YAHOSHUAH no tena Andriamanitra marina, ilay nahary izao tontolo izao

1. Herilanto777 ( 27/02/2017 12:50)
www.rtvyahoshuah.com
novalian'i stahtam ny 29/08/2017 12:32
2. rhaj0 ( 27/02/2017 13:32)
entre-pa aloha, fa tandremo manindritsindry io rohy io ambony io, fa misy virus hono ao, hozy ny anti-virus-ko ato.. Dia tena fomban'i Yahoshuah ny manapariaka virus an...

Fa tena nojereko kely avy @ youtube fa .. giravy ity rtvyahoshuah ity...

tena mba ahoana azany no voarebirebin'i Samuelson toa io ireto olona an-jatony.. dia tontolo andro ve nama dia ao... tsy mba ao @ zareo ve ilay hoe, ny fitadiavana mahazaka maniraka??

Dia hoatrinona koa moa izany ny ekolazy ao @ Samuelson ao??
3. Herilanto777 ( 27/02/2017 14:03)

rhaj0:

eeeeee, raha mba fantatrao mantsy fa io anie ilay nahary anao,
4. rhaj0 ( 27/02/2017 14:15)
Ianao ve ry Herilanto777 noharian'i Yahoshuah??
(dia mba ahoana hozy ny RaR-nao??)
5. Herilanto777 ( 28/02/2017 07:57)
Ianao izany ilay miseho tsy mino an 'Andriamanitra raha azoko tsara?
6. stahtam ( 28/02/2017 11:46)

[quote=Herilanto777]
www.rtvyahoshuah.com

[quote=stahtam]
Hoy ny publicité-n'i Herilanto 777: "YAHOSHUAH no tena Andriamanitra marina, ilay nahary izao tontolo izao"
- Hoy i stahtam: fivavahana izany no resahinao, famoronana izao tontolo izao izany no resahinao, ilay nahary izao tontolo izao izany no resahinao.
- Raha tora-po na vetsovetso mba foroninao io zavatra resahinao io dia tsy olana satria forum no eto ka samy mba mamoaka izay mahadiavolana ny fony;
- Fa raha baiboly kosa no ataonao référence eto ka te-handresy lahatra anay eto ianao hilazana fa ny anao no tena izy dia hainay ny manaporofo an'io fa LAINGA.
- Efa nisy interprétations navoakan'ny namanareo teto fa LAINGA miisa 26 no nitsinkafona avy @ izany. Ka raha ity lainga n° 27 ity indray no tadiavinao hamahanana ny olona eto dia avy @ angady sy ny harona indray aho fa tsy an-kiandry:
- Asa raha mba efa novakianao ilay défi nataon'ny mpaminany Elia t@ mpaminany 450 lahy tao @ I Mpanjaka 18 fa rehefa latsaka ny afo avy any an-danitra ka nandevona ny fanatitra teo ambonin'ny alitara namboariny dia NIANKOHOKA ny vahoaka teo @ andininy 39 ary niaiky izy ireo ka nanonona ANARANA iray. Raha vakiana @ baiboly hebreo io anarana notononin-dry zareo io dia TSY YAHOSHUAH VELIVELY no TEO fa HAFA. Anaran'Ilay nivavahan'i Elia no voasoratra teo ary io nivavahan'i Elia io no neken'ny vahoaka hoe Izy no Elôhym. Io no nahary izao tontolo izao araka ny Genesisy toko voalohany (izay finoan'ny Israeliana koa).
- Noho izany tsy YAHOSHUAH velively no nahary izao tontolo izao raha BAIBOLY NO ATAO REFERENCE. Raha tora-po kosa no atao référence dia afaka mino anao izay azonao @ izany.
- Io Yahoshuah io dia nolazainareo tao @ io radionareo (mpandainga) io fa efa MATY ary nitsangana t@ maty (manaiky ny Asan'ny Apostoly 4 ianareo ka jereo ny andininy faha 10); Ilay nahary izao tontolo izao kosa dia TSY MBA METY MATY. Personnages ROA SAMY HAFA izany ireo: ny iray tsy mety maty, ny iray efa maty (fa nitsangana t@ maty).
- Mpanao hatsikana (comédie) izany ny ivavahanareo satria tsy mampaninona izy na mety maty na tsy mety maty, tsy mampaninona izy na SADY nohomboana teo @ hazofijaliana no nahary izao tontolo izao.
- Fehiny: raha mbola misy ABOBO sy LAINGA eritreretinareo haroso eto dia arosoy.
7. stahtam ( 28/02/2017 11:48)

8. rhaj0 ( 28/02/2017 12:39)
rhaj0:
Ianao ve ry Herilanto777 noharian'i Yahoshuah??
(dia mba ahoana hozy ny RaR-nao??)

