Andro Iraisam-Pirenenea Ho An'Ny Vehivavy

41. RKjeanclaude ( 22/03/2017 16:56)

rhaj0:

RKjeanclaude:
Ka mila hitodihana ny lasa hoe efa lany daty sa mbola matsiro ilay izy ka mbola tazonina tsara.

mampihomehy olona...

Miresaka daty, ka dia hono ho'a ry RKjeanclaude.. Lany andro ve ireto daty ireto, sa tena mbola ankafizinao ka anaovanao fiki-maty ao?

- 6000 taona lasa izay, dia noforonina i Adama sy Eva (io dia avy @ kajikajy avy ao @ Baiboly ao, izay nanome ny tetiharan'ny taranak'i Adama sy Eva)

- 2358 taona lasa izay, dia noringanina daholo ny olona, ary dia Noah sy ny fianakams (sy ny Biby) sisa no avotra nitaingina sambofiara, ary ireo no nihanaka eran-tany nahatonga antsika jiaby rehetra eto io

ka ahoana... 6000 taona lasa?? 2358 taona lasa??

Ny tena ankafiziko izao sady mbola tsy lany daty dia:
-13 milliards d'année, ilay bing bang
-na 145 millions, ilay mbola tsy fantatra na gigavolcan na meteorite na hisy hametraka hypothèse hafa indray
Ireo daty 2 ireo izao no vao hangana sady metinety aminao tsara. Fa toa efa ela loatra ilay edena sy deluge....
42. rhaj0 ( 22/03/2017 17:06)
Asa aloha raha azonao ny Big-Bang, fa afaka averiko raha mitady ianao.

Fa ilay 6000 taona ho'a... Io no vokatry ny kajikajy avy t@ voasoratra (dia voasoratra) ao anaty Baiboly, TSY azo analana na ovaina na dia tendro-tsoratra iray azany, hoy i RKjeanclaude izay.

Ka tena mbola MINO an'io 6000 taona nahaterahan'i Adama sy Eva io ve ianao ry RKjeanclaude?

(mba valio mazava hoe eny sa tsia, fa tsisy mahamenatra izany eee...)
43. RKjeanclaude ( 22/03/2017 17:15)

Izaho anie tsy menatra e. Fa izaho aza mbola tsy maneho hevitra akory, satria efa toa hainao ihany no avaliko dia efa esoesoinao sahady ao anaty fanontaniana ko...

6000taona, ilay andro nandroahana an'i Adama sy Eva niala tao Saha Edena, ny nomoronana azy 2 dia tao aloha kelin"io.

Raha ny theorie scientifique ataoko angamba fa tsy dia mila manontany anao loatra aho.
44. rhaj0 ( 22/03/2017 17:37)
TAiza kosa aho no nanao "esoeso" izany ry RKjeancalude, fa tsotra be ny fanontaniako t@ voalohany, hoe "lany andro ve ny daty", fa ianao no toa niolakolana tsy nahaloaka valiny, ka dia niverenako fa tsy amelako eeee... :-)

ka dia MINO izany i RKjeanclaude fa 6000 taona lasa izay no namoronana an'i Adama sy Eva, na izany ny nidinany tety an-tany.

ENINA ARIVO TAONA!!!...

Aoka re ry RKjeanclaude fa dia ... hitako ianao no kaodikaody, fa hehezin'ny akoho toka-nify tokoany ity "finoanao" (ary hihomehezan'ny ankizy)..

Izaho izao no efa nahita artifacts sy crane an'OLONA t@ 8000 arivo taona tany @ musee re ry RKjeanclaude.

Mandehana anie tsikarohy eraky google hoe inona no nitranga 6000 taona lasa izay, fa hahita ianao, fa ny Sinoa kay efa namboly dité...

Dia raha tohizana ny "finoanao", dia hoy ny kajikajy avy @ Baiboly hoe, eo @ 2350 taona lasa koa, no navotan'i Noah t@ sambofiara ny fianakms-ny sy ny biby, ary dia ireo no lasa "nameno ny tany".

