fanangezana filahina

1. tokiniainanjr ( 24/12/2016 19:50)
inona no azo atao mba anamgezana filahina,amin'ny fomba mahomby,
novalian'i diasn0732 ny 12/09/2018 14:38
2. mirananirina ( 05/01/2017 21:19)
Efa io nomen'Andriamanitra anao dia hajao sy tiavo fa tsy mila angezana izany. Rehefa tia anao ny vehivavy na ngeza io na kely dia mety foana.
3. hery ( 06/01/2017 07:42)
Tsy hitako koa hoe ngeza atao inona :-)

Raha mila ngeza tahaka ny tanana ianao dia tanana ampiasaina
Raha mila ngeza tahaka ny habe-n'ny fe dia fe indray ampiasaina
4. rhaj0 ( 06/01/2017 16:46)
Ka i Tokiniainanjr kosany tia mba hanangeza ny ngeza.. asa raha hozy i ramatoa tao hoe, ngeza no tsara, na hoe, resin'ny paorina lahatra izy, mba tsy lazaina hoe voapempo dia te-ho (hanana) sahala @ vazaha ..

Ka ilay izy io toa hozatra, nefa indray tsy sahala @ hozatra, ka rahefa ikofohana dia miha-ngeza. Na izany aza dia ikofohy ao ihany izany ee...

Fa io moa... raha desespa @ io ianao, dia... te-hino zavatra miracle, koa dia ho avy ny mpanararaotra mampinomino foana anao ao ...
- mety hoe, ilay paompy (a vide) ireny hono, ary dia hibontsina toa balaomina
- mety hoe, baume na mihinana fanafody dia mitombo maniry sahala @ vatan-kazo
- mety hoe, mivavaka fotsiny koa fa mety ho valiany ihany eee...
5. ndrembala ( 14/02/2017 10:46)
Zaho zao vao kely dia efa te ho be lataka.
Tsy nahita paorina aho, tsy nahalala vavy dia efa te ho be lataka.
Aza omena tsiny izy fa normaly izany.

Azo atao ny manabe lataka
-tsy tsara mampiasa fanafody na fitaovana
-maharitra io, tsy andro tsy volana, taona maro = santimetatra vitsy
-dangereux raha maikamaika, attention

Raha manana fotoana dia mianara theorie de milely.
Mety tsy ilainao akory ny manabe lataka.
Ianao mety mahita hoe kely fa mety ampy ny vadinao izy.
6. perse108 ( 02/04/2017 16:06)
raha tinw ho ngeza io raha io de asaivo kakerin'ny takola fa mlamina b zan
7. gasygasyvavy ( 02/05/2017 16:28)
tiko ampahafantarina anareo lehilahy rehetra fa tsisy dikany lay hoe kely na ngeza! satria misy kely mipelipelika ary ngeza paresseux
8. mihaja2017 ( 01/06/2017 06:08)

gasygasyvavy:

tiko ampahafantarina anareo lehilahy rehetra fa tsisy dikany lay hoe kely na ngeza! satria misy kely mipelipelika ary ngeza paresseux


Tsara ary midoka ilay fomba fijerin`i gasygasyvavy tanteraka za fa hoy aho koa hoe raha ilay matevitevina sy lavalava tsara kosa no tena heno sy tianareo vehivavy kokoa refa manao nareo (physiquement mihitsy io an) na dia psychologiquement aza marina ilay teninao dia aleo mba hanoro hevitra @ilay fanangezana azy izay manana azafady eh.Merci
9. ilafy ( 10/09/2017 08:14)
aza mirediredy leisy fa tsy lehibe noho ny lohan-jazakely akory ny fika ary tsy miankina @ hoe lehibe na kely ny fika fa ny fomba fampiasan azy ihany no izy e
10. mirananirina ( 16/09/2017 15:16)

gasygasyvavy:

tiko ampahafantarina anareo lehilahy rehetra fa tsisy dikany lay hoe kely na ngeza! satria misy kely mipelipelika ary ngeza paresseux

Voalazanao
Arakaraka io fa tsy mila hoe ngeza na kely marina
11. diasn0732 ( 12/09/2018 14:38)
inona koa lty jany theorie de milely jany ry ndrebela?kkk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0999