin’Andriamanitra. 17Izany no nahatongavan’I Yahoshuah nitory vaovao mahafaly fampihavanana taminareo hafa firenena izay lavitra an’Andriamanitra sy tamin’ny jiosy izay akaiky Azy.

-Raha tsy teo YAHOSHUAH nandrava ny didy folo tsy tafaraka t@ A/tra ny hafa firenena (fa ny hafa firenena dia halan’A/tra raha ny @ didy folo NEH,13:3)
-Rehefa tonga i YAHOSHUAH dia foana ny didy folo, dia miaraka @ YAHOSHUAH ny jiosy izay te hoany andanitra:
GAL,3:23 Talohan’ny nahatongavan’izany finoana izany dia voagadra sy voageja teo ambany lalàna izahay jiosy, mba hiandrandranay ny finoana izay efa hambara aty aoriana. 24Koa ny lalàna dia mpitaiza anay mba hiandrandranay an’i Yahoshuah, ka hahatonga anay ho marina eo imason’Andriamanitra noho ny finoana. 25Efa tonga kosa ankehitriny izany finoana izany, ka tsy fehezin’izay mpitaiza intsony izahay.

=> GAL,5:4 Dia tafasaraka amin’I Yahoshuah ianareo na iza na iza mitady hohamarinina amin’ny lalàna, efa lavo niala tamin’ny fahasoavana ianareo. TAFASARAKA @ A/TRA NAREO MPITANDRINA DIDY FOLO

RAFITRA EFA NILAOZAN’A/TRA NY DIDY FOLO:
2KOR,3:7 fa raha ny fanompoana nitondra fahafatesana aza, dia ilay voasoratra teo amin’ny vato
1KOR,15:56 fa ny ota no fanindronan’ny fahafatesana, ary ny lalàna no herin’ny ota.
ROM,7:9 fa rehefa tonga kosa ny didy dia velona indray ny ota ka dia maty aho

MPANOTA IZAY MITANDRINA DIDY FOLO:
1TIM,1:9 ka fantany fa tsy ny olona marina no nanaovana ny lalàna(didy folo), fa ny mpandika lalàna sy ny maditra,dia ny tsy matahotra an’Andriamanitra sy ny mpanota, ny olona tsy manaja izay masina sy ny olona vetaveta, ny mpamono ray sy ny mpamono reny, ny mpamono olona. 10Ny mpijangajanga, ny sodomita, ny mpangalatra olona, ny mpandainga, ny mpianian-tsy to, ary na inona na inona manohitra ny fampianarana tsy misy kilema
94. RA TAN ( 23/05/2017 08:52)

95. RBNIR ( 23/05/2017 09:02)
Averiko hatrany izaho dia mino ilay Anarana hoe Jesosy, nefa dia tsy mpanota intsony satra aho efa nandray ny famonjena...

Ahoana no mahamarina izany?

Ny atao hoe famonjena dia fanesorana ilay ota ao anatin'ny olona...« Ary fantatrareo fa Izy no naseho hanaisotra* ny ota; ary tsy mba misy ota ao aminy. [* Na: hitondra] » (1 Jaona 3:5)

Rehefa afaka ny ota ao anatin'ny olona iray dia misolo toerana ilay OTA ny Fanahy Masina...

Ary rehefa tonga ao anatin'ny olona iray ny Fanahy Masina dia ho tanteraka aminy ity teny ity...« Ary ny Fanahiko no hataoko ao anatinareo, ka hahatonga anareo handeha araka ny lalàko sy hitandrina ny fitsipiko ka hanaraka azy. » (Ezekiela 36:27)

Ilay Fanahy Masina (2 Kor.3:17 izay tsy iza fa i Kristy ihany) dia hitaona ny olona handeha araka ny lalàn'Andriamanitra sy hitandrina ireo fitsipikany ary hanaraka Azy....

Manomboka eo dia i Kristy no lasa velona ao anatin'ilay olona Kritsy : tsy mahay manota, noho izany dia tsy mahay manota ihany koa ilay olona manomboka eo....Kristy tsy mahay mandika ireo didin'Andriamanitra...Noho izany dia lasa tsy mahay mandika ny didin'Andriamanitra ihany koa ilay olona manomboka eo....Tanteraka aminy ity teny ity....« Voahombo miaraka amin'i Kristy amin'ny hazo fijaliana aho, ary tsy izaho intsony no velona, fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo amin'ny nofo dia ivelomako amin'ny finoana ny Zanak'Andriamanitra, Izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy. » (Galatiana 2:20)

Manomboka eo dia tsy mahay manota intsony ilay olona« Izay rehetra naterak'Andriamanitra no tsy manota, satria ny voany mitoetra ao anatiny, ary tsy mahay manota izy, satria naretak'Andriamanitra. » (1 Jaona 3:9)

