Andao antsointsika amin'ny tena anarany aza i Jesosy e

21. RA TAN ( 24/03/2017 05:24)

endriny:

RBNIR:

Mba valio RA TAN an, isika ange eto mihezaka ny hanitsy izay diso e!!!

Ny an'i RBNIR koa aza be dia be ny fanontaniana ialany bala dia eto indray izy no mody miala vonkina.

Ahoana ilay hoe: Ianao ve no taranaky ny Levia no manangona ny 1/10?
Aiza ny valin'ny hoe: Ilay Atrao ve mba ahoana fa Ezekiela aza mahatsapa fa ny heloky ny Ray tsy heloky ny zanaka?

Sy ny sisa tsy voatanisa

VALINY:

YAHOSHUAH mandrava didy folo sy lalan'i Moizy dia tsy mampanao ampahafolon-karena.
Dia inona no tinao hotenenina @ le hoe "ny heloky ny ray tsy heloky ny zanaka"?
22. endriny ( 24/03/2017 05:34)
Angaha ianao no mpisolovava an'i RBNIR
23. RBNIR ( 24/03/2017 06:01)
O ry endriny a! misy ankizy mijery ange eto e! sao dia ataon'ny ankizy fihomehezana eto fotsiny isika ny farany.......
24. RBNIR ( 24/03/2017 06:23)
RA TAN:

YAHOSHUAH mandrava didy folo sy lalan'i Moizy dia tsy mampanao ampahafolon-karena.
Dia inona no tinao hotenenina @ le hoe "ny heloky ny ray tsy heloky ny zanaka"?

Izany an???? sao dia mba tsy IZY ary no nandraisanao izany fampianarana izany ry RA TAN....

Niteny v i Jesosy fa tokony mbola atao ny fahafolokarena????

« Fa lozanareo, Fariseo! fa mandoa ny fahafolon'ny solila sy ny rota ary izay anana famboly rehetra ianareo, nefa lalovanareo ny fitsarana sy ny fitiavana an'Andriamanitra; ireto (fandoavana ny fahafolony) tokony ho nataonareo, nefa tsy tokony havelanareo ireroana(ny fitsarana (justice) sy ny fitiavana an'Andriamanitra). » (Lio.11:42)

Mais malheur à vous, pharisiens! parce que vous payez la dîme de la menthe, de la rue, et de toutes les herbes, et que vous négligez la justice et l'amour de Dieu: c'est là (payer la dime) ce qu'il fallait pratiquer, sans omettre les autres choses (la justice et l'amour de Dieu).

Lecon de grammaire izany ry zalahy a!

Mazava B io tenenin'i Jesosy io, tokony natao ny fandoavana ny fahafolony saingy tsy tokony navela ihany koa ny justice sy ny fitiavana an'Andriamanitra....

IZA MARINA NO MAMPIANATRA ANAREO AO RY RA TAN...Samuelson Edouard sa IZY?????
25. RA TAN ( 25/03/2017 04:48)

endriny:

RBNIR:

Mba valio RA TAN an, isika ange eto mihezaka ny hanitsy izay diso e!!!

Ny an'i RBNIR koa aza be dia be ny fanontaniana ialany bala dia eto indray izy no mody miala vonkina.

Ahoana ilay hoe: Ianao ve no taranaky ny Levia no manangona ny 1/10?
Aiza ny valin'ny hoe: Ilay Atrao ve mba ahoana fa Ezekiela aza mahatsapa fa ny heloky ny Ray tsy heloky ny zanaka?

Sy ny sisa tsy voatanisa

VALINY:
-Miaraka @ YAHOSHUAH tsy mpanota intsony; dia tsy mila didy folo; tsy misy idiran'ny ampahafolon-karena mazava hoazy.
-Inona no tinao hotenenina @ ilay hoe "ny heloky ny ray tsy heloky ny zanaka"?
26. RA TAN ( 25/03/2017 18:39)
Ny loahevitra eto araka ny nambaran'i endriny dia hoe: "ndao antsoina amin'ny tena anarany ary jesosy e".