Dia zahavo indray google, fa 2350 taona lasa, dia efa ... nisy vazimba tao Dago :-)
45. RKjeanclaude ( 22/03/2017 18:04)

rhaj0:

Asa aloha raha azonao ny Big-Bang, fa afaka averiko raha mitady ianao.

Fa ilay 6000 taona ho'a... Io no vokatry ny kajikajy avy t@ voasoratra (dia voasoratra) ao anaty Baiboly, TSY azo analana na ovaina na dia tendro-tsoratra iray azany, hoy i RKjeanclaude izay.

Ka tena mbola MINO an'io 6000 taona nahaterahan'i Adama sy Eva io ve ianao ry RKjeanclaude?

(mba valio mazava hoe eny sa tsia, fa tsisy mahamenatra izany eee...)

ilay izy anie tsy mahamenatra ahy mihitsy ny hamaly io e. Fa izaho mbola tsy mamaly akory dia efa esoinao sahady ao anatin'ilay fanontaniana ko.....

6000 taona lasa izay, io ilay daty nandroahana an' i Adama sy ilay vady malalany niala tao saha Edena. Ny namoronana an-jareo talohakelin'io.

Mino an'io naho na dia ilay pomme d'Adam eto amin'ny tendako ito fotsiny aza.

Raha momba ny theorie scientifique mba mahay ihany isika a!....tsy dia mila manintany n'iza n'iza.
46. RKjeanclaude ( 22/03/2017 18:04)

47. RKjeanclaude ( 22/03/2017 18:04)

48. RKjeanclaude ( 22/03/2017 18:04)

49. RKjeanclaude ( 22/03/2017 18:21)

rhaj0:

TAiza kosa aho no nanao "esoeso" izany ry RKjeancalude, fa tsotra be ny fanontaniako t@ voalohany, hoe "lany andro ve ny daty", fa ianao no toa niolakolana tsy nahaloaka valiny, ka dia niverenako fa tsy amelako eeee... :-)

ka dia MINO izany i RKjeanclaude fa 6000 taona lasa izay no namoronana an'i Adama sy Eva, na izany ny nidinany tety an-tany.

ENINA ARIVO TAONA!!!...

Aoka re ry RKjeanclaude fa dia ... hitako ianao no kaodikaody, fa hehezin'ny akoho toka-nify tokoany ity "finoanao" (ary hihomehezan'ny ankizy)..

Izaho izao no efa nahita artifacts sy crane an'OLONA t@ 8000 arivo taona tany @ musee re ry RKjeanclaude.

Mandehana anie tsikarohy eraky google hoe inona no nitranga 6000 taona lasa izay, fa hahita ianao, fa ny Sinoa kay efa namboly dité...

Dia raha tohizana ny "finoanao", dia hoy ny kajikajy avy @ Baiboly hoe, eo @ 2350 taona lasa koa, no navotan'i Noah t@ sambofiara ny fianakms-ny sy ny biby, ary dia ireo no lasa "nameno ny tany".

Dia zahavo indray google, fa 2350 taona lasa, dia efa ... nisy vazimba tao Dago :-)

i Lucie tany Ethiopie aloha efa tany alohan'izy mivady tokoa e. Fa ny tsy fantatr'ilay akoho sy ilay ankizy sahy mihomehy io dia efa nisy olona tsy namboarin'ilay Mpahary mivantana talohan'izy 2. Sady averiko hoe ny nandroahana azy 2 niala tao Edena fa tsy ny namoronana azy.

PS: -teto an-tany i Edena fa tsy tany an-koatra.
-misy reference ireo ambarako ireo, ao amin'ny Genesisy ao fa mba tsy omeko aloha.
50. RKjeanclaude ( 22/03/2017 18:30)
ilay vazimba hoe fanahy sa ilay vazimba mponin'Ambohimanarina hono io vazimba io. Sa mety tsy hain'i google.

