avelao hiasa ny fanjakana jusqu'a 2018 dia tsara avy eo tsarao

1. dodakely1 ( 09/01/2017 12:16)
@ ity ,efa nambarany fa ho atao ny RN5A Ambilobe vohemar,RN5 Mananara Aavaratra maroantsetra,RN32 Antsohy Andilamena,RN44 Moramanga Andilamena,RN9 Analamisampy Manja,RN12A Vaingadrano tolagnaro,RN13 tolagnaro ambovombe,RN 43 FARATSIHO Sambaina,Rocade marais masay jusqu 'a by bass,Ambotrimanjaka ivato,ireo no handrasana @ ity 2017 ny fanamboarana ary,ho hita eo
2. rhaj0 ( 09/01/2017 15:56)
Io kabary hoe "avelao hiasa" io ve tsy efa mba nahazoana anatra kosany ry Dodakely1 aa...

t@ ireny krizy ireny, dia hoe, "avelao hiasa ny mpanongam-panjakana" hono...

Dia efa tenenina foana hoe, raha mpanongam-panjakana no tompo-pahefana, dia HO TAPAKA ny famatsiam-bola sy fifanarahana ara-barotra, SATRIA efa izay no nosoniavina t@ natao ny fifanarahana. Fa mbola be no manesika hoe "avelao izy hanao" ee... Dia nony tapaka ny asa direct sy indirect efa ho 400.000, dia iny fa potika ny fianakaviana ary lasa any an-tsekoly tsisy sakafo ny ankizy, raha tsy hoe mivaro-tena... Dia ahoana??

Izao izany Rajaona toa hoe hahita volabe (trosabe) amina milliards de dolara ... dia hoz'ianao ve hoe, "avelao izy hanao (ny saim-pantany) f'aza misy miteniteny eee"... Izay ve???

3. rhaj0 ( 10/01/2017 15:38)
Ka efa fanta-poko fanta-pirenena izao, fa t@ ireny propagandy ireny, dia nanana butin de guerre efa amina 40 millions d'euros izy teo i Rajao, ho ampiasaina. Nopitsihin'i RFI mihintsy io, fa i Rajao moa t@ ireny, dia hoe, "tsy hilaza ny fiavian'io vola io aho eeee..."

Dia tena tsy voakitika ve ny saina hoe, mba IZA no nanome azy an'izany?

Dia izao izy no mitana ny sotrobe, dia io mandoa-bary io, dia tsy taitra kely ve ny saina hoe, ilay nanome ity 40 millions d'euros ve tsy mba haka famerim-bola @ izay, @ io milliards de dollars TROSABE ho avy io??

Dia hoz'ianao ve hoe, "avelao izy hanao" eee...


Dia ny fanontaniana izao dia hoe
-- ka ianao ve k'lou mba isan'ny mahita ny fofon-daolara, sa..
-- ianao toa tsy hahita akoriny, nefa dia toa mavitrika be ny hiaro ny mahita fofon-daolara, ka hoe "avelao izy hanao" eeee...

4. rhaj0 ( 11/01/2017 12:17)
rhaj0:
Dia ny fanontaniana izao dia hoe
-- ka ianao ve k'lou mba isan'ny mahita ny fofon-daolara, sa..
-- ianao toa tsy hahita akoriny, nefa dia toa mavitrika be ny miaro ireo mahita fofon-daolara, ka hoe "avelao izy hanao" eeee...

Io sahalan'ireo mpanohana ilay coup d'etat eee... mavitrika ery mitolona hono, nefa tsy hainy fa mitolona ho an'ny poketran'i TGV sy ny Karana ary ny Frantsay zareo.. Mba nahita fofon-daolara ve ny mpitolona? Efa lazaina foana fa ny "tolon'i TGV" no nosavihanareo fa tsy inona akory.

Araho tsara ihany ny vaovao (scandale Panama papers) fa ilay Karana nanohana namatsy vola ny coup d'etat sy ilay tary vato manga sa iza izy teo, fa ny volaben-dreo... sirika be fa nafenina tany Panama.
5. rhaj0 ( 11/01/2017 16:15)
Ato ny source, ngo dia lazainao fa be tsaho eto aho

http://gasy-mkm.blogspot.ca/2016/12/aza-mihinana-ny-voa-manadino.html
6. dodakely1 ( 13/01/2017 13:45)
rehefa tsy vitan'i rajao ireo nampanantenainy dia aza mifidy azy intsony ,roa taona anie sisa dia ho tonga ny fifidianana e,tsy aleo tapitra hatramin'ny farany ny mandat ny dia izay
7. rhaj0 ( 13/01/2017 13:50)
any @ firenena "normal", dia "miteny" (foana)
- ny opposition (na dia vao vita azany ny fifidianana),
- sy indrindra koa ny mpanao gazety,
- ary @ izao andron'ny interinety izao, ny eny @ peloozy.