=>Ny tena anaran'i JESOSY dia ZEUS OLYMPIEN (ZEZO) izay a/try ny Grika; ilay mipetraka eny @ mont olympe.
Ny fiantsoan'ny grec ancien an'io ZEUS io dia SOUS: izany hoe, SOUS(grec ancien) dia lasa ZEUS(grec moderne).
Rehefa manome voninahitra an'io sampiny io ny grika dia manao hoe "IE SOUS", izay midika hoe SALUT SOUS na hoe SALUT ZEUS.

IE SOUS => IESOUS(grec) => YESOUS(latin) => JESUS(anglais,francais) => JESOSY JESOA JESO ZEZO(gasy).

Io IESOUS/ZEUS io no nadikan'ny grika tao anaty baiboly rehefa nandika ny baiboly izy. Satria ilay anarana marina YAHOSHUAH efa noraran'ny jiosy mafy ka na ny manonona Azy aza tsy azo atao (ASA,4:17,18).
NB:
Ra nandalo teto m/car ilay "afo olympique" t@ 2007 izay nisian'ny jeux des iles teto m/car dia nanaovan'ny mpivavaka t@ JESOSY fotoampivavahana tao Mahamasina ilay "afo olympique" (afo olympique izay an'i ZEUS OLYMPIEN).

Conclusion, JESOSY=ZEZO=ZEUS=sampy grika.
Ny tena anaran'i JESOSY dia ZEUS.
Dia tena normal be ra milaza fa MPANOTA DAHOLO ny mpivavaka @ JESOSY JESUS ZEZO rehetra. Des milliards n isan-dry zareo manerantany; izany hoe "izao tontolo izao".
27. RA TAN ( 26/03/2017 03:39)
Raha ny tena anaran'i JESOSY no tinareo ho fantatra dia izao: ZEUS no tena anarany; a/try ny grika izy ary eny @ mont olumpe n toerana misy azy ra eto antany.
28. RA TAN ( 26/03/2017 04:14)
Ny tena anaran'i JESOSY dia ZEUS. Ilay a/try ny grika mipetraka eny @ mont olympe; ilay tompon'ny jeux olympique. Io ZEUS io dia atao hoe koa ZEUS OLYMPIEN
29. MINDAOZY ( 26/03/2017 14:46)
Raha ny tena anaran'i JESOSY no tinareo ho fantatra dia izao: ZEUS(ZEZO) no anarany: ZEUS OLYMPIEN ilay sampin'ny grika mipetraka eny @ mont olympe.

NB:
Raha tonga teto m/car ilay afo olympique t@ 2007 fotoanan'ny jeux des iles dia "nanaovan'ny mpivavaka t@ JESOSY fotoampivavahana tao mahamasina iny afo olympiq iny.

=> JESOSY=ZEUS
30. RKjeanclaude ( 26/03/2017 17:29)

Raha tonga teto m/car ilay afo olympique t@ 2007 fotoanan'ny jeux des iles dia "nanaovan'ny mpivavaka t@ JESOSY fotoampivavahana tao mahamasina iny afo olympiq iny.

=> JESOSY=ZEUS
[/quote]
samy hafa mihitsy r'ise ny hoe " garde" sy "gadra", ary tsy avy amin'ny teny hoe" citron" mihitsy ny citronnelle sy ny citroille, sady samy hafa be ny fifahasamihafan'ireo. Na dia vendrana aza ve dia tsy hahita ny tena maha samy hafa tanteraka ireo lazainao ireo, na orthographe, na sens, na personnage. Sa ny anaran'ny firenena "Java" dia mira anaran'ilay Andriamanitra nambaran'ny Salamo sy ny mpaminany? (raha tsy manafintohana anao dia hoy aho hoe:) somary absurde le raisonnement.
31. RKjeanclaude ( 26/03/2017 17:54)
ary mba vakio ny epistily nosoratan'i Jaona fa ny manamarin-tena milaza fa tsy manota dia efa ota. Fahagagana no nahafatesan'i Polycarpe, anisan'ireo novonoina martyre, fa maro ny namany no tsy maty martyre t@ izany, nitahiry ilay sy nampita azy tamin'ireo akaiky azy.

