NATOKANA HOAN'NY ISRAELIANA IRERY NY DIDY FOLO (LALÀN'I MOSHÈ), FA TSY NATAO HOAN'NY HAFA FIRENENA.

121. RA TAN ( 03/05/2017 12:05)
endriny:

Mampihomehy ilay hoe: "natokana ho an'ny israelita irery ihany ny didy folo". Ka nahoana aza ianao no miankohoka @ Atry ny israelita?

Dia iomehezanao fotsiny koa izany ireto tenin'A/tra ireto: SAL,147,19:20 NEH,13:3 DEO,5:1 ???
Ny A/try ny Israely no nahary n zavadrehtr dia ny teniny no arahina. Miteny Izy hoe "ny Israeliana irery n nomena ny D10 fa tsy ny hafa firenena" dia arahiko ny teniny.

endriny:

I RATAN ve te hiankohoka sy hanome dera sy laza ary hanompo ny Atr'i Abrahama (Atr'Israely), kanefa tsy te hanaja ny didy 10 nomeny. Raha tsy hoe I RATAN no anjely.
Ka ny anjely tsy mila didy 10 satria any an-danitra tsy misy mpanota no sady tsy misy tany anaovana anaovana fahotana

Izaho miankohoka sy manome voninahitra Azy dia manaraka ny teniny; ny deniny dia "AN'NY JIOSY IRERY N D10 (SAL,147:19,20)" ary "NY MPANOTA NO MILA D10 (1TIM,1:9)"
Ka izaho sad ts jiosy n ts mpanota fa zanak'A/tra (ambony nohon'ny anjely)
122. rhaj0 ( 03/05/2017 12:16)
"Ny A/try ny Israely no nahary n zavadrehtr"... (imaginaire) tao Israely.

ianao izao RA TAN, gasikely atsy @ oseana indiana, TSY takatry ny hoza-dohan'ilay Ny A/try ny Israely akoriny ny any ankoatran'ny Kilimanjaro, mainka fa ianao sy ny razanao... TSY nohariany re ianao eee...
123. RBNIR ( 03/05/2017 12:44)

RA TAN:

RBNIR:

...Ny antony nankahalan'Andriamanitra an'ireny dia satria tsy nanaja ny didiny (didy voalohany ao amin'ny didy folo) Eksodosy 20

=> Fa taiza A/tra no niteny t@ ireo hafa firenena ireo hoe "aza manana a/tra hafa afa tsy Izaho ihany"???

Fa ny D10 dia ny zanak'Israely irery no nasain'A/tra nitandrina azy (DEO,5:1 SAL,147:19,20).

RA TAN....
Andriamanitra ange mpitsara tsy miangatra e!

Tsy misy halako bika tsy tiako tarehy izany fa ISRAELY no nofidina mba ho hinoan'ny olona rehetra fa TOKANA ILAY NAHARY dia ny ANDRIAMANITRY NY ISRAELY
124. RBNIR ( 03/05/2017 12:56)
Ny ISRAELY no natao "fanasin'ny tany" tamin'izany andro izany....

« Hianareo no fanasin'ny tany; fa raha ny fanasina no tonga matsatso, inona indray no hahasira azy? Tsy misy heriny hanaovana na inona na inona intsony izy, fa hariana any ivelany ka hohitsahin'ny olona. » (Matio 5:13)

Ny olona rehetra tsy misy izay tsy nahafantatra ny lazan'ILAY ANDRIAMANITRY NY ISRAELY SY NY DIDY ARY NY FITSIPIKA IZAY NAMPIANARINY AZY IREO....

Tahaka ny amin'izao fotoana izao ihany e! misy olona fidina manokana hitandrina ireo didy sy hino an'i Jesosy ary hampianatra izany amin'ny olona rehetra ambonin'ny tany.....
125. RA TAN ( 03/05/2017 13:16)
Fa taiza A/tra no niteny t@ ireo hafa firenena ireo hoe "aza manana a/tra hafa afa tsy Izaho ihany"???

