Silence - Martin Scorsese

1. rhaj0 ( 16/01/2017 16:08)
MIsy horonantsary vao nivoaka teo mandehandeha any.. Momba evanzelisitra mi-evanzeliser ny Zaponey fahiny (t@ 1600s tany, izany hoe t@ fotoana nandalovan'i Flacourt tany DAgo izany). Tantara io fa tsy tena izy. Averina indray fa tantara noforonina ilay izy. Dia izao hono, ilay debabe @ tanana hono dia manery ilay evanzelisitra ny hanary ny finoany, raha tsy izany dia vonoina eo imasony ny Kristiana namany. Fa tena manao kiri-biby hono ilay evanzelisitra fa tsy mety manary ny finoany. Ary dia mitohy vonoina hono ny namany.

Fa vaky ihany hono ny vavan'ilay evanjelisitra fa hoe, fa dia maninona kosany hono azany i Andrmntra (kristiana) no MANGINA (foana) manoloan'izany...

novalian'i lahindroy ny 02/02/2017 14:07
2. endriny ( 20/01/2017 12:29)
I Fransoa Gizavie no nandefa misiona tany t@ faraparan'ny taonjato faha 16, fa nataon'ny mpanjakavavy GO tsy tafapetraka mihintsy. 300 taona taty aoriana vao nahazo fahalalahana hiorina tany ny finoana kristianina. Fa na tafaorina aza, mbola aleon'ny Japs ihany aloha ny fivavahan-drazana efa nahabotrabotra h@ izay no arahina. Iny mba mitondra soa sy fanajana ny hafa kokoa. Noho ilay mitory faniratsirana ny havana sy ny Ray aman-dReny.
3. lahindroy ( 02/02/2017 14:07)
arahaba ny rehetra

mba nanao izay ho afany ihany ange ny Ranavalomanjakatsika fa saingy angamba tsy mba nanana hazon-damosina natanjaka tahakan'ireo emperora sinoa na japoney ireo izay nandimby azy(Radama II , indrindra moa i Ranavalona II , IIII ..) ka ny niafarany dia izao manompo andriamaninkafa izao ny 60%-tsika

ny vokany ?
nodorana ny Sampin-dRazana
nohenjehina ny finoan-dRazana sy ny fomba rehetra hanamasinana an'izany
lasa zanatany i Madagasikara taona vitsy fotsiny taorian'ny nananganana ny finoana kristiana nentin'i mpanjanatany ftantsay sy anglisy
arakaraky ny ammpitomno ny fanompoana an'io fivavahana io tsy mitsahatry ny mokoroso fahana ny fiainan'ny Malagasy ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7363