Tsy mbola very ilay anarana. fa mba vakio ny anara-tsamirery hoe Pekin @fiteny anglisy raha tsy hafa, @teny sinoa raha tsy hafa....sns. Fa iza no tsy hahalala fa renivohitr'i Sina foana io, fa tsy ho Perse mihitsy.
32. stahtam ( 27/03/2017 06:15)

[quote=MINDAOZY]
Raha ny tena anaran'i JESOSY no tinareo ho fantatra dia izao: ZEUS(ZEZO) no anarany: ZEUS OLYMPIEN ilay sampin'ny grika mipetraka eny @ mont olympe.

NB:
Raha tonga teto m/car ilay afo olympique t@ 2007 fotoanan'ny jeux des iles dia "nanaovan'ny mpivavaka t@ JESOSY fotoampivavahana tao mahamasina iny afo olympiq iny.

=> JESOSY=ZEUS
[quote=stahtam]
MINDAOZY a! Averiko eto ity miaraka @ io resakao eo ambony io:
"Ra nandalo teto m/car ilay "afo olympique" t@ 2007 izay nisian'ny jeux des iles teto m/car dia nanaovan'ny mpivavaka t@ JESOSY fotoampivavahana tao Mahamasina ilay "afo olympique" (afo olympique izay an'i ZEUS OLYMPIEN).

Conclusion, JESOSY=ZEZO=ZEUS=sampy grika.
Ny tena anaran'i JESOSY dia ZEUS.
Dia tena normal be ra milaza fa MPANOTA DAHOLO ny mpivavaka @ JESOSY JESUS ZEZO rehetra. Des milliards n isan-dry zareo manerantany; izany hoe "izao tontolo izao"." (hoy ianareo)
1°) TAONA 2007 nandalo teto madagasikara ilay afon'i ZEUS: nivavaka tamin'iza ianareo tamin'io taona io?
2°) Conclusion: J...= sampy g...
3°) Dia taminareo (VOROMANGA*) nivavaka t@ io nivavahanareo t@ 2007 io ve TSY MPANOTA sa "TSY"mba nilaza fa mpanota tahak'iretsy mpivavaka (VORONDOLO*) t@ Jesosy (Zeus) ankilany iretsy?
Fehiny: misy raha la terre!
*(ohabolan'ny ntaolo io rehefa misioka ireo karazam-borona roa ireo)
33. stahtam ( 27/03/2017 06:22)

34. RA TAN ( 27/03/2017 09:33)
NB:
ATR@ ZAO AHO MBOLA MIANDRY NY VALITENIN'INGAHY STAHTAM JIOSY GASY MIKASIKA AN'ILAY MESIA-NY SY ILAY "DEO,30:11-13".

ALOHAN'NY HIRESAHANAO ZAVA-KAFA DIA VALIO ALOHA IREO:
1) IZA NO ANARAN'NY MESIANAO????
2) VALIO ILAY "DEO,30:11-13" IZAY NOLAZAINAO FA MBOLA TSY VOAVALINAO!!

ENTO AO @ RADIO HFF NY VALITENINAO HO HENON'NY BE SY NY MARO RA MILAZA FA MANANA NY MARINA IANAO, RAHA MILAZA FA MANANA FAHASAHIANA KOA IANAO. FA MISY FIDIRANA MIVANTANA AO @ 0202468932 ISAKY NY ZOMA ARIVA SY SABOTSY.

FA REHEFA TSY SAHY DIA AZA MBA MISEHO BE VAVA.

Fanontaniana tsotra kely no apetraka aminao nefa tsy vitanao ny mamaly azy, fa laozanao miolangolana sy maka fanahy olona eo.
35. RBNIR ( 27/03/2017 09:38)
Inona daholo izany AVONAVOMBAVA izany RA TAN a, ny olona eto ange tsy voatery hoe manakiana na mitsara avokoa fa mba te hahalala ny marina e,

Sao dia mba tsy IZY aza no mampianatra anareo ao???? lasa lasa ihany mantsy ny fisainako hoe mpianany v dia mahavita an'izao e??????

