secte

1. rvnirina8 ( 13/02/2017 14:42)
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany?
Marihina fa ny sectes ao amin'ny Baiboly mihitsy no tadiavina : Testamenta taloha sy Testamenta vaovao -
Raha mba misy afaka manome ahy ny toko sy andininy amin'izay mety ahitana izany ao amin'ny Baiboly azafady? ohatra hoe ny makabeo, ny zelota, ny eseniana....
Misaotra mialoha amin'ny fanampiana.
novalian'i endriny ny 24/02/2017 15:16
2. rhaj0 ( 13/02/2017 15:31)
Izaho tsy mahay, fa ny hany lazaiko dia: gogoleo eee
http://lmgtfy.com/?q=sects+in+the+bible

Izay manome ohatra io abany io. (@ teny anglisy io fa mora ho anao ny mamadika an'ireo @ teny gasy. Fa ny fikarohana @ teny anglisy foana no ampirisihiko atao, fa zany no manome valinteny betsaka kokoa)

http://bible.knowing-jesus.com/topics/Sects

Sects, Most Relevant Verses

Acts 26:5
since they have known about me for a long time, if they are willing to testify, that I lived as a Pharisee according to the strictest sect of our religion.

Luke 5:30
The Pharisees and their scribes began grumbling at His disciples, saying, "Why do you eat and drink with the tax collectors and sinners?"

Acts 15:5
But some of the sect of the Pharisees who had believed stood up, saying, "It is necessary to circumcise them and to direct them to observe the Law of Moses."

Acts 5:17
But the high priest rose up, along with all his associates (that is the sect of the Sadducees), and they were filled with jealousy.

Topics on Sects

Jewish Sects

Matthew 3:7
But when he saw many of the Pharisees and Sadducees coming for baptism, he said to them, "You brood of vipers, who warned you to flee from the wrath to come?

More Verses on Sects

Acts 24:14
"But this I admit to you, that according to the Way which they call a sect I do serve the God of our fathers, believing everything that is in accordance with the Law and that is written in the Prophets;

Acts 24:5
"For we have found this man a real pest and a fellow who stirs up dissension among all the Jews throughout the world, and a ringleader of the sect of the Nazarenes.

Acts 28:21-22
They said to him, "We have neither received letters from Judea concerning you, nor have any of the brethren come here and reported or spoken anything bad about you. "But we desire to hear from you what your views are; for concerning this sect, it is known to us that it is spoken against everywhere."

1 Corinthians 3:3-4
for you are still fleshly. For since there is jealousy and strife among you, are you not fleshly, and are you not walking like mere men? For when one says, "I am of Paul," and another, "I am of Apollos," are you not mere men?

2 Corinthians 12:20
For I am afraid that perhaps when I come I may find you to be not what I wish and may be found by you to be not what you wish; that perhaps there will be strife, jealousy, angry tempers, disputes, slanders, gossip, arrogance, disturbances;

Galatians 5:20
idolatry, sorcery, enmities, strife, jealousy, outbursts of anger, disputes, dissensions, factions,
3. Rvnirina8 ( 13/02/2017 15:38)
Misaotra indrindra fa tena efa zava dehibe ireo
4. RBNIR ( 14/02/2017 05:00)
raha ara-pamaritana dia Groupement religieux, clos sur lui-même et créé en opposition à des idées et à des pratiques religieuses dominantes.
En savoir plus sur http://www.larousse.fr/dictionnaires/francais/secte/71770#qsw665VvSgHj0qIA.99

Izany hoe misy antokom-pivavahana lehibe efa miforona eo dia avy amin'iny lasa misy antokom-pivavahana miforona manohitra ilay teo aloha...;

Jesosy izao ohatra azo lazaina hoe secte niforona avy amin'ny fivavahan-drazan'ny jiosy fahiny...

