Resto

1. Dreamlover14 ( 21/12/2016 19:56)
Nisakafo tao @ resto rangahy iray nahita zavatra hafahafa tazany @ ireo serveur rehetra tao :
- mitondra sotrokely iray avy rizareo rehetra
- misy tady kely mivoaka eo @ braguette-ny

Nametra-panontaniana t@ iray amin'ireo ilay client ny anton'ireo :

Niteny ilay serveur fa statistiquement ny sotrokely foana no mora latsaka avy eny ambony latabatry ny client ka lany fotoana ny serveur maka solony any an-dakozia ka avy izy dia manolo ary rehefa mandalo any an-dakozia izy dia maka vaovao hafa hatao fiandry.

nipetraka koa ny fanontaniana @ ilay tady @ braguette

Mbola namaly ihany ilay serveur hoe
- resaka statistique hatrany io : Very fotoana ny serveur rehefa mankany @ toilettes @ fanasana tanana ka io tady io no hamoahana ny filahiana dia tsy mila manasa tanana avy eo.
- dia ahoana no ataonareo hamerenana ilay filahiana anaty pataloha ?
- tsy haiko ny ataon'ny namana hafa fa ny ahy ilay sotrokely no ampiasaiko hampidirana azy ao
- :(
2. dreamlover14 ( 27/06/2017 18:20)
Tany espagne no nitranga ny tantara tao @ resto tsy lavitra ny arene fanaovana tolon'omby. Nisakafo ilay ranamana ary nahita sakafo tsara endrika sady @ quantité betsaka ary tonga dia tsara fofona ery teo @ latabatra voisine teo. Nanontany serveur izy
- inona io sakafo io ?
- Testicule-na omby maty tao @ arene io fa fomba fanaonay ny maka ny testiculen'izay resy ao hatao sakafo ato.
- Ok !! hi-commande an'io aho @ manaraka

Afaka herinandro niverina ranamana ary dia nicommande an'ilay testicule.

Nony tonga ilay sakafo dia sady kely no tsy nahavoky akory fa indraimbava fotsiny.

Nanontany an'ilay serveur izy :
- Fa nga tsy nisy ilay testicule ngeza be iny ?
- Io nomeko anao io kah
- Fa tena kely indraimbava fotsiny ity
- Ka le izy androany, ilay olona no resy fa tsy ny omby
- @#!!! Grrr */-++gjkcfil
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3979