TSy miandry hoe ho "lasan'ny kivindro ny loaka izay vao mandray vato".


Fa miverina foana ny fanontaniana (izay tsisy valiny h@ izao)
-- ka ianao ve k'lou mba isan'ny mahita ny fofon-daolara, sa..
-- ianao toa tsy hahita akoriny, nefa dia toa mavitrika be ny hiaro ny mahita fofon-daolara, ka hoe "avelao izy hanao" eeee...



8. dodakely1 ( 13/01/2017 16:36)
ka raha sanatria ka hirodana ny HVM avant 2018 dia ho tetezamita dia iza no hitondra eo ,
mbola manana 2ans eo izy eo @ fitondrana ,tsy nifidy an'io izahay saingy izay aloha ny regle
ny tsy fisian'io regle io no tena lesoka eto

9. rhaj0 ( 13/01/2017 17:50)
Manao "opposition" dia TSY midika (foana) hoe "mandrodana".
10. rhaj0 ( 16/01/2017 15:41)
Araho tsara azany ny fandehan'ny politika ao Zamerika izao.

Lany t@ Novambra i Trump.. Dia 20 Zanvie io izy hanao ny fianianany.
Dia araho ny fidinana an-dalambe maneho ny tsy fankasitrahana an'i Trump.

Dia samia manontany tena hoe,
- "hanongam-panjakana" ve ireto olona?
- hamono ireto mikasa "hanongam-panjakana" ve ny mpitondra?


Mandeha direct izao io izany ny fianarantsika ny demokrasia..
11. Tovorandria ( 22/01/2017 17:52)
Ts sanatri miomba an le jiolahimboto ireny hanongapanjakana aho akory, fa firy volana no napandrin i rajao adrisa ny vahoaka malagasy hanalàny ny delestage d 3 taona taty aoriana inn no nanjo ny vahôka? D aôna ko ity probleme na rano ity, rano anie no fototry ny aina rangahy ity e, tss zava manan aina velona tss rano zany!!!! Fa rajao moa olona ts nanana plan sy ts vonona ijery ny fahoriam bahôka ko inn no irarahiny an zany. Ny hangoron karena oazy mianakavy ividianana villa b any toamasina sy avion andehanan i mananasy mi Shopping any france iany no tanjony eo ary anomezana volam bahôka hananganan i claudine hotel izay iany ,
12. Mirananirina ( 28/01/2017 19:09)
Fa iza manakana azy tsy hiasa? Raha tena miasa izy tsy misy mahasakana azy @ izany. Jisy nahasakana angaha francophonie??? Vahiny rehetra asainy? Fivoahany any ivelany matetika? Kora injay hoe ASA dia hoe misy manakana. Mon oeil ????????
13. dodakely1 ( 30/01/2017 17:05)

Mirananirina:

Fa iza manakana azy tsy hiasa? Raha tena miasa izy tsy misy mahasakana azy @ izany. Jisy nahasakana angaha francophonie??? Vahiny rehetra asainy? Fivoahany any ivelany matetika? Kora injay hoe ASA dia hoe misy manakana. Mon oeil ????????

tsy nisy vola ny fanjakana teo aloha,izao efa misy mangirana kely ,f'angaha koa moa tsy 5ans ny mandat iray e,ilaina ny mpanohitra fa tsy mpanohitra hanongana fanjakana,efa izay no problem nisy teto dia mbola ho averina indray ve ? hiza no hanomeha toky koa fa raha miongana ny HVM dia mihatsara izay tonga eo???
14. dodakely1 ( 30/01/2017 17:11)
efa misy projet ho ataon'ny fanjaka @ ity taona ity,aza mifidy azy intsony @ manaraka,safidy io fa tsy terena ,tsy ho satrin'i rajao aza ve omena asa daholo ny gasy,izaho manokana aloha mety tsy hifidy hvm e
15. Tovorandria ( 04/02/2017 18:29)
Ho satriny ahazo asa ve ny gasy d , ts avelany isokatra ny magro? Ts sanatri momba an dravalo fa zava misy no hita
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1877