Tsy voatery ho ratsy ny secte....(raha mino an'i Jesosy ianao)
5. rvnirina8 ( 14/02/2017 05:48)

RBNIR:

Misaotra indrindra. Ny famaritana amin'ny ankapobeny no nomenao ahy, ary zava-dehibe izany. Efa hitako ihany koa ny momba an'i Jesoa satria marina tokoa fa niala tamin'ny fivavahan-drazana izy ary tsy nanaraka ny fivavahan'ny Fariseo sy sadoseo ka izany no azo ilazana azy fa secte izy - kanefa tena mila porofoina tokoa izany.
Tsy voatery ho ratsy daholo tokoa ny secte, fa ny fiorenan'ny finoana an'i Jesoa Kristy Tompo sy ny famonjena nataony, izay no tena zava-dehibe, kanefa misy ary tsy azo lavina ireo tena secte ratsy tokoa manao fampianaran-diso. Betsaka izany, kanefa tsy mbola ireny aloha no tena imasoan'ny fikarohana ataoko, fa ny tena fiandohan'ny secte hita ao anaty Baiboly, araka ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta vaovao izay no tena hiompanan'ny lahatsoratra ataoko.
Misaotra anareo rehetra amin'ny fanampiana.
6. endriny ( 14/02/2017 08:08)
Ny fivavahana rehetra nisampana tamin'ny finoana Hebrio tompoko dia sekta daholo, na kristianina isika, na Jehovah, na mosilimo.. dia Sekta
7. endriny ( 15/02/2017 06:25)
Ny samy kristianina mampiasa ny TV tokana sy mino Jesosy tokana ihany no mifampiantsoantso hoe sekta.

Mahavariana a

Dia ahoana ary izany: Angaha tsy manaraka ny fampianaran'i Jesosy hoe: Fa ny fitiavana no lehibe indrindra?

Mifanebaka samy kristianina?

Sa miady saosy dia misaraka? Miady ondry mantsy, sa miady kila?
8. rvnirina8 ( 15/02/2017 12:31)

endriny:

Ny samy kristianina mampiasa ny TV tokana sy mino Jesosy tokana ihany no mifampiantsoantso hoe sekta.

Mahavariana a

Dia ahoana ary izany: Angaha tsy manaraka ny fampianaran'i Jesosy hoe: Fa ny fitiavana no lehibe indrindra?

Mifanebaka samy kristianina?

Sa miady saosy dia misaraka? Miady ondry mantsy, sa miady kila?

Izao an! tsy sanatria akory hanebaka ny finoan'ny olona aho fa manomana lahatsoratra momba izany fotsiny, ary nambarako fa izay voalaza ao anaty Baiboly no angatahiko fanampiana, tsy manenjika na hanenjika fivavahan'iza na iza aho, amiko dia izao "Tano mafy izay hanananao, mba tsy haka ny satroboninahitrao" ary "Miorena tsara, aza miova" ireo ihany no ambarako amin'ny namako rehetra, ary tanako ho ahy ihany koa, ka na finoana inona izy, na inona dia izay no nampiorenany ny finoany .Toa ahy, efa miorina aho, ka tsy hisy aharombaka izany finoako izany intsony. Hanehoako ny fitiavana izany.
9. endriny ( 15/02/2017 13:59)
Dia naninona aza izany no nariantsika ny finoan'ny razanantsika kanefa hoe: "TAno mafy ny anananao"?

Ary hoy ny Ntaolo hoe: "tano ny azo fa sarotra ny mila" Ntaolo 3: 62
10. rvnirina8 ( 15/02/2017 14:20)

endriny:

Dia naninona aza izany no nariantsika ny finoan'ny razanantsika kanefa hoe: "TAno mafy ny anananao"?

