TRANGA IRAY EFA NATAON'ANDRIAMANITRA TALOHA MIVERINA INDRAY ANKEHITRINY

21. RBNIR ( 09/12/2016 07:51)
22. RBNIR ( 09/12/2016 08:12)
Fa iverenako ny lohahevitra...

Miomana daholo ry olona, fa tena efa hamarinin'Andriamantra tsikelikely ankehitriny ny fahamarinana'ireo teny rehetra voalaza ao anaty baiboly.....

23. rhaj0 ( 09/12/2016 11:35)
RBNIR:
Heureux ceux qui ont faim et soif de la justice : ils seront rassasiés.

Dia rahefa "rassasiés" izy dia "ampialainy maina" @ izay, hozy i Lioka.

Ka ianao RBNIR sy Herinirina izany
- sady rassasiés-na 1/10-katsempbohan'ny olona ho'a
- no rassasiés "de justice" koa hono, satria inoanareo fa "marina" ara-baiboly io fikepohana 1/10 fataonareo io.

Ka ianareo izany no "ampialainy maina" eto @ ity tany ity, hozy i Lioka ee....
24. RBNIR ( 09/12/2016 13:33)

rhaj0:

Ka ianareo izany no "ampialainy maina" eto @ ity tany ity, hozy i Lioka ee....

« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Matio 6:33)


25. rhaj0 ( 09/12/2016 14:26)
RBNIR:
Fa iverenako ny lohahevitra...

ka itantarao "tranga taloha miverina indray ankehitriny" azany eee..

ny mahamendy izao dia ireo jamba sy moana marenina mba sitranina. Ka efa nandramanareo sy Herinirina, dia mbola mihatra ve ny recette ao anaty Baiboly, izay nataon'i Jesosy en personne, sa...

Marka 8:23 ... Jaona 9:6
Asio rora
, na rora miharo tany ny mason'ny jamba fa ho sitrana ary ho afa-mahita izy. Azo ampiana fametraha-tanana io. Azo ampiana sasaina any am-parihy.

Marka 7:33 ...
Asio tain-tsofina
eo @ lelan'ny moana marenina fa ho sitrana ary ho afa-miteny sy maheno izy
26. rhaj0 ( 09/12/2016 16:43)
Koa raha ny marina izany, dia tena TSISY jamba moana marenina sitrana araka ny nataon'Andrmntra tao @ Baiboly izany, fa resak'hehy mampandry valala no betsaka.

Ndana migogola ry RBNIR dia hahita fa ny Siansa dia miasa mafy @ izany, fa tsy vitan'ny vavabavaka fotisny izy io aaa... Sa ahoana RBNIR?


Inty indray azany e...

Lioka 1:38 ...Ary azon’ ny tazo mafy ny rafozam-bavin’ i Simona; ary izy ireo nangataka taminy hahasitrana azy. 39 Dia nitsangana teo akaikiny Izy, ka noteneniny mafy ny tazo, dia niala tamin-dravehivavy izany ...


ka efa nanala tazo @ alalan'ny "fitenenana mafy" ve izany ianareo ry RBNIR sy Herinirina, profeta #12??
27. lahindroy ( 12/12/2016 11:12)

Miarahaba ny rehetra
Izao indray vao tafaverina eto koa faly tokoa afaka hifabakalo hevitra amitsika rehetra
mandrapihaona vetivety
Lahindroy
28. lesetra ( 21/12/2016 13:41)

RBNIR:

Ary i Jesosy dia efa nampanantena hoe.....« Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa: Izay mino Ahy, ny asa ataoko no hataony koa; ary hanao asa lehibe noho izany aza izy, satria Izaho mankany amin'ny Ray. » (Jaona 14:12)


Mbola hahita zavatra lehibe lavitra noho ny nataon'i Jesosy fahiny aza isika......saingy mahandrasa fa ao aoriana kely ao izany....
mba afaka lazainao v in zany
29. lesetra ( 21/12/2016 13:45)


  1. list item

de @ oviana hony no mintranga zany
30. RBNIR ( 22/12/2016 05:14)

lesetra:



  1. list item

de @ oviana hony no mintranga zany

Faly misera lesetra, hahita zavatra ny zanak'olombelona aoriana kely ao lesetra....

Mahandrasa kely fotsiny.....
31. lahindroy ( 23/12/2016 09:11)
salama jiaby

"efa tena atomotra tokoa ilay andro " saingy efa ho ...2000 taona izao no nilazana an'izany ary nisy mihitsy ange nilaza tamin'izany fotoana izany fa "...misy ny sasany ETO izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny Zanak'olona avy any amin'ny fanjakany "

kinanjo indrisy , tsy nisy na iray aza tamin'izy ireo afaka tsy nanandrana an-drafahafatesana izany !
koa asa angamba ry RBNIR sy ireo akolitany mety ho masi-teny kokoa ?
32. RBNIR ( 30/12/2016 00:39)
Salama lahindroy,
1 « Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro. » (2 Petera 3:8)
« Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra, » (2 Pet.3:9)
Ny olona no mahita hoe 2000 taona fa amin'Andriamanitra vao 2 andro izay....

2 rehefa tena manao recherche ianao dia mahita zavatra tahaka an'izao izay mampieritreritra ihany???

