bevohoka nefa tsy mbola tsy te iteraka faha roa - Dinika forum.serasera.org
You are here: home > Forum

bevohoka nefa tsy mbola tsy te iteraka faha roa

Lohahevitra : Resa-behivavy
Fitohizan'ny hafatra : bevohoka nefa tsy mbola tsy te iteraka faha roa
Valiny : 2
kaela22 - 10/03/2017 18:53
Bonsoir
Manana olana raha misy afaka hanampy.
Za vehivavy 25 ans mariée avec ub enfant d 1 an et 2mois.
Avy niteraka za tsy niverina ny regle.ako raha tsy nanao fanabeazana aizana nefa tsy zakako le izy satria za marary misy insuffisance cardiaque d najanona. Au final niverina normal le regle apres qlq temps.
Ny olana zao tara une semaine nefa izahay tsy mbola vonona iteraka. Efa confirmé mantsy fa mitoejaza.
Na amin resaka asa na amin traitement ataoko na le zanakai mbola keli dia tena tsy mbola vonona iteraka.
Refa nojerena amboni ambani dia tapak ny hevitra fa ho alana zao mbola une semaine zao
Ny olana tsy itanai zay anantonana ka raha mba misy afaka manoro hevitra hoe dokotera azo resaana na toerana manao an io dia mba mangatak fanampiana svp.

Mail ako kaela.rajao@gmail.com
Fb Kaela rajao

Merci d avance
Valio | Miverina eny ambony
ilafy - 10/09/2017 10:25
nareo maika be loatra ka
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 08/10/2017 21:09
Nanao ahoana izy tao?
Efa tara moa raha izao vao hanoro hevitra
Valio | Miverina eny ambony