You are here: home > Forum

You Have Been Trumped - Voan'i Trump Ianao

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : You Have Been Trumped - Voan'i Trump Ianao
Valiny : 0
rhaj0 - 08/02/2017 14:19
Tena natambatro tato ny fiantraikan'ny Trumpisme mandaginina (ahy).
http://rahampitso.blogspot.ca/2017/01/youve-been-trumped.html

Ka tena aiza nama koa, isan'andro mihiratra izao ve dia misy mampandaginina foana, ka dia zaraina eto ampamaivamaivana azy eee...

Inty ny farany izao dia tena hoe... tandritandremo ihany ianao gasy io, mety hoe, manana endrika Somaliana ohatra, sady miaraka @ ilay anarana lavabe tsy hay hoe avy aiza, fa dia aza mandehandeha (na misehoseho) any US any, fa ngo dia hidiran-doza any. Tsy ilaozan'izay mitapison any @ birao sy eny andalambe eny... Koa ny fara-tampony azany efa izy koa, ka dia...

http://www.lapresse.ca
Dans La Presse - Feb 8, 2017
Une citoyenne canadienne de confession musulmane qui dit vivre au Québec depuis plus de 20 ans croit qu'elle n'a pu entrer aux États-Unis samedi dernier à cause de sa religion. (..) Les deux femmes ont ensuite été conduites aux bureaux des douanes où elles ont remis leurs téléphones cellulaires et les mots de passe avant d'attendre pendant une heure. De longs interrogatoires ont suivi. Mme Alaoui signale qu'elle a été questionnée presque uniquement sur sa religion. On lui a ensuite demandé ce qu'elle pensait du président Donald Trump ...
Valio | Miverina eny ambony