Herilanto777:
Ianao izany ilay miseho tsy mino an 'Andriamanitra raha azoko tsara?

Ahoana koa azany no mba famalinareo fanontaniana (à la Yahoshua) izany ry Herilanto777.

Averiko ny fanontaniana ee... Ianao ve ry Herilanto777 noharian'i Yahoshuah??

RAha tsy hamaly ianao (fa oainina) dia efa valiako azany ee...
Ny RaR-nao no nihary anao fa TSY Yahoshua

Dia ny RaR-nao ve ry Herilanto77 noharian'i Yahoshua??
... tsy mba mivanitika miaraka amiko @ izay ve ianao eto ry Herilanto777?

Fa toa marina ihany ny an'i Stahtam:
toa "Mpanao hatsikana (comédie) izany ny ivavahanareo" sy ianareo izany ry Herilanto777...
9. endriny ( 28/02/2017 14:09)
Mba mihomehy kely

Eso Ho Ahy
10. stahtam ( 03/03/2017 06:10)
Mandra-piandry an'izay "mety ho fanadiovan-tenanao" aloha (raha ho afaka hamaly ianareo) dia mba manao bye bye any amin-dry zalahy nahazo "mise à pied" rehetra any e!! Ry Rafieritreretana (mbola mieritreritra be angamba izy izay), ry Yahl (mYAHL bala angamba izy izay), ry Ra Aug (toa tsy nihogahoga toy ny fanaony teto intsony), ry psni (nanao sni dia tsy re tsaika intsony), indrindra i RA TAN (fanafohezana ny hoe TANtara valamaty angamba no nahatonga an'io raha ny fijeriko!). Ianao sisa no akanga sisa mihirahira eto dia mba ataovy milantolanto tsara ohatr'ireny 777 ilay resaka fa aiza ve vao manomboka dia efa lainga raofina sahady? Izay àry e!
11. stahtam ( 13/03/2017 05:36)

[quote=Herilanto777]
www.rtvyahoshuah.com
[quote=stahtam]
Misy tonon-kiran'ny mpanao hiragasy izay hoe: "Noheveriko ho paiso fanao dessert - hay izy ity voanatsindrana". Noheveriko fa mba tena fampianarana mitondra famonjena ilay yahoshuah hay fitaka sy jono natao ho an'ny marivo salosana. Bye bye indray Mr Herilanto 777 a! sa Mme Herilanto 777? Azafady, pasteur Herilanto777 (na Evanjelistra Herilanto777) hay moa no tokony ho izy!! Saingy izao no nitovizanareo rehetra: manao adin'akoho fantàka aloha miditra eto dia manao sambo milentika avy eo. Io angamba dia tonga @ ilay fitenenana hoe "Ny lainga DONGA TAKONA fa MAHIA MIFANATRIKA" hoy ny fahendren'ny Ntaolo. @ 4 mars 2018 indray mba miditra izay mbola tsy teto e! Makà aina aloha fa vizaky ny fety beuh-n'i Yahoshuah!!
12. RA TAN ( 20/03/2017 06:10)
EFA MANDEHA TSARA IZAO NY FAMPIANARAN'I YAHOSHUAH.
MIAINGA ETO @ NOSY M/CAR NY TENY DIA MANDRE IZAO TONTOLO IZAO: www.rtvyahoshuah.com
FA TSY MISY FAHEFANA MAHASAKANA AN'I YAHOSHUAH IZANY; NA IZA NA IZA; NA AIZA NA AIZA.
FA IZAO ILAY FILAZANTSARA HOTORIANA @ IZAO TONTOLO IZAO "HO VAVOLOMBELONA @ FIRENENA REHETRA" (vavolombelona fotsiny izao teny marina izao, fa tsy voatery hino izao tontolo izao. Fa izay voalahatra ho @ fiainana kosa dia mino izy) IZAY VAO HO TONGA NY FARANY.
MIKOROPAKA IZAO TONTOLO IZAO EO AMPANDRENESANA AN'I YAHOSHUAH; FA VELONA SY MAHERY NY TENIN'NI YAHOSHUAH.
Fa mino ianao dia tsara, tsy mino ianao any @ helo. Fa ny tsy finoanao tsy mahafoana ny fahamarinan'i Yahoshuah
13. stahtam ( 20/03/2017 12:14)

[quote=RA TAN]

1- EFA MANDEHA TSARA IZAO NY FAMPIANARAN'I YAHOSHUAH.
Yahoshuah Ilay nahary izao tontolo izao ve sa hafa?

2- FA TSY MISY FAHEFANA MAHASAKANA AN'I YAHOSHUAH IZANY; NA IZA NA IZA; NA AIZA NA AIZA.
- Marina izany e! na ny soratra ao anaty baiboly aza efa voaovany (Eks 12/12). Mahery izy e!