Mba menatra e!!!!
36. RKjeanclaude ( 27/03/2017 10:03)

RBNIR:

Inona daholo izany AVONAVOMBAVA izany RA TAN a, ny olona eto ange tsy voatery hoe manakiana na mitsara avokoa fa mba te hahalala ny marina e,

Sao dia mba tsy IZY aza no mampianatra anareo ao???? lasa lasa ihany mantsy ny fisainako hoe mpianany v dia mahavita an'izao e??????

Mba menatra e!!!!

izaho aloha ry RBNIR dia hanapaka-kevitra ny tsy hiteny intsony, aloeko manompo ilay efa Notompoiko hatrizay, na lazain'ny olona fa zeus na isis koa atsy ho atsy ....sns. Mbola tsy tonga teto ny afo olympika dia efa notoriana Izy. Tany alohan'ny taona 2000 d'efa nantsoiko ny anarany ka namaly ahy foana izy, i zeus mantsy tsy mahay teny gasy satria and/tra grika hono ka tsy mahay mihaino ahy, ka inoako fa tsy i zeus fa Izy tokoa ireny mamaly ahy ireny.

37. RA TAN ( 27/03/2017 11:41)

RBNIR:

Inona daholo izany AVONAVOMBAVA izany RA TAN a, ny olona eto ange tsy voatery hoe manakiana na mitsara avokoa fa mba te hahalala ny marina e,

Sao dia mba tsy IZY aza no mampianatra anareo ao???? lasa lasa ihany mantsy ny fisainako hoe mpianany v dia mahavita an'izao e??????

Mba menatra e!!!!

Valiny:
MATOA NAREO TSY MISY MAHATOHITRA NY FAMPIANARAN'I YAHOSHUAH DIA FANTARO FA MARINA LOATRA NY TENY. NY TENY MARINA TSY AZO TOHERINA.
38. stahtam ( 27/03/2017 11:45)

[quote=RA TAN]
NB:
ATR@ ZAO AHO MBOLA MIANDRY NY VALITENIN'INGAHY STAHTAM JIOSY GASY MIKASIKA AN'ILAY MESIA-NY SY ILAY "DEO,30:11-13".

ALOHAN'NY HIRESAHANAO ZAVA-KAFA DIA VALIO ALOHA IREO:
1) IZA NO ANARAN'NY MESIANAO????
2) VALIO ILAY "DEO,30:11-13" IZAY NOLAZAINAO FA MBOLA TSY VOAVALINAO!!

ENTO AO @ RADIO HFF NY VALITENINAO HO HENON'NY BE SY NY MARO RA MILAZA FA MANANA NY MARINA IANAO, RAHA MILAZA FA MANANA FAHASAHIANA KOA IANAO. FA MISY FIDIRANA MIVANTANA AO @ 0202468932 ISAKY NY ZOMA ARIVA SY SABOTSY.

FA REHEFA TSY SAHY DIA AZA MBA MISEHO BE VAVA.

Fanontaniana tsotra kely no apetraka aminao nefa tsy vitanao ny mamaly azy, fa laozanao miolangolana sy maka fanahy olona eo.

