Misy migafy indray ny serasera :-)

1. hery ( 20/12/2016 15:45)
Misy migafigafy indray izao ny serasera. Dia efa miezaka manadio eo aloha.

Tena tsy mbola fotoana fanamboarana goavana izao fa tsy ampy ny fotoana (mila mamelom-bady aman-janaka koa mantsy)...
2. Dreamlover14 ( 21/12/2016 02:54)
miarahaba anao mpikarakara. Aty ivelany aho ary mampiasa iphone saingy tsy misy application tononkira @ App Store. Mangataka aho mba hisian'io fa tena nety t@ mbola nampiasa android fa izao dia tapaka tanteraka
3. hery ( 21/12/2016 08:53)
Salama,

Misaotra anao. Tsy mbola hisy mihitsy aloha amin'ny iphone raha tsy mahazo ordi mac za.

Raha vao misy manome ordi Mac eo za tonga dia vitaiko anaty 1 volana maximum.
4. dreamlover14 ( 21/12/2016 16:33)
Manantena ny hisian'io indrindra. Enga anie ka mba hisy hanome anao MacBook Pro na iMac iray any.
:P :P
5. mirananirina ( 05/01/2017 21:05)
Iza indray ary izao migafigafy ao izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.2295