PS: ialana tsiny fa somary mi-ram be ny connection-ko a.
51. rhaj0 ( 22/03/2017 19:26)
RKjeanclaude:
-misy reference ireo ambarako ireo, ao amin'ny Genesisy ao fa mba tsy omeko aloha.

nataok'ty fa Baiboly no reference.. Samy mahay mamaky teny sy mamaky Genesisy daholo, fa ... dia aholakolaho ao ihany ho'a ny resa-baiboly eee... Ny tompony aza tsy rototra koa izaho indray ve...
52. RKjeanclaude ( 23/03/2017 18:53)
ny edition farany nosaratan'i Eisntein ary ve, sa gazety midi aty mada sa new york times no references mety aminao e?...
53. endriny ( 24/03/2017 13:26)
Ka eto an-tany ihany ny Edena fa saha kely tsy azo idirana intsony ve? Aoka leiretsy e. Eto an-tany Edena dia teto Edena no nazeran'Atra i Satana. Mahay ny olona e
54. rhaj0 ( 24/03/2017 15:20)
RKjeanclaude:
efa nisy olona tsy namboarin'ilay Mpahary mivantana talohan'izy 2. Sady averiko hoe ny nandroahana azy 2 niala tao Edena fa tsy ny namoronana azy.

misy reference ireo ambarako ireo, ao amin'ny Genesisy ao fa mba tsy omeko aloha.

Tena tsy hitako izany ao @ Genesisy, fa dia ... aza mba mamilafila ry RKjeanclaude fa tonga ameo ny soratra ao @ Genesisy milaza ity lazainao:
-- efa nisy olona tsy namboarin'ilay Mpahary mivantana talohan'izy 2

55. RKjeanclaude ( 25/03/2017 05:24)

Tena tsy hitako izany ao @ Genesisy, fa dia ... aza mba mamilafila ry RKjeanclaude fa tonga ameo ny soratra ao @ Genesisy milaza ity lazainao:
-- efa nisy olona tsy namboarin'ilay Mpahary mivantana talohan'izy 2

[/quote]
efa nisy olona nohariana an-koatra azy mivady(adama sy eva). Araho tsara ary ny explication:
Voaroaka niala tao amin'ny fonenan'ny ankohonany -Gen4/14-i Kaina rehefa namono olona. (tsy tao edena intsony io fonenan'ny ankohonany io). Nalefa any @ tany hafa izy izay atao hoe "tany Noda". Natahotra anefa izy hoe hovonoin'ny olona any raha fantatra fa voaroaka noho ny famonoan'olona no nahatongavany any. Noho izany, nasiana marika izy mba tsy hisy hamono. Rehefa tonga tany izy dia tsy nisy namono fa neken'ny olona tany, ka nahazo vady tany aza izy-Gen4/17-. IAdama sy ny vadiny @ io mbola tsy niteraka an'i Seta sy ny anabavin-dry Kaina). I kaina kosa ary' efa niteraka ny zanany aza. Mponin'ny tany Noda ankoatr'i Adama sy Eva ireo nahazoan' i Kaina vady ireo.

Mety hoy hatrany ianao hoa amboamboariko fotsiny hifanandrify ao. fa mila manakatra kely fa tsy manao doute sceptique be fahatany. tsy detaillee ny Baiboly, ary manaraka lojika mazava. Saingy misy manao interpretation absurde,ka izay manao interpretation araka ny lojika sy ny Fahamarinana aza dia lasa tsy te-hampino intsony. Tsy manery anao hino aho fa diniho tsara kosa.....

Na dia io energie fossile( amina million d'annee) io aza, raha mamaky tsara ny Salamo sy ny Boky hafa miaraka amin'io Genesisy io dia misy lojika mazava manambara an'io. Tsy manohatra lojika sady tsy mifanohatra ny Boky rehetra ao @ Baiboly. Ny science aza no misy mifanohatra indraindray. Misy kosa question tsy nomena mihitsy ny valiny, (ary tsy hain'ny science hazavaina), antony lehibe mikasika ny mandrakizay an'ny olona mihitsy no antony tsy hanomezana ny valiny-Mpitorteny 3/11b.
56. RKjeanclaude ( 25/03/2017 05:51)
ireo olona an-koatr'i Adama mivady ireo dia tsy nasiana teny firy ao@ Baiboly satria ny Baiboly dia izay manambara sy mahakasika ny Israel ihany. Izay momban'ny olon-kafa (sy ny firenen-kafa) taorian'i Kristy vao nasiana resaka ao. Ka izay no tsy ahitana famelabelarana betsaka ny amin'ireo.