3- MIKOROPAKA IZAO TONTOLO IZAO EO AMPANDRENESANA AN'I YAHOSHUAH; FA VELONA SY MAHERY NY TENIN'NI YAHOSHUAH.
- Tsy izao tontolo izao no mikoropaka fa ianareo no tonga @ ilay teny hoe: "taitra ny olona tsy mba taitra ka taitra irery vao mamaky takotra. Tany alohan'ny 2009 koa dia fantatro fa efa nisy nitory anarana Mesia Jiosy; ny anareo anefa mbola hoe jesosy mandrava didy folo ihany no nororitina; Tonga ny 2009, efa nahatsiaro taraiky angamba vao hoe: tsy izy iry sy itsy fa ity no tena izy e, tsy izy indray ilay nolazainay teo e......

4- "Fa mino ianao dia tsara, tsy mino ianao any @ helo. Fa ny tsy finoanao tsy mahafoana ny fahamarinan'i Yahoshuah"
Ho anareo izay mino aloha an'i Yahoshuah aloha dia sady nahary ny lanitra sy ny tany izy no nohomboana t@ hazo fijaliana. Fa ny finoanareo an'izany "fahamarinan"i Yahoshuah" izany akory tsy mahafoana ny helo!! Okay
14. endriny ( 21/03/2017 04:55)
Tena io no tena Atra ve ry 777?

Toa hitako ery izy nanontanian'ny mpianatra hoe: "Fa rahoviana marina ny faraandro e?"

Dia hoy IESAOSY hoe: "Ny raiko irery ihany no mahalala"

Ka tena Atra ve izany i YAhoshua sa ahoana? Sao matsy dia Maneso Ahy
15. RA TAN ( 21/03/2017 05:00)
Hoy i stahtam: "Tany alohan'ny 2009 koa dia fantatro fa efa nisy nitory anarana Mesia Jiosy; ny anareo anefa mbola hoe jesosy mandrava didy folo ihany no nororitina ..."

VALINY:
Iza no nitory mesia jiosy talohan'ny 2009 dia iza no anaran'izany mesiany izany??? (tonga dia valiteny mahitsy lazaina, fa tsy te hahita indray aho ka hoe efa mahatapitra pejy maromaro dia izay ianao vao miteny hoe mbola tsy valiny indray ireny; tahaka an'ilay DEO,30:11-13).

Jesosy mandrava didy folo hoy ianao.
==> A/TRA manana ny programme-ny, ka mbola tsy programme hilazany ny anarany tany alohan'ny 2009.
Mbola tsy nilaza ny anarany izy t@ izany dia tsy misy fahadisoanay.
Fa rehefa niteny A/TRA hoe "YAHOSHUAH" no anarako dia nanaraka izahay (2009).
"ASA,17:30 Fa Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsy fahalalana, fa ankehitriny kosa Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka".
"JAONA,15:22 Ra tsy tonga Aho ka tsy niteny taminy dia tsy nanankeloka izy; fa ankehitriny tsy misy fialana azo atao intsony ny amin'ny helony": TALOHAN'NY 2009 MBOLA TSY NITENY IZY dia tsy nisy fahadisonay ny @ io iampanganao anay io, fa TAORIAN'NY 2009 KOSA meloka daholo izay rehetra manohitra an'io anarana marina YAHOSHUAH io.
16. RA TAN ( 21/03/2017 05:01)

stahtam:

[quote=RA TAN]
EFA MANDEHA TSARA IZAO NY FAMPIANARAN'I YAHOSHUAH.
MIAINGA ETO @ NOSY M/CAR NY TENY DIA MANDRE IZAO TONTOLO IZAO: www.rtvyahoshuah.com
FA TSY MISY FAHEFANA MAHASAKANA AN'I YAHOSHUAH IZANY; NA IZA NA IZA; NA AIZA NA AIZA.
FA IZAO ILAY FILAZANTSARA HOTORIANA @ IZAO TONTOLO IZAO "HO VAVOLOMBELONA @ FIRENENA REHETRA" (vavolombelona fotsiny izao teny marina izao, fa tsy voatery hino izao tontolo izao. Fa izay voalahatra ho @ fiainana kosa dia mino izy) IZAY VAO HO TONGA NY FARANY.
MIKOROPAKA IZAO TONTOLO IZAO EO AMPANDRENESANA AN'I YAHOSHUAH; FA VELONA SY MAHERY NY TENIN'NI YAHOSHUAH.
Fa mino ianao dia tsara, tsy mino ianao any @ helo. Fa ny tsy finoanao tsy mahafoana ny fahamarinan'i Yahoshuah

[quote=stahtam]
1- EFA MANDEHA TSARA IZAO NY FAMPIANARAN'I YAHOSHUAH.
Yahoshuah Ilay nahary izao tontolo izao ve sa hafa?