Ary hoy ny Ntaolo hoe: "tano ny azo fa sarotra ny mila" Ntaolo 3: 62

Ny anananao amin'ny maha kristiana anao no resahina eto an - Jesoa Kristy no resaka an!, fa izao e! rehefa resy lahatry ny filazantsara ianao dia tsy mametra-panontaniana intsony hoe naninona no..... - satria mbola tao anatin'ny maizina angamba ? asa - fa izaho tsy mitsara na iza na iza, ny tenako no fantako fa efa resy lahatra aho, ary anjarako no mitaona ny namako ho resy lahatra ihany koa, tsy voatery hitaona azy hanaraka amin'ny finoana misy ahy, fa na inona finoany, na inona fiangonana, na avy aiza izy na avy aiza dia izay hananany an'i Jesoa Kristy koa no tanjona - vontosy ny filazantsaran'i JK i Madagasikara anjarantsika izay efa resy lahatra izany FLZTS izany no manaparitaka, ary mino aho fa anisan'izany koa ianao - Tano ny azo fa sarotra ny mila : ts manin fa ataovy hoe Tano mafy Jesoa fa efa anao, Aza mierikerika intsony izay no aoka ataontsika ho filamatra - Mahereza e!
11. stahtam ( 16/02/2017 05:28)

[quote=rvnirina8]
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany?
Marihina fa ny sectes ao amin'ny Baiboly mihitsy no tadiavina : Testamenta taloha sy Testamenta vaovao -
Raha mba misy afaka manome ahy ny toko sy andininy amin'izay mety ahitana izany ao amin'ny Baiboly azafady? ohatra hoe ny makabeo, ny zelota, ny eseniana....
Misaotra mialoha amin'ny fanampiana.
[quote=stahtam]
Lalina ity resaka ity,
1°) raha ilay voambolana no tianao horesahina dia ny Asa 24/5 (version française) no misy azy. Saingy... saingy... ilay anarana hoe "Nazarena" no mahalasa saina hoe iza no nametraka azy? Mpankahala ve sa mpaneso sa ry zareo ihany...? Mahavalalanina ahy koa mantsy ilay "faminaniana (hono??)" ao amin'ny Matio 2/23 hoe mpaminany iza no nilaza io teny io???
2°) Ny famaritana omen'ny ankehitriny ve mitovy @ famaritana omen'ny taloha?
3°) Fa ny zavatra azoko lazaina dia izao: raha "baiboly" no jerena dia tsy nisy sectes izany tao raha ny famaritana "taloha" no jerena.
Izay aloha fa @ manaraka raha mety.
12. rvnirina8 ( 16/02/2017 06:20)

stahtam:

Misaotra indrindra amin'ny fanomezanao fanazavana - efa misy ho jerena sy ho alaina aloha ireo ka - mairaka min'nizay efa nomen'ireo namana sasany -
13. bor2lais ( 16/02/2017 13:28)
rvnirina8 > Ary sao dia hatrany am-boalohany (Genesisy) kosa no efa nisy ny sekta : fisintahana tamin'Andriamanitra fa lasa nanaraka ny menarana !
Mba hevitra sendra nandalo fotsiny ny ahy iny fa mazotoa @ fandalinana e ! :-)
14. rhaj0 ( 16/02/2017 14:11)
danz be ilay spin asisiky ry Bor2lais an... hoe "sekta" dia "nanaraka ny menarana". Dia mody hoe "sendra nandalo" hono i Bor2lais eee...

Zavatra tia hanaraka (ny tena) Andrmntra re ireny sekta ireny ry Bor2lais aaa... Araho tsara ny tantaran'ny Sekta, fa nisintaka zareo satria mino fa misy lalana "tena izy" vaovao io tiana harahina io.

Sa @ Bor2lais dia menarana = Andriamanitra ?? Izaho indray ve moa hi-contredire an'izany. Bravo Bor2lais!

SAtria tokoany mantsy, nisy "maromaro" fa "tsy tokana" ny Andrmntra ao @ Genesisy

Genesisy 1:26 Rehefa izany dia hoy Andriamanitra: Andeha isika hanao olona mitovy endrika amintsika...
Genese 1:26 Faisons l'homme à notre image, selon notre ressemblance

AU PLURIEL io, ary izay no voasoratra (dia voasoratra) an... Jereo tsara rahefa niresaka t@ Mosesy ohatra izy
Eksodosy 3:12 Dia hoy Andriamanitra: Homba anao aho; ary izao no famantarana fa izaho no naniraka anao

tetezo ny Baiboly fa tsy misy mihintsy any an-kafa ka hoe "izahay" (au pluriel) no resaka ataon'Andmtnra fa "izaho".