Fa ny D10 dia ny zanak'Israely irery no nasain'A/tra nitandrina azy (DEO,5:1 SAL,147:19,20).

RBNIR:

RA TAN....
Andriamanitra ange mpitsara tsy miangatra e!

Tsy misy halako bika tsy tiako tarehy izany fa ISRAELY no nofidina mba ho hinoan'ny olona rehetra fa TOKANA ILAY NAHARY dia ny ANDRIAMANITRY NY ISRAELY

Eritreritrao manokana izany fa tsy marina.

I JAKOBA no tiako fa ESAO halako hoy A/tra; nefa i Jakokb nandainga be(GEN,27). Izay tiany io dia tsis inoninona azonao atao.
Dia tahak'izany koa: ra ny @ D10 dia ny Israeliana no tiany dia nomeny ny D10, fa ny hafa firenena halany dia noroahiny sady tsy nasiany indra fo.

Fa Sahirana ve ianao mamaly an'io fanotaniana tsotra kely napetrako io dia aleonao manao torampo tahak'io ataonao io amzay?
126. RBNIR ( 03/05/2017 13:50)
RA TAN:

Fa taiza A/tra no niteny t@ ireo hafa firenena ireo hoe "aza manana a/tra hafa afa tsy Izaho ihany"???

Heverinao izany fa Andriamanitra dia LOZA BE avy dia mandringana nefa ny antony andringanana ny olona aza tsy fantany akory????

127. RBNIR ( 03/05/2017 13:52)
Tsy maintsy misy foana ny fialana nenina.....Misy foana ny olona fidina atao fanasina mba hanasina ny tany....

Izay tsy mety handray no hiharan'ny fahatezerana....
128. rhaj0 ( 03/05/2017 17:12)
Mba sisi-kevitra ny ahy... MIjanona ao @ ilay "fialana nenina" mandra-pahafaty ry RBNIR aaa...

Aza atsipy any @ ilay "fahatezerana" akory ny sainao (sy resakao), fa io toa rehefa any @ Fitsarana farany, na any ampahafatesana, vao taitsa.
129. RBNIR ( 03/05/2017 17:40)
Ny fananarana tsy maintsy atao : ny nenina hono tsy aloha hananatra fa ao aoriana handatsa....

Izay manampanahy, dia mahatsapa tsara ny lanjan'ny fananarana....
130. rhaj0 ( 03/05/2017 19:21)
Izhany hoe
- mba avelao ohatra i RA TAN hirevy ny reviny, na dia iaraha-mahita azany fa absurde/ridicule ny argument-ny
- Dia ianao "miala nenina" mitory ny teninao, izay absurde/ridicule koa kay rahefa atao ny kaonty.
- Dia i RA TAN manohy mirevy ny reviny, fa tsy mandraharaha izay fampitahorana ataonao @ izao "fahatezerana BE" izao...

Dia ho hitanao fa dia ho mandry ny tany eeee... revy samy manan'ny azy io. Any an-danitra mifankahita :-)
131. RKjeanclaude ( 04/05/2017 07:19)
résumé:
sola fidé vs d10, ridicule vs absurde, en danger vs perdu, dogmatisé vs borné, imaginaire vs suppusution .

ahitsio raha diso.
132. RBNIR ( 04/05/2017 08:23)
rhaj0:

- Dia ianao "miala nenina" mitory ny teninao, izay absurde/ridicule koa kay rahefa atao ny kaonty.

Moa v tsy marina ny soratra masina ry rhajo????« Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. » (1 Korintiana 1:18)

Raha ho an'ireo tsy mpino : dia normal be (hoy ny soratra masina fa tsy izaho) fahadalana ny teny....

