Andro Malaza

1. bor2lais ( 24/12/2016 16:46)
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) ! :-)
novalian'i rhaj0 ny 30/12/2016 20:28
2. RBNIR ( 25/12/2016 10:03)

bor2lais:

Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) ! :-)

Faly misera namana, ela be izy izany an!
Krizy mafy izao no betsaka aty an :-)
3. stahtam ( 26/12/2016 04:57)

[quote=bor2lais]
Mirary Krismasy sambatra ho antsika rehetra e (na ny magy na ny heroda na ny lohan'ny mpisorona na ny mpanora-dalàna na ny mpiandry ondry) ! :-)
[quote=stahtam]
Mba tsetsatsetsa tsy aritra e!
Ny magy ve mankalaza krismasy? (25 décembre)
Heroda ve nankalaza krismasy? (25 décembre)
Ny lohan'ny mpisorona ve mankalaza krismasy? (25 décembre)
Ny mpanora-dalàna ve mankalaza krismasy? (25 décembre)
Ny mpiandry ondry ve mankalaza krismasy? (25 décembre)
4. bor2lais ( 26/12/2016 11:39)
Ho an'izay mety tsy nahita ka lasa be fanontaniana o ;

:-)
5. stahtam ( 26/12/2016 12:16)

[quote=bor2lais]
Ho an'izay mety tsy nahita ka lasa be fanontaniana o ;

:-)
[quote=stahtam]
HITA NY SARY, NAHITANA ZAVATRA TOKOA DIA HOY NY FANONTANIANA HOE:
1°) Ka ny magy ve kristiana?
- Heroda ve Kristiana?
- Ny mpiandry ondry ve kristiana?
- Ny mpanora-dalàna ve kristiana?
- Ny lohan'ny mpisorona ve kristiana?
Ireo mantsy no nampidirinao tao anaty fiarahabana!
2°) Hay ve ka i Constantin izany no mibaiko io fivavahana io e? I Constantin izany no mpamaritra hoe i Kristy no masoandro vaovao solon'ilay masoandro taloha?
Hitako resaka an'avona sisa no mba fialàna bala ataon-drazoky teo @ ilay telo minitran'ny stade!!!
6. bor2lais ( 26/12/2016 16:00)
Firariantsoa ho an'ny REHETRA no nataoko ka ! Miala tsiny indrindra ho an'izay tsy nahazo ny tian-ko lazaina e ! :-)

Aza dia variana mijery ny fanondro loatra re fa izay tondroina no mba ezahina topaza-maso e ! :-)

Dia faly miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Krismasy o ! :-)
7. rhaj0 ( 29/12/2016 16:56)
bor2lais:
Aza dia variana mijery ny fanondro loatra re fa izay tondroina no mba ezahina topaza-maso e ! :-)

Ka ilay fanondronao anie ry bor2lais, hotsahotsan'ny misy zavatsa miraikitsa, indrindra iilay fanondro adala, ka dia tsy mety fa lasa any no jerena ee.. f'efa ahodina mihintsy izao ny maso eee... :-)

VAzivazy iny fa tratry ny Fety daholo tokoany eee...
8. RBNIR ( 30/12/2016 01:10)
Rehefa nanaraka ilay video an'i hery aho dia nanamarina izy fa tsy fankalazana ny andro nahaterahan'i jesosy ilay izy (izany hoe manaiky ny fanambaran'ingahy Benoit koa izy izany)....fa ny 90% n'ny olona mankalaza ankehitriny aloha dia mbola mihevitra fa date d'anniverssaire io....

Faharoa manaiky ihany koa i hery hoe ingahy Constantin no nampiditra an'io tao amin'ny fivavahana kristianina,

Marina izany, ary betsaka ny zavatra nampidiriny tao toy ity iray ity.... L'empereur romain Constantin Ier, converti au christianisme, appréciait également le culte solaire4. Il imposa le dimanche comme jour de repos dans l'Empire romain par décret le 7 mars 321. Ainsi le jour du soleil chez les romains devient le jour du seigneur. Samuele Bacchiocchi montre l'importance du culte solaire dans le choix du dimanche5.
(source) https://fr.wikipedia.org/wiki/Sabbat_(religion)

Ny tenin'Andriamanitra anefa dia manambara fa hoe « Koa foana ny ivavahan'ireo amiko, raha mampianatra ny didin'olombelona ho fampianarana izy (Isa. 29. 13). » (Mat.15:9)

Foana : tahakan'ny tsy nivavaka toy ny tsy nisy, izay v no mahasoa ny olona????
9. bor2lais ( 30/12/2016 10:01)
:-)
Miarahaba anareo (heroda, lohan'ny mpisorona, mpanora-dalàna, ...) nahatratra ny Krismasy 2016 e !
:-)
10. rhaj0 ( 30/12/2016 20:28)
RBNIR:
Rehefa nanaraka ilay video an'i hery aho dia nanamarina izy fa tsy fankalazana ny andro nahaterahan'i jesosy ilay izy ...

.. fa hoe fankalazana ny fiantombohan'ilay "tena famonjena". Izay ilay izy oo??

Io izany toa ny an'i Pere Noel koa ee... TSY hoe fahatongavan'i Pere Noel mizara kalalao io andro io, sy hoe, "mi-existe" koa ny Pere Noel, fa mba hoe... fankalazana fotoana fatao ifanakalozana fanomezana fotsiny eee...


Dia rehefa "mino" be koa ny ankizy, hoe, i Pere Noel ka nandalo tao an-trano, rahefa avy nandalo tatsy @ mpifanolo vodi-rindrina teo, dia mitsiky daholo fotsiny isika olon-dehibe.

nefa koa, ireo Kristiana olon-dehibe ireo ihany anefa, dia "mino" be koa, fa rahefa misy 3 zareo mivory, dia latsaka eo afovoaniny hono i Jesosy.. rahefa avy nandalo tatsy @ mpifanolo vodi-rindrina tatsy koa eee...

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3071