Mila fantarina koa fa tsy voatery ara-bakiteny ny voambolana rehetra ao amin'ny Baiboly. Ohatra: raha misy ao hoe"andro (jour)" dia tsy midika ho periode de 24h izay akory.....
Ny fanaovana ny Interpretation momba ireny no samy manana ny azy ka betsaka no lasa tafalatsaka @ fahadisoana, sy tsy manaiky ny interptetation (aleo ataoko hoe) marina.
57. RKjeanclaude ( 25/03/2017 18:24)

rhaj0:

RKjeanclaude:

misy reference ireo ambarako ireo, ao amin'ny Genesisy ao fa mba tsy omeko aloha.

-- efa nisy olona tsy namboarin'ilay Mpahary mivantana talohan'izy 2

mila mamaky sy mandinika tsara anefa dia mahita, tena mandinika a!
58. rhaj0 ( 27/03/2017 01:44)
Spin avo lenta ny an'i RKjeanclaude, fa tsy mety aminao ilay "tantara"... ka dia iverenako mihitnsy Genesisy, fa tena dia aleo apetraka eto mihintsy

Genesisy 2:5 Teo ambonin'ny tany tsy mbola nisy hazo madinika eny an-tsaha (...) ary ny olona hamboly ny tany koa tsy mbola nisy...

Hatreto izany mbola tsisy olombelona

Genesisy 2:7 Vovo-tany no nanaovan'ny Tompo Andriamanitra ny olombelona... 8 Ary Iaveh Andriamanitra nanao saha tany Edena, tany atsinanana, ka napetrany tao ny olona izay noforoniny.

Ary dia nisy ny olb, ary tao @ Saha Edena no nitoerany

Genesisy 2: 9 Ary nampanirin'ny Tompo Andriamanitra tamin'ny tany izao hazo rehetra...

Entrepa fa dia raolona aloha izany no niforona izay vao niforona koa ny hazo

Genesisy 2:15 Dia nalain'ny Tompo Andriamanitra ralehilahy, ka napetrany tao amin'ny sahan'i Edena, mba hiasa sy hiandry azy.

Mbola tsisy vehivavy @ io.

Genesisy 2: 22 Ny taolan-tehezana nalain'ny Tompo Andriamanitra tamin-dralehilahy dia namoronany vehivavy iray,

izay vao niforona ny "vehivavy IRAY".

Genesisy 3:20 Ary Eva no nataon'i Adama anaran'ny vadiny, satria izy no renin'ny olombelona rehetra.

Aoka ho'a ry RKjeanclaude.. Ka ahoana io Genesisy 3:20 io??

raha teny ambony alitara ianao no nampiresaka toa ny eto io, hoe, misy olon-kafa ankoatr'i Adama sy Eva tao Edena na tany an-kafa, dia mety nino anao tokoany ny Kristiana mpinomino foana. Fa efa mahay mamaky teny daholo ny olona ra-jeancl aaa...

henatra be vata ho anao mpanodikodina (resa-)Baiboly...
59. RKjeanclaude ( 27/03/2017 08:14)
Dia io vehivavy nalain'i Kaina vady io ve ilay vazimba teto m/kara, raha tsi'sy olona ankoatr'azy ireo teto.
60. RKjeanclaude ( 27/03/2017 08:50)
ilay olona teneniny fa tsy misy eto dia ilay ao saha Edena. Averina kely hoe destiné exclusivement ho an'i Adama io sahaio. Io saha io no mbola tsy misy iretsy zaba-maniry notanisainao, izany hoe t@ tany hafa tsy voasoratra eto satria tsy mahakasika ny lignee-n'ny Israel.

I Eva no renin'ny olona rehetra satria i Abela zanak'i Adama, i Kaina zanak'ilay atao hoe "menarana". Samy olom-belona ireo zaza ireo, izay no nahatonga an'iAdama nanao ilay anarana ho Eva,

PS: misy allegorie ao anaty Baiboly, tsy azo raisina ara-bakiteny (izay tsy ho ekenao mihitsy satria mila finoana)ho'aho, ohatra : Israely= maharesy an'And/tra dia tsy midika hoe hay ilay And/tra malemy noho ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1091