Sa indray moa efa "telo" indray i Andrmntra t@ io??
15. bor2lais ( 16/02/2017 14:27)
:-)
Efa tsara fa tohizo ramose a !
Efa miha-miakatra ilay rihana !
:-)
16. rhaj0 ( 16/02/2017 14:58)
Tsy azoko ry Bor2lais fa mba afaka azavainao avy eny ambony rihana..

rhaj0:
Sa @ Bor2lais dia menarana = Andriamanitra ??
bor2lais:
tsara fa tohizo

rhaj0:
"maromaro" fa "tsy tokana" ny Andrmntra
bor2lais:
tsara fa tohizo

rhaj0:
tetezo ny Baiboly fa tsy misy mihintsy any an-kafa ka hoe "izahay" (au pluriel) no resaka ataon'Andmtnra fa "izaho"
bor2lais:
tsara fa tohizo

Sa ito farany ito no tena nanaovan'i Bor2lais oye oye?..
rhaj0:
Sa indray moa efa "telo" indray i Andrmntra t@ io??
bor2lais:
tsara fa tohizo

-- Ka mizahozaho izany i Andmntra rahefa miresaka @ Mosesy, fa mba manaja hafa (Aminy) ihany izy rahefa miresaka @ Adama ??
-- Dia nataony "endrika" TELO tahaka Azy koa ve izany Raolona eto ry Bor2lais??
17. rvnirina8 ( 16/02/2017 15:42)

bor2lais:

rvnirina8 > Ary sao dia hatrany am-boalohany (Genesisy) kosa no efa nisy ny sekta : fisintahana tamin'Andriamanitra fa lasa nanaraka ny menarana !
Mba hevitra sendra nandalo fotsiny ny ahy iny fa mazotoa @ fandalinana e ! :-)

Mino aho fa tsy izany ka, tsy fisintahana tamin'ny fivavahana izany ka namoronana fivavahana hafa - aleo aloha handalina tsara fa sao miteniteny foana e! misaotra
18. bor2lais ( 17/02/2017 09:45)
ramose 2 étages:

Tsy azoko ry Bor2lais fa mba afaka azavainao avy eny ambony rihana..

:-)
Ilay fahazotoanao mamaky Baiboly no ataoko hoe "tsara fa tohizo" ka !
[size=8]Heroda koa mantsy mba nitady ahita Ilay Zaza vao teraka fahiny saingy ny tanjony no toa tsy dia nitovy loatra tamin'ny an'ny magy ![/size]
:-)
19. RBNIR ( 17/02/2017 12:27)

Salama bor2lais, sahala amin'i jodasy ihany e, izy aza natao apostoly mihitsy nefa dia.....
20. rhaj0 ( 17/02/2017 13:38)
rhaj0:
Tsy azoko ry Bor2lais fa mba afaka azavainao avy eny ambony rihana...
bor2lais:
Ilay fahazotoanao mamaky Baiboly no ataoko hoe "tsara fa tohizo" ka !
[size=8]Heroda koa mantsy mba nitady ahita Ilay Zaza vao teraka fahiny saingy ny tanjony no toa tsy dia nitovy loatra tamin'ny an'ny magy ![/size]

Hay ve tsy ny resaka sy lohahevitra no resahin'i Bor2lais fa ny mpiresaka eee...
[size=8]Rahefa izany ihany dia mba hiresaka ny aminao Bor2lais koa aho izany ee... Dia "tsara fa tohizo" koa ny fandraisanao anjara eto.. teo @ 1 taona teo mantsy ianao tsy hita teto, ary dia tena nanina sy nalahelo anao zahay teto eee.. Indrindra fa lasa tsy nanao veloma i Bor2lais.. Fa raha tonga tsy niarahaba koa moa ianao.. sady tsy miresaka ny resaka sy lohahevitra fa miresaka ny mpiresaka, dia tsy maninona fa tonga soa, ary dia "tsara fa tohizo" koa izany ee... :-)[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4069