2- FA TSY MISY FAHEFANA MAHASAKANA AN'I YAHOSHUAH IZANY; NA IZA NA IZA; NA AIZA NA AIZA.
- Marina izany e! na ny soratra ao anaty baiboly aza efa voaovany (Eks 12/12). Mahery izy e!

3- MIKOROPAKA IZAO TONTOLO IZAO EO AMPANDRENESANA AN'I YAHOSHUAH; FA VELONA SY MAHERY NY TENIN'NI YAHOSHUAH.
- Tsy izao tontolo izao no mikoropaka fa ianareo no tonga @ ilay teny hoe: "taitra ny olona tsy mba taitra ka taitra irery vao mamaky takotra. Tany alohan'ny 2009 koa dia fantatro fa efa nisy nitory anarana Mesia Jiosy; ny anareo anefa mbola hoe jesosy mandrava didy folo ihany no nororitina; Tonga ny 2009, efa nahatsiaro taraiky angamba vao hoe: tsy izy iry sy itsy fa ity no tena izy e, tsy izy indray ilay nolazainay teo e......

4- "Fa mino ianao dia tsara, tsy mino ianao any @ helo. Fa ny tsy finoanao tsy mahafoana ny fahamarinan'i Yahoshuah"
Ho anareo izay mino aloha an'i Yahoshuah aloha dia sady nahary ny lanitra sy ny tany izy no nohomboana t@ hazo fijaliana. Fa ny finoanareo an'izany "fahamarinan"i Yahoshuah" izany akory tsy mahafoana ny helo!! Okay
17. RA TAN ( 21/03/2017 05:02)

18. stahtam ( 21/03/2017 06:30)

[quote=RA TAN]
Hoy i stahtam: "Tany alohan'ny 2009 koa dia fantatro fa efa nisy nitory anarana Mesia Jiosy; ny anareo anefa mbola hoe jesosy mandrava didy folo ihany no nororitina ..."

VALINY:
Iza no nitory mesia jiosy talohan'ny 2009 dia iza no anaran'izany mesiany izany??? (tonga dia valiteny mahitsy lazaina, fa tsy te hahita indray aho ka hoe efa mahatapitra pejy maromaro dia izay ianao vao miteny hoe mbola tsy valiny indray ireny; tahaka an'ilay DEO,30:11-13).

Jesosy mandrava didy folo hoy ianao.
==> A/TRA manana ny programme-ny, ka mbola tsy programme hilazany ny anarany tany alohan'ny 2009.
Mbola tsy nilaza ny anarany izy t@ izany dia tsy misy fahadisoanay.
Fa rehefa niteny A/TRA hoe "YAHOSHUAH" no anarako dia nanaraka izahay (2009).
"ASA,17:30 Fa Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsy fahalalana, fa ankehitriny kosa Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka".
"JAONA,15:22 Ra tsy tonga Aho ka tsy niteny taminy dia tsy nanankeloka izy; fa ankehitriny tsy misy fialana azo atao intsony ny amin'ny helony": TALOHAN'NY 2009 MBOLA TSY NITENY IZY dia tsy nisy fahadisonay ny @ io iampanganao anay io, fa TAORIAN'NY 2009 KOSA meloka daholo izay rehetra manohitra an'io anarana marina YAHOSHUAH io.
[quote=stahtam]
Inona àry ity mampikorapaka anao ity RA TAN ô ? Ho inonao izay anarana nolazainy tany, fa tsy ny anareo ve no "tena marina e"? Ny anareo nahary ny lanitra sy ny tany (tsy manameloka anareo @ izany izy fa minoa fotsiny ihany) sady nandrava didy 10 niaraka t@ jesosy (taminareo mbola tsy nahalala). Yahoshuah ex-jesosy izany e!
Dia hono ho'aho, tena ravan'ilay jesosy (sampy nivavahan'ny grika hoy ianareo) marina ve ny didy folo talohan'ny 2009?
19. RA TAN ( 21/03/2017 06:53)
Tena ravan'i YAHOSHUAH ny didy folo, fa raha tsy ravany ny didy folo dia efa tonga tany israel ianao tahak'izay araka ny "DEO,30:11-13" izay lazainao fa mbola tsy voavalinao mandrakzao.
20. stahtam ( 21/03/2017 08:14)

[quote=RA TAN]
Tena ravan'i YAHOSHUAH ny didy folo, fa raha tsy ravany ny didy folo dia efa tonga tany israel ianao tahak'izay araka ny "DEO,30:11-13" izay lazainao fa mbola tsy voavalinao mandrakzao.
[quote=stahtam]
Ary jesosy (sampy grika) koa ve naha-rava? dia taiza indray aho tahak'izay raha tsy ravany??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1429