Ho an'izay mino kosa dia mitondra hery ao anatiny izany teny izany....
133. andriatiana2 ( 04/05/2017 10:52)
ry zareo a! I paul sy barnabas ange ef niady hevitr be ihan ny amin jentilisa e!araka ny asan apostoly 15: fa ny mino sasan dia nitsangana ka nanao hoe ts maints forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn mosesy ary nivory ny apostoly sy ny loholona mb hihevitr izan zavatr zan.ary.....hatraminy ela andriamtq dia ef nifid teo amnareo f @vavako n handrenesan'jentilisa ny filazantsara... Fa ts nataon mis hafa isik fa nodiovin tam finoan ny fony koa nahoan nareo n maka fanahy an'andriamantr @fametrahanareo zioga @vozon mpianatr izay ts zakan'ny razantsika na isik hoentina? Ny fasoavan tompo n hamonjena antsik ...,tsy mety rah isik manome fahasahiranana ny am jentilisa izay mivery ho am'andriamantra;fa aok anoratr epistil amin isika dia ny mb hifadiany ny hena fahavetavetana..,sy ny fijangajangana ary ny zavatr kendaina sy ny rà..,.Fa sitraky ny Fanahy Masina sy izahay ny ts hampitondra enta mavesatr anareo afa ts izao zavatr izao ihan dia ny .....ary ny fijangajangana;raha matandritena hifady izan ianareo dia ho velona...,ary nony namaky izan ny olona dia faly noho ny anatra tsara
134. rhaj0 ( 04/05/2017 11:03)
O ry RBNIR aa... entre-pa aloha fa efa nomarihana teto ny Korintiana dradradradrainao

« Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena. » (1 Korintiana 1:18)

Ao @ Baiboly Katolika, dia
- tsy "teny ny amin'ny hazo fijaliana" no nampiasainy fa
- "fampianarana ny amin'ny hazo fijaliana"

Dia io izao mifandraika @ resak'i RKjeancalude, raha ny fahitako azy.
- ka ilay "teny" aminareo RBNIR dia "D10"
- ary ilay "fampianarana" @ Katolika dia ny "dogma-Sola-Fide".

izay ny @ iny, fa raha ao @ imgination-nao ao indray, dia hoe
- "very" ny imagination-nay,
- fa hoe, TSY maha-araka ny imagination-nareo,
dia .. tsy quoi izany ee... satria ny mifamadika @ izany no ato @ "imagination"-nay. :-)
135. stahtam ( 04/05/2017 11:21)

[quote=andriatiana2]
ry zareo a! I paul sy barnabas ange ef niady hevitr be ihan ny amin jentilisa e!araka ny asan apostoly 15: fa ny mino sasan dia nitsangana ka nanao hoe ts maints forana ireny ka asaina mitandrina ny lalàn mosesy ary nivory ny apostoly sy ny loholona mb hihevitr izan zavatr zan.ary.....hatraminy ela andriamtq dia ef nifid teo amnareo f @vavako n handrenesan'jentilisa ny filazantsara... Fa ts nataon mis hafa isik fa nodiovin tam finoan ny fony koa nahoan nareo n maka fanahy an'andriamantr @fametrahanareo zioga @vozon mpianatr izay ts zakan'ny razantsika na isik hoentina? Ny fasoavan tompo n hamonjena antsik ...,tsy mety rah isik manome fahasahiranana ny am jentilisa izay mivery ho am'andriamantra;fa aok anoratr epistil amin isika dia ny mb hifadiany ny hena fahavetavetana..,sy ny fijangajangana ary ny zavatr kendaina sy ny rà..,.Fa sitraky ny Fanahy Masina sy izahay ny ts hampitondra enta mavesatr anareo afa ts izao zavatr izao ihan dia ny .....ary ny fijangajangana;raha matandritena hifady izan ianareo dia ho velona...,ary nony namaky izan ny olona dia faly noho ny anatra tsara

