Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy an-kanavaka...

1. lahindroy ( 08/01/2017 19:35)
Dia faly miarahaba antsika rehetra tsy an-kanavaka , ny mpisera , ny tompon'andraikitra isan-tsokajiny ...eto amin'ity serasera.org ity , tratry ny taona 2017 , eny na dia somary tara aza ; mirary ho an'ny tsirairay fahasalamana , fahombiazana amin'izay rehetra atao ary koa ny fitohizan'ny fifanankalozan-kevitra ao anatin'ny fifanajana tanteraka , tahakan'izay nisy teto hatramin'izay
novalian'i hery ny 08/01/2017 21:26
2. hery ( 08/01/2017 21:26)
Misaotra antsika rehetra dia mirary soa e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2773