Iza no mino fa ho avy ny orana androany?

1. endriny ( 29/03/2017 03:56)
Arakaraky ny isan'ny mpamaly eto no akako fanapahan-kevitra na tokony hitondra elo aho na tsia

Misaotra mialoha
novalian'i rhaj0 ny 02/04/2017 09:50
2. hery ( 29/03/2017 08:36)

endriny:

Arakaraky ny isan'ny mpamaly eto no akako fanapahan-kevitra na tokony hitondra elo aho na tsia

Misaotra mialoha


hoy i BotoGasy ato http://m.me/botogasy

Hanorana madinika :-)
3. rhaj0 ( 29/03/2017 13:36)
raha ohatra ka mba manao "approche allegorique" tahaka an'i RKjeanclaude ianao ry Endriny, ka hoe "orana = piti-drora", dia... hi hi hi.. raha ho avy eto i Ra Tan sy ny tariny, dia tena mila elo ianao izany ee ... :-)
4. volafitia ( 29/03/2017 21:38)
Izany koa ve ry reto dia atao eto amin'ny finoana?
5. rhaj0 ( 02/04/2017 09:50)
"finoana" daholo izany re ry Volafitia aa... Fa raha TSY "finoaNAO" moa ilay izy dia... kOpy koa ianao izany fa, reciproquement, ny finoaNAO dia tsy finoan'ny hafa koa. Dia izay no ifanakalozana eto. Sa ahoana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1681