Manomboka eo dia tsy ilaina intsony ny mampianatra azy ireo lalàna satria ny fiainany dia efa mandeha araka ny lalàna (« Ary samy tsy hampianatra ny namany sy ny rahalahiny avy intsony izy hoe: Mahalalà an'i Jehovah; Fa samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra. Hatramin'ny kely indrindra ka hatramin'ny lehibe indrindra, hoy Jehovah; Fa havelako ny helony, ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany. » (Jeremia 31:34) (Heb.8:11)

Ny olona tonga amin'izany toerana izany no tsy mila ny lalàna intsony araka ny 1Tim.1:9,10

Saingy ianareo hoy aho "mbola tsy tonga amin'izany satria ianareo tsy mahafatantra akory ny dikan'ny hoe tsy mahay manota....
Ny atao hoe tsy mahay manota dia "tsy mahay mandika ny didin'Andriamanitra araka ny 1 jao.3:4 satria ny ota = fandikana ny lalàn'Andriamanitra....

96. RBNIR ( 23/05/2017 10:13)
Ary tsy ho tonga amin'izany mihitsy ianareo raha tsy "ateraka indray"....

Efa nazavaiko tato ny ateraka indray....Ny olona manao batisa amin'ny rano dia TSY MAINTSY OLONA VOAIRAKA MIVANTANA raha tsy izany tsy manankery ilay batisa ka tsy mahaisotra ny ota....
Raha te ho afaka amin'ny OTA (ka ho lasa tsy mpanota, tsy mahay manota intsony) dia araho antsakany sy andavany ny "lalana (chemin) izay nampianariny fahiny....

TSY MAINTSY OLONA VOAIRAKA MIVANTANA no manao batisa vao manankery hanaisotra ny ota ilay batisa....

http://forum.serasera.org/forum/message/m5915fad907f9e#m591eddd600731

Raha ny fahafantarako azy aloha hatreto ingahy samuelson edward dia tsy olona nirahina mivantana hanao batisa...

Normal Be ianareo dia miteniteny foana milaza fa tsy mpanota nefa ilay OTA aza tsy afaka eo ambavanareo mihitsy.......
97. RBNIR ( 23/05/2017 10:16)
Inona ilay tsy afaka eo ambavanareo? ilay teny hoe AZA TANDREMANA NY DIDY....izay raha adika dia hoe ANDAO HANOTA AMIN'ANDRIAMANITRA.......(1jao.3:4 OTA = FANDIKANA NY LALAN'ANDRIAMANITRA = TSY FIRAHARAHINA NY DIDIN'ANDRIAMANITRA)

ka mahatsiarova saina RA TAN a,
98. MINDAOZY ( 23/05/2017 12:55)
Ô r'RBNIR ôôô!
Ianao anie mpangalatra e! Mpangalatra ny didy folon'ny jiosy ianao. Fa an'ny jiosy irery mantsy ny didy folo. Adiridirio be ireo voamasonao ireo, dia jereo mafy be ny SALAMO 147:19,20.
Io ianao io tratra mangalatra, ka ahoana no tsy aha mpanota anao?
Fa raha milaza fa tompon'ny didy folo ianao nefa ianao gasy, dia milaza ny tenanao ho jiosy izany ianao; dia sinagogan'ny satana ianao. Ka aiza no hisy sinagogan'ny satana ho tsy mpanota izany? Fa ny tena izy satana no velona ao anatin'izay milaza ny tenany ho jiosy tahaka anareo tony.
99. RBNIR ( 23/05/2017 13:10)
Inona ny halatra eo Mindaozy a, mazava ilay ao amin'ny ISA.42 hamoaka fitsipika ho an'ny jentilisa IZY....

Ity teny ity ange dia notoriny e! « Fa hoy Jesosy taminy: Nahoana Aho no anontanianao ny amin'izay tsara? Iray no tsara*; fa raha te-hiditra any amin'ny fiainana ianao, tandremo ny didy.[*Na: (Nahoana Aho no ataonao tsara? Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany dia Andriamanitra.)] » (Matio 19:17)

Izay rehetra notoriny dia sady an'ny Jiosy no an'ny Jentilisa....Vakio tsara ilay Isa.42 e! hamoaka ho an'ny Jentilisa IZY......(renintsoratra no manomboka ao fa tsy zanatsoratra akory)..Ilay Zanak'Andriamanitra tonga tety 2000 taona lasa no voatondro ao fa tsy ingahy samuelson edward akory...
100. RBNIR ( 23/05/2017 13:31)
Ilay Anarana v sisa Mindaozy???

Mba fantatrao moa ny antony "hanekeko manokana" Ilay Anarana hoe Jesosy????

Satria io no nolazainy rehefa tonga nifidy ity olona ity IZY.....

Ary ankehitriny dia tanteraka amiko koa ireto teny ireto...

« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jaona 14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jaona 14:17)
« Tsy hamela anareo ho kamboty Aho; hankaty aminareo Aho. » (Jaona 14:18)

Ary ILAY NOMENA AHY dia tsy manohitra ny voalazan'iry olomboafidiny iry...

Heverinao v fa raha sain'olombelona hahita ireny DISO BE BE DIA BE AMPIANARINAREO IRENY????

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6023