Ahoana ny zon'ny mpamorina eto amin'ny serasera

1. endriny ( 05/01/2017 17:22)
Mba heritreritra nofy mangina ny ahy ity.

Satria dia arantintsika eto daholo ny tononkira sy ny tononkalo. Tsara ilay hevitra, ary deraiko tanteraka. Saingy isika ve efa nahazo alalana tamin'ny tompony?

Ahoana no fipetraky ny zon'ny mpamorina eto amin'ny serasera?

Marina fa maro ny mpikanto niainga teto, raha tsy hitanisa afa tsy i Dadarabe aho.

Fa kosa hitako hoe, tokony mba angata-dalana amin'ny tompon'ny kanto ihany isika vao mametraka ireny kalo, sy vazo eto ireny.

rediredin'adala
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7282