[quote=stahtam]
Te-hananatra anay (araka ilay hoe ry zareo a!) izany ianao ka hoe hanaiky io Asan'ny Apostoly 15 io izahay dia ho faly noho ny anatra tsara. Izaho kosa milaza aminao fa hafatra mampisalasala sy mamingana io hafatra lazainao io :
1°) Tsy anisan'ny zavatra ampifadiana ny jentilisa ve izany ny mamono olona sy ny mandainga fa ny fijangajangana sy ny zavatra kendaina sy ny rà ihany no ampifadiana azy ireo dia ampy?
2°) nahoana ianareo no misotro ny rà-NY rehefa mandray ilay fanasaNY nefa toa hoe sitraky ny Fanahy ilay mampifady rà?
136. andriatiana2 ( 04/05/2017 12:09)
ts we reo ihan akour fa ireo le didy atao principale.f ny ankoatr'izay ef zareo mihts n ef mafantatr we rats ny lainga ndan jereo ange ny mpanomp sampy rah mety we tsara ny laing ndan jereo ny filozofa grika taloh rah ts nitaon ny olon hiala aminy ts marina na hanaiky ny lainga 2)ny i kristy ef niteny we ity ny mofo avy any andanitra.rany no ten fisotro ny nofon n tena fihinana fangah le ràn le biby anga ten fisotr.
137. stahtam ( 04/05/2017 12:29)

1°) "ts we reo ihan akour...":
Ny fampianarana kristiana mihitsy no hitako fa miolakolaka sy mpanamboamboatra resaka @ izay mifanandrifindrify aminy fotsiny; ary santionany fahatelo angamba ianao eto. Fa ry zareo ve izany tena tsy mahafantatra mihitsy hoe ratsy ny mijangajanga sy mihinana hena fahavetavetana dia mbola nosoratana teo ihany izany ka nasaina nofadiany. Iza no nilaza hoe principales ireo? dia accessoires ve izany ny ankoatra ireo? Ka raha ratsy @ mpanompo sampy sy ny filozofa grika ve ny lainga dia tsy maintsy ho ratsy @ dry Paoly koa? Izay ve ilay raisonnement tianao hotaritina?
2°) "ny i kristy ef niteny we ity ny mofo avy any andanitra.rany no ten fisotro ny nofon n tena fihinana fangah le ràn le biby anga ten fisotr":
Izany hoe ilay kristy (an'ny kristiana) izany mampisotro rà, ilay Fanahy masin'ny kristiana mampifady rà (tsy nisy fanavahana hoe ràn'inona na ràn'inona). Ilay kristy koa hono toatoa hoe zanak'ondry hoy Jaona, dia "sotroy izany ny ràn'ilay zanak'ondry" fa aza misotro ràm-biby hoy ny Fanahy masin'i andriatiana2 (sic!)
138. MINDAOZY ( 04/05/2017 12:59)
Ny "ASA,15" dia mampiseho miharihary ny ADY HEVITRA BE TEO @ MPITANDRINA DIDY FOLO SY NY MPANDRAVA DIDY FOLO.

- Ny mpitandrina didy folo dia miaraka @ Fariseo sy ny mpanora-dalàna: nampitandrina didy folo ny jentilisa
- Ny mpandrava didy folo dia ny Apostoly sy ny loholona ary ny fanahy masina: tsy namela ny jentilisa hitandrina didy folo.

Jereo tsara fa taty @ mpandrava didy folo no nisy ny fanahy masina.

NB:
Miverina indray io ady hevitra io ankehitriny, fa antomotra ny andro
139. endriny ( 04/05/2017 13:16)
Ny Jentilisa re ry Midaozy tsy miditra anaty sinagaoga satria tsy Jiosy a. Ka ahoana no hampianaran'ny Fariseo sy ny Mpanoradalana azy ireo ny didy 10.
140. RBNIR ( 04/05/2017 13:31)

endriny:

Ny Jentilisa re ry Midaozy tsy miditra anaty sinagaoga satria tsy Jiosy a. Ka ahoana no hampianaran'ny Fariseo sy ny Mpanoradalana azy ireo ny didy 10.

Izao hoy aho ny tsarovy, tsy voatery hoe hitory na hampianatra ny olona iray fa ny fiainany dia efa fitoriana araka ity teny ity....

« Hianareo no epistilinay voasoratra ato am-ponay sady fantatry sy vakin'ny olona rehetra; » (2 Korintiana 3:2)

Vakio tsara fa hoy ny teny hoe "vakin'ny olona rehetra....

Ka na tsy misy fitoriana aza dia efa voampita ny hafatra....

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3682