Andao hanampy an'Antsatabary Befandriana noho ny hetraketraky ny Polisy

1. endriny ( 03/03/2017 06:18)
Manentana antsika rehetra hitondra izay foy eny @ Jovenah rehetra akaiky antsika.

Olona 1400 mahery, zaza amam-behivavy ( satria efa nogadraina daholo ny lehilahy) no nodorana trano sy fananana. Ao anaty maitso ahitra anefa ankehitriny.

Ka mba mila ny fiaraha mientan'ny rehetra.

Dia misaotra antsika sahady nandray anjara
2. RKjeanclaude ( 10/03/2017 19:05)
salama e. tsara ny eritreritrao saingy tsy haiko na mbola tsy kolon-tsain'ny gasy no miara-mientana amin'ny aterneto na mahantra ny ankamaroan'ny olona ka tsy te hiraika amin'izany na dia marary aza ny fony mandre ny toy izao. Izaho vonona hiara-hientana amin'izay vonona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5984