Aleo aloha amin'ny manaraka indray e

1. endriny ( 17/02/2017 15:28)
Mazotoa daholo zareo a.

Mijery eto ihany aho fa tsy mandray anjara fotsiny
novalian'i endriny ny 20/03/2017 04:15
2. rhaj0 ( 17/02/2017 15:47)
fa rehefa misy ilay resaka fomba amam-panao malagasy iny, fomba tsy nolotoin'ny kristianisma, dia mba torotoroy ihany zahay eto eee...

[size=8]dia siritsiriho ihany ny bilaogiko fa any no amintimpitinako ny resaka ilay hotrhotr'izany ee [/size]:-)
3. bor2lais ( 02/03/2017 13:47)

endriny:

Mazotoa daholo zareo a.

Mijery eto ihany aho fa tsy mandray anjara fotsiny

:-)
Misaotra e !
:-)
4. RBNIR ( 17/03/2017 09:23)
otran'ny tsy dia tsaroako loatra hoe tsy nandray anjara intsony i endriny :-)
5. endriny ( 17/03/2017 13:39)
Toa efa mba tsy nandray najara kosa nandritry ny herinandro e...
6. rhaj0 ( 17/03/2017 15:37)
Izaho kosa aloha tena mankasitraka ny fandraisan'anjara ataon'i Endriny eto... Raha tsisy (toa) an'i Endriny mba mampivanitika sady mampieritreritra eto, dia efa nikisaka koa aho :-)

Fa dia anterina ny fisaorana an'i Endriny mialoha @ izay kaomanitera na eto @ Fivavahana/Finoana eto na any @ Politika...
7. endriny ( 20/03/2017 04:15)
Aza mikisaka aloha fa manjary rovitra pataloha.

Misaotra ry namana a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2109