[quote=stahtam]
Andray Ikaky ô! tena fanina ilay zalahy ity no sady mi-delire marina!
Aleo aloha fa hotoneko kely indray (hampakariko kely) indray mantsy e:
1- STAHTAM JIOSY GASY hoy ianao:
- stahtam (en minuscules) no izy fa tsy MAJUSCULES, hony an!
2- Izaho hoy aho tsy jiosy fa gasy e! Na ny fanontaniana efa voavaly aza ity, toa tsy tadidinao intsony fa feno loatra ny kapoaka??
3- Aza mody manao tenin'olon-kendry eo re RA TAN a! Mody hoe "miandry aho" hatr@ izao, fa valio aloha ireo fanontaniana eo alohany (efa fantatrao) dia miditra @ io resaka io isika (ilay Deo 30). Ny voalobo-jaza no azo atao tahaka izao ataonao izao.
4- "Ento any @ HFF ny valin-teninao":
a°) "ho henon'ny be sy ny maro":
- Ô! RA TAN a! eto @ ity serasera ity ange ka efa mananika ny 8000 be izao ny mpamaky antsika teto e , sa mbola vitsy ve izany aminao? Sady olona mba intéressés no mpamakafaka @ resaka omena azy (daholo) fa tsy ilay manara-drenirano fotsiny,
b°) "raha milaza fa manana ny marina":
- Efa nolazaiko fa valin-teny avy any ihany no entinao eto (atao pli-vava sy tsianjery maimbo) ka marina hafa inona indray no ho hitantsika any?
d°) "raha manana fahasahiana koa":
- Hono hoy aho: mba aiza izao ry rafieritreretana, ry Ra Aug, ry Yahl, ry psni, ry Herilanto777 ireny e! Toa efa mihamahalana koa ny fisehoan'i MINDAOZY?
T@ ianareo niditra teto ve tsy mba nanampo ny hidona @ rindrina sahala @ izao fa nitsaontsaom-bava fotsiny sy be fihavy tahaka ireny robots pré-chargés mitatatata eny Analakely ireny, kenda avy eo vao hoe: andao ho an'ny @ radio-nay raha mahasahy. Tonga @ ilay fitenin'ny ankizy madinika hoe: "alazako @ dadanay ianao androany (ilay dadanareo ao @ HFF izany an)!
Eto ihany raha mbola sahy e! Ento hamidy eto izay saka be loha avy any dia izay sahy mividy

5- "Fa rehefa tsy sahy dia aza miseho be vava":
- Ilay hoe be vava koa dia samy azo refesina @ zavatra nosoratany avy ny tsirairay!
- Raha hanisa ny fanontaniana tsy novalianao tany aloha tany angamba aho alohan'ny "tena" hamaliako anao dia ho fantantra ihany ilay tena tsy sahy e!
39. RBNIR ( 27/03/2017 11:46)
Amboary ihany ny fiteny RA TAN an (conseil d'amis) ny ahy fa rehefa izay moa izany no nampianarana anareo ao dia tohizo foana fa ny ankizy eto ange ka mijery sy mandinika e,

40. stahtam ( 27/03/2017 12:16)
stahtam ho an'i RA TAN:
Azafady fa nisy teninao ity ka hovaliako sao mahakasika ahy, raha tsy mahakasika ahy moa izany dia hevero ho toa ny tsy misy izao valin-teniko izao:
"MATOA NAREO TSY MISY MAHATOHITRA NY FAMPIANARAN'I YAHOSHUAH DIA FANTARO FA MARINA LOATRA NY TENY. NY TENY MARINA TSY AZO TOHERINA." (ianao no nilaza)
VALINY: an! an! an! (raha ilay eritreretina ho Mesia io dia) diso be izany ka! tena efa voatohitra teto mihitsy ilay nolazainareo momba io Yahoshuah io fa nodianareo tsy hita toa ny tonom-bomanga vory vahoaka fotsiny, fa tsy hoe tsy voatohitra:
a- nolazainareo mantsy izy fa: nahary izao tontolo izao: dia nomeko zéro manatody (satria diso), dia ianareo no tsy nahatohitra intsony (satria marina loatra ny teniko)
b- nolazainareo koa izy (asa moa na izy no mpisando-pahefana tahaka ny ataonareo mpianany ihany na ianareo mihitsy no midororo loatra) fa nivavahan'i Abrahama sy Isaak ary Yakoba, dia nomeko zéro manatody koa (satria diso), ka marina aiza ity lazainao hoe: "marina loatra ny teny" ity e? raha A/tr'i Samuelson Edward mitokana aloha izy dia hitako hoe tena mety mihitsy: 21/20, satria ianareo zanak'Atra mivavaka @ zanak'Atra, dia mety tsara aminareo namorona azy izany, OK. Fa ity anaran'i episkopo mitonantonana eo akaikin'ny anaran'i Yakoba ity no nahatonga ahy niteny hoe mbola misy baiboly version hafa mandehandeha any am-pelatanan'i episkopo any milaza izany saka be loha (versets) vaovao izany fa tsy fantatsika. Ianareo aza tsy avelany hahita an'io matoa ni-coince teo @ ilay Eks 12/12 iny. Dia io mandrangodrangotra ny Deo 30 io indray koa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1608