Tonga indray ity ny Paka (2)

1. rhaj0 ( 13/04/2017 13:22)
Tohin'ny resaka tato
http://forum.serasera.org/forum/message/m58b9a961e1b43

Dia asa k'lou ity raha "fake news", fa kay manambady aman-janaka hono i Jesosy eee... Jereo ato:
http://afrikhepri.org/des-decouvertes-archeologiques-prouveraient-que-jesus-a-eu-une-femme-et-un-fils/


ka izay mbola mitomany ho vadiny izany, dia, indrisy ho'a ry tava-tsosisy, hozy ny fiteny, fa dia manana "rafi-vavy" izany nareo ee..

Dia izay mbola mitomany te-ho zanany indray, @ izay mba mandova, dia efa manan-janaka koa izy eee. Jacques no anarany.
novalian'i rhaj0 ny 18/04/2017 01:18
2. endriny ( 13/04/2017 13:24)
Angaha moa tsy ilay mpanjaka Frantsay voalohany no zanak'i Jesosy vavy?
3. irakiraka ( 14/04/2017 06:00)
Dia mirary soa ny tokantrano tsirairay avy @ zao fahatsiarovana ny nahafatesan'Jesosy izao.
Efa novidin'i Jesosy t@ràny izaho sy ianao.
Ary efa nitsangana t@ maty Izy. Ka ra mahatsiaro rera-dreraka ny fanahinao, na matimaty mihintsy aza, aza mataotra, hainy ny manangana anao ho tonga olom-baovao.
Am'zao andro Paska zao dia ho tanteraka aminao sy ho @ ankohonanao anie ity Tenin'Andriamanitra ity: "Ary hoy Ilay mipetraka eo ambonin'ny seza fiandrihanana: Indro havaoziko ny zavatra rehetra" Apok 21:5
Paska hitondra famonjena, fifohazam-panahy, fifaliana
4. rhaj0 ( 15/04/2017 13:35)
Ka io izany hono, ny olona no nanao ny nataony (nanota) dia i Jesosy no nalatsa-dra ee...

Dia faly ery ry Irakiraka @ izany fa "avotra" hono izy izany ee...

Fa ny Mpamorona (ny tantara) kosa mahay azy an.. nataony hoe "nitsangana t@ maty" indray ilay "nalatsa-dra" teo.
5. RKjeanclaude ( 17/04/2017 01:33)
karokaroy ihany fa ngô dia mahita decouverte hafa koa ianao e, ny arkeology koa mantsy betsaka. Mety mbola maro ny nahita any ho any fa tsy hitanao n p
6. RKjeanclaude ( 17/04/2017 01:38)
rhaj0 a! karokaroy ihany fa ngô dia mahita dekoverta hafa koa ianao e, ny arkeology koa mantsy betsaka maneran-tany. Mety mbola maro ny nahita any ho any fa tsy mbola hitanao piblikasio-ny. Satria rehefa ny science ve moa no hiteny tsy hino(absurde) eo foana ianao e. Mahereza mikaroka e!
7. rhaj0 ( 18/04/2017 01:18)
hi hi hi... matahotra mafy i RKjeanclaude ngo dia hahita ny tsy fahita ny olona mikarokaroka ny @ Jesosy.. aleony ihany ilay efa masaka ao @ imagination-ny ao..

ato indray azany jerena eee..
https://www.thesun.co.uk/news/2298142/first-ever-written-mention-of-jesus-confirmed-as-experts-say-2000-year-old-lead-tablets-found-in-remote-cave-are-genuine/

Fa toa misy ny sari-tavan'i Jesosy mihintsy koa ao, ary h@ alok'Andmtnra azany hono hita ao..

Rahefa toatoa io izao ny resaka, dia mampanontani-tena tokoany hoe, raha toatoa io izany ilay "alok'Andmtrna", izay (namorona olona) toa ny endriNY, dia hoe, dia tena Ilehio izany no namorona h@ galaxies an'alink'iza atsy @ mille milliards de mille sabords de kilometres... sa ahoana Rajeancl.. :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.245