Salama daholo ry zareo a.momba ny resaka fahsalama... 
Lohahevitra : Fahasalamana
Fitohizan'ny hafatra : Salama daholo ry zareo a.momba ny resaka fahsalama...
Valiny : 7
Fitohizan'ny hafatra : Salama daholo ry zareo a.momba ny resaka fahsalama...
Valiny : 7
tokyma - 03/04/2017 16:37
|
![]() |
booboo - 05/04/2017 09:31
|
![]() |
rhaj0 - 05/04/2017 17:06
|
![]() Ka tsy noesorina ireo nofo mampangitigitika (rindrin'ny vagin, ny clitoris, sy izay hena sy nofo ao ambany ao, na h@ vatana iray manontolo akoriny azany), dia rahefa tsy maty ny nerf, na hoe rehefa tsy mihidy ilay saina, dia ... mangitigitika mahafinaritra foana io ee ![]() F'izany hoe, asa ve hoe, mety misy traumatisme ve aminy ao, dia lasa hotry ny tsy tafa intsony iilay revy.. io moa mety hitranga ihany na olona normal azany. |
hery - 05/04/2017 20:43
|
![]() rhaj0. Tsy ireo nofo ireo akory no mampangitikitika fa ny fibaikoan'ny atidoha ka raha toa tsy ao intsony ilay hormone mamelombelona an'izay dia tsy hisy fahafinaretana mihitsy na kitikitihana in'arivo eo ara loll |
rhaj0 - 06/04/2017 02:33
|
![]() ![]() https://en.wikipedia.org/wiki/Sexual_arousal io izany ilay mbola mihendratrendratra, salanindan(g)itra. io izany no tonga rahefa kitihina na kosehina na resahina na ampanidinina ny eritreritra... ary hoz'izy hoe: in female arousal the body's response is engorged sexual tissues such as nipples, vulva, clitoris, vaginal walls and vaginal lubrication. Ka tena tsisy idiran'i trump io izany na nifatotra izy na tsy nifatotra ee... https://en.wikipedia.org/wiki/Orgasm Eo ilay tonga @ fara-tampony, ary dia mihoraka be hoe: O ry Gasy moa eee... na io ilay fafiny izany ee... ka ny fanontaniana, mbola mihoraka ve raha nofatorana ilay trump? Tsy hitako ny resaka hormone-n'i Hery... fa ny hitako dia toa mbola mitombona ihany ny resako: na ny "normale" azany mety tsy tonga mihoraka raha (sanatria) misy traumatisme. Fa reveo mora ao dia tonga foana io eee... |
rhaj0 - 06/04/2017 14:44
|
![]() http://www.ourbodiesourselves.org/health-info/hysterectomy-oophorectomy-and-sexuality/ ... Some physicians and popular literature suggest that any sexual difficulties we may experience are “all in our head.” ... This is probably an individual response and has not been proved in studies. In addition, if the ovaries are removed, hormone levels drop sharply, and that can affect sexual feelings... ... However, for many women, sex is unchanged or even more enjoyable after hysterectomy, since painful symptoms are gone. |
hery - 06/04/2017 15:04
|
![]() Toa izany koa ny vehivavy mitaiza tsy te hanao mihitsy (mbola misy corps jaune mibahana ny hormone tsy mampiteraka) Mino aho fa misy ifandraisany ireo fa mahagaga raha tsy hitandry zalah. Kely loatra na ritra ny hormone dia mila kosehina ela be mihitsy raha marisika ny fanahy fa ny nofo no osa. |
rhaj0 - 06/04/2017 20:15
|
![]() "raha toa tsy ao intsony ilay hormone mamelombelona an'izay dia tsy hisy fahafinaretana mihitsy" Ilau "mihintsy" no diso, ary mety hamitaka sy mampi-traumatiser olona (izay mino anao). Ekena fa misy ny problem, fa tena arakaraka io fa TSY systematique. @ menopause ohatra, misy olana hormone, dia hoe... https://www.menopause.org/for-women/sexual-health-menopause-online/sexual-problems-at-midlife/decreased-response-and-pleasure All of this may mean some reduction in the sensations and pleasure you experience during lovemaking. It also can affect orgasm, which may be less intense, take longer to achieve, or rarely happen at all. I |