Ny Biby ve nofo sy fanahy koa

41. RBNIR ( 26/04/2017 11:46)
rhaj0:

Rahefa sy Salamo izany no "mampitovy tena @ Olitra" dia hobian-dry RBNIR fa"masina masina".

Fa rahefa ny tsy-mpino no "mampitovy tena @ Biby", dia anaovan-dry RBNIR teny an'avona.

Voninahitra anie ho an'i RBNIR sy ny toetrany ary ny Andrmntra inoany.

Tsy izany kosa ilay izy fa izaho ange mba mihezaka mitaona anareo hahafantatra ny momba antsika e! mitaona anareo hivavaka satria isika misy fanahy fa tsy tahaka ny biby tsy mivavaka...

Ny fanahy hoy aho no mampiavaka antsika amin'ny biby ary ny fanahy no mahatonga ny olona mifandray amin'Andriamanitra...Izay ihany koa no mahatonga ny biby tsy mivavaka izany....
42. RBNIR ( 26/04/2017 11:51)
« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jaona 4:24)

Raha tsy misy fanahy tsy afaka mivavaka amin'Andriamanitra......
43. rhaj0 ( 26/04/2017 12:15)
Ny lamentation-n'i RBNIR ve moa ho lany.

Inty indray azany mba diniho dia mba ampiasao @ izay ilay coco eee..
Mpino toa anao ihany no "mampitovy ny olona @ Biby" io...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3265