Raha te handroso

1. irakiraka ( 06/04/2017 09:30)
Inona no atao?
novalian'i endriny ny 21/04/2017 16:31
2. RKjeanclaude ( 06/04/2017 12:49)
tsy misy fa lany. :) :)
3. RBNIR ( 06/04/2017 13:06)
fadio ny mihemotra......
4. rhaj0 ( 06/04/2017 15:04)
.. ny mihemotra any @ l'an zéro.
5. endriny ( 06/04/2017 15:53)
Mitaingena skotera na bisikileta fa ireny tsy afaka mihemotra mihintsy
6. RKjeanclaude ( 06/04/2017 19:54)
tandremo sao manonofy be miandry ny ankizy hanosika.
7. rhaj0 ( 06/04/2017 19:55)
tsy mihemotra ny bisikileta ry Endriny, fa kosany, afaka mihodikodina tahaka ny alika manenji-drambo.. Dia miverina @ l'an zero. Izay ilay "fadio", hozy RBNIR.. sa tsy izany ry RBNIR?
8. RBNIR ( 07/04/2017 05:00)
rhaj0:

tsy mihemotra ny bisikileta ry Endriny, fa kosany, afaka mihodikodina tahaka ny alika manenji-drambo.. Dia miverina @ l'an zero. Izay ilay "fadio", hozy RBNIR.. sa tsy izany ry RBNIR?

Ilay miverina any amin'ny l'an zero tsy fiemorana fa fandrosoana satria fiverenana any amin'ilay TSY MISY KILEMA, fiverenana any amin'ilay fampianarana mbola tsy nisy pentina fa araka ny tena nampianarany azy marina tokoa....

Isika ankehitriny no efa maro no nihemotra niala tamin'io fampianarana tsy misy kilema io...« Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema*; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany; [* Gr. salama] » (2 Timoty 4:3)
9. irakiraka ( 07/04/2017 06:08)
Bravo Endriny, naazo moyenne nji t@ ty ndray mitoraka ty. :)
Fa le fitaovana ni-proposénjy reo afaka ovain’i Rbnir sy Rajean version point biblika veuu. :)
10. RKjeanclaude ( 07/04/2017 06:21)
Efa io nomen'i RBNIR io le point(araka ny eritreriny) : Fampianarana .
11. RBNIR ( 07/04/2017 06:35)
oui ny fiverenana amin'ilay FAMPIANARANA TSY MISY KILEMA tamin'ny an zero no fandrosoana...
12. irakiraka ( 07/04/2017 06:41)
Tsy vita irery nge ty adidy masina ty euu. Mbola handeha hamaky forum any aloha any mintsy za zao dia ho tononina eto mints ngambany ny anaran'ireo namana hafa ireo. Misy mamaky fotsiny nefa mety manana fanomezam-pahasoavana :)
13. rhaj0 ( 07/04/2017 12:39)
ka tena "manana adidy" (masina) @ olona hafa izany ianao io, ry Irakiraka??
@ dikany toa ny hoe, "manana adidy" @ zanakao ianao??

na raha tsotsorina eto: "manana adidy" (masina) amiko Rhaj0 ve ianao ry Irakiraka??
14. irakiraka ( 11/04/2017 06:34)
Eka, efa nambara teto ihany io hoe rehefa babon'i Jesosy zay enao dia tery ny @ fanahin'olona.
Fa lany andro mitsikera eo nge Rhaj0 fa zavatra tsy ho azonao zany raha tsy ao anatiny enao ee.
Rehefa mba mandalo aty an-tanana dia mba lazao za dia mba hiaraka hanao asa tsika 2 ee:)

Fa ho antsika mpino nateraka indray tokoa nge. Aza mieritreritra ianao hoe natokana ho an'ny matihanina ihany ny fanaovana ny asan'Dieu. Inona ny efa nataon'i Tompo anao. Na dia ny fanambaranao an'zay an'ireo manodidina aza dia efa sady manome voninahitra ny Tompo enao no mety mahataona iny olona iny ho an'i Jesosy ihany koa.

Raha te handroso, mila manao asa ihany koa.
15. RBNIR ( 11/04/2017 07:16)
irakiraka:

Rehefa mba mandalo aty an-tanana dia mba lazao za dia mba hiaraka hanao asa tsika 2 ee:)

Azavao aminy tsara fa mila miakatra étage ambonimbony kokoa izy aloha......
16. irakiraka ( 11/04/2017 07:28)
Bor2lais au tableau hono :-)
17. rhaj0 ( 11/04/2017 10:54)
akanga aloha fa miolakolana sa midoladola ry Irakiraka. Mba tsory ny marina f'aza toa fangolika mihatsara velatsihy hamely ambadika izany kosany eee... averina indray ny fanontaniana, ka eny sa tsia:

ka tena "manana adidy" (masina) @ olona hafa izany ianao io, ry Irakiraka??
@ dikany toa ny hoe, "manana adidy" @ zanakao ianao??
18. irakiraka ( 11/04/2017 12:28)
Oadray fa tsy efa novaliako ve ry Rhajo aa.
Eka oa :)
19. irakiraka ( 11/04/2017 12:44)
Dia miandry aho e :) (hihihi ho avy masiaka mantsy izy io mody mamerina fanontaniana io) kkkk
20. rhaj0 ( 11/04/2017 13:33)
Eka rô.. "Manana adidy masina" @ olona hafa i Irakiraka. Satria i Irakiraka dia "mpino nateraka". Ary ho @ "voninahitry ny Tompo" daholo izany (ho) ataon'i Irakiraka izany.

Izay izany ilay izy raha azoko tsara... eny, sa tsia dia mila ahitsy indray io?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9509