ARETI_NIFY

1. SYLLA8 ( 06/01/2017 10:44)
Salama daolo, ono wa ry zareo, inona tokoa hoa ny fanafodin'ny aretinify? ts zan manku fa tena marary nify b ny zandriko d ef nividanana fanafody tam pharma iz f mbl tsy sitrana, nampihinana paraky ku iz f mbol marary ian...mb atoroy re fa tena mijaly izy
novalian'i nirynah ny 02/10/2018 12:40
2. Fiffi ( 06/01/2017 13:28)

SYLLA8:

Salama daolo, ono wa ry zareo, inona tokoa hoa ny fanafodin'ny aretinify? ts zan manku fa tena marary nify b ny zandriko d ef nividanana fanafody tam pharma iz f mbl tsy sitrana, nampihinana paraky ku iz f mbol marary ian...mb atoroy re fa tena mijaly izy


mankany am dentiste dé vita io ko...
3. rhaj0 ( 06/01/2017 14:01)
Asio tongolo gasy.. Didio ilay tongologasy, dia ilay lafiny misy tsiranoka iny no apetaho ao. Arovy vovo eo amboniny @ izay tsy manaikitra ny vava rehetra. Dia tohizo kaikerina moramora ao ivoahan'ny tsiranok'ilay tongolo gasy.

Ny fahazoako azy, dia toa manadontodonto ny nerf izany ilay masiaka @ tongolo gasy. Nefa koa, ao @ tongolo gasy koa, toa misy raha (flavonoid) hono izay miady @ izay infection ao..
https://www.earthclinic.com/toothache/garlic.html

Fa dentiste ihany koa no aleha ee... raha goaka ny nify dia mihanjaka ny nerf ary dia harary foana eo io. Dia aza hadino koa ny fahadiovana... Dia ny fisorohana moa dia aza dia mikepokepoka siramamy be ee...

Entre-pa fa izaho izao, dia misy bakteria ao @ vavako ao. Efa naleha daholo izao dentiste izao, natao analizy im-10 kely, nandramana antibiotique, fa tena tsy mety fa mbola ao ilay izy ee.. dia raha vao mihinana sokola aho dia tonga dia mivonto ny gencive.. f'angaha tsy loza...
4. SYLLA8 ( 06/01/2017 17:32)
Msôtra betsaka tam le toro - hevitra ry zareo fa le hwe mandeh am dentist aloh tsy de mety lôtra,fa le zandriko io manku mbola mianatra eny am lycée de rah maka nify izy de mety hampisy fiatrakany ratsy eo @ fitadidiany zany... msôtra betsk eeee
5. rhaj0 ( 16/01/2017 12:24)
Nisy fomba iray koa reko. Hoe asio Jirofo + diloilo coco.

Ilay hoe, diloilo coco hosorana (na hanotsanana) ny nify sy ny hihy (gencive) aloha efa ela no reko, ary toa mahatsara nify sy mamono bakteria hono..

handramo ao hoe ngo dia mampety azy ihany.. Tsakotsakoy ny coco dia iilazao eto raha misy vokany.
6. bichette ( 01/02/2018 16:40)
mihinana fanafody manala ny fanaintainana aloha, avy eo tsy misy azo atao afa tsy ny mankany amin'ny dentiste
7. bichette ( 01/02/2018 16:44)

rhaj0:



Entre-pa fa izaho izao, dia misy bakteria ao @ vavako ao. Efa naleha daholo izao dentiste izao, natao analizy im-10 kely, nandramana antibiotique, fa tena tsy mety fa mbola ao ilay izy ee.. dia raha vao mihinana sokola aho dia tonga dia mivonto ny gencive.. f'angaha tsy loza...


manaova bain de bouche amin'ny bicarbonate ianao, ilay fatao amin'ny sakafo iny. sao dia mycose bucal ? bicarbonate ihany mahafaka an'io. naranontsira raha au niveau des gencives, fa ny bicarbonate koa, atao matsatsotsatso ary tsy atao isan'andro isan'andro io fa agressif amin'ny email ny nify indray raha atao fanao. ny bicarbonate manko manala ilay mycose.
rha mihinana sokolà ka tonga dia mivonto ny gencive, mila miborosy nify tsara, ilay brosse a dent souple alaina fa au moins 3mn ny fiborosiana nify. tsara mankany amin'ny dentiste koa sao manao gingivite koa ianao, mila manao detartrage. afaka io !
8. nirynah ( 02/10/2018 12:40)
ary akoatran tongolo gasy de aon?inona no tokon atao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1907