You are here: home > Forum

Mpanao gazety tsy milay

Lohahevitra : Politika
Fitohizan'ny hafatra : Mpanao gazety tsy milay
Valiny : 1
rabaradaka - 16/12/2016 09:45
Maheno an'ingahy Heninkaja mpanao gazetin'ny KOLO TV taloha ao amin'ny radoin'ny mpitondra aho (I-BC) dia kivy tanteraka mihitsy, mihevitra ve razandry io fa hateza eo io HVM io ? Ny vava anefa tsy voafehy ? Dia mahay vava izy ka !
Maheno an'i Lalatiana (Free FM) koa aho dia hoy aho hoe avocate du diable et diabolisé mihitsy io ramatoa io. Tena ratsy ka !
Tsy mendrika ny taranaka ny hihaino olona toa an'ireny
Valio | Miverina eny ambony
ravatorano - 01/03/2017 08:14
tena ataon dry zareo mibaradaka ve nareo zany eh hihihihihi
kalma fotsiny ihany fa efa ho avy ny fifidianana dia any tsika mahita izy eh !
Valio | Miverina eny ambony