Jean, de nouveau, en Asie, a été banni par Domitien le roi de l'île de Patmos, sur laquelle aussi il a écrit son Évangile et a vu la vision apocalyptique ; et au temps de Trajan il s'est endormi à Éphèse, où ses restes ont été cherchés, mais ne pouvaient pas être trouvés.
33. rhaj0 ( 30/12/2016 20:33)
RBNIR:
2000 taona fa amin'Andriamanitra vao 2 andro izay

Io ve ry RBNIR, mifandraika @ ilay contraction/dilatation espace/temps atsy @ relativite restreinte, ka dia hoe, "mirimorimo" be i Andrmntra, hany ka fohy kokoa ny perception-na fotoanany, sa ahoana no mba hanazavan'ny coco-nao an'izany?...
34. endriny ( 01/01/2017 07:25)

RBNIR:

« Aoka isika hidina, ka eny no hanorokoroantsika ny fiteniny, mba tsy hifankahala teny izy. » (Genesisy 11:7)
« Dia tao no nampielezan'i Jehovah azy hiala ho eny ambonin'ny tany rehetra; dia nitsahatra tsy nanao ny tanàna intsony izy. » (Genesisy 11:8)
« Koa izany no nanaovana ny anarany hoe Babela; fa tao Jehovah no nanorokoro ny fitenin'ny tany rehetra; ary tao no nampielezan'i Jehovah ny olona ho eny ambonin'ny tany rehetra. » (Genesisy 11:9)


Angaha ry tony tsy mbola mino ny taloha ihany e... Angaha moa tsy efa FANEKENA vaovao izao?
35. lahindroy ( 09/01/2017 16:42)
Dia faly miaraha antsika rehetra indray y tenako

hoy aho tamin'ny ...taona lasa
"efa tena atomotra tokoa ilay andro " saingy efa ho ...2000 taona izao no nilazana an'izany ary nisy mihitsy ange nilaza tamin'izany fotoana izany fa "...misy ny sasany ETO izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny Zanak'olona avy any amin'ny fanjakany "

dia novalian'i RBNIR tamin'ny fomba tsotsotra , izay notsongoiny avy tao amin'ingahy Rapetera , hoe 1andro = 1000 taona ary ny 1000 taona = 1 andro , fampimirana izay tena mitaky finoana goavana dia goavana na koa fanasana atidoha lalina dia lalina

andao ary ho ekena ilay izy :
ilay atomotra izany raha atao kajy tsotsotra dia mety midika ho any ankoatry ny taona 365x2000x1000 = 730 000 000 any ho any vao ho tonga (asa na mbola hisy olombelona velona ho tsarainy amin'izany na tsia !) ; mbola manana fotoana lava dia lava hibebahana tokoa isika raha izany

etsy andany kanefa dia nilaza koa aho hoe :
"...misy ny sasany ETO izay tsy mba hanandrana fahafatesana mandra-pahitany ny Zanak'olona avy any amin'ny fanjakany " ; ka ireo kosa aloha RBNIR , na 1andro = 1000 taona na 1000 taona = 1 andro , dia sarotra ihany ny afahana hilaza fa mbola velona izy ireo amin'izao taona ...2017 izao ka ahita mbola velona ny "Zanak'olona avy any amin'ny fanjakany "

Ny olona no mahita hoe 2000 taona fa amin'Andriamanitra vao 2 andro izay....ka ampiova inona moa izany na ho lazain'ireo ondriny hoe vao ...2 segondra fotsiny ange izay no nilazany an'ireo voalaza ao anatin'ny bokin-dRapetera ireo e ! ny
fomba anisantsika olombelona ny andro no ianan-tsika fa tsy izay fomba anisan-dry zareo any an-danitra tsy hita any ; rahampitso ianao ohatra no mety hilaza ny hevitrao eto koa na ho lazain'ny Tomponao hoe afaka 1000 taona io valinteninao dia tsy ampiova na inona na inona amin'izay ahitako azy rahampitso (raha toa ka manoratra tokoa ianao rahampitso ohatra)

"Jean, de nouveau, en Asie, a été banni par Domitien le roi de l'île de Patmos, sur laquelle aussi il a écrit son Évangile et a vu la vision apocalyptique ; et au temps de Trajan il s'est endormi à Éphèse, où ses restes ont été cherchés, mais ne pouvaient pas être trouvés."

Aleoko dia tsorina fa tsy dia hitako ny ifandraisan'ity fanambarana ity amin'ny fanamarihana izay natataoko ry indrindra inona no mety hampitolagaga amin'io ? nisy marika manokana angaha tokony mbola ahalalana ny taolambalony afaka 1917 taona ? mbola hita daholo angaha ny an'ireo olona velona tamin'izany fotoana ka hoe ny azy irery no ...tsy hita ? ...

36. RBNIR ( 11/01/2017 08:55)
Vaovao vao voaray, manomboka manao etude manokana momba ny trou noir ny NASA....

http://www.futura-sciences.com/sciences/actualites/astronomie-x-ixpe-nouvelle-mission-nasa-explorer-trous-noirs-65833/#xtor=EREC-49-%5BACQ%5D-20170111-%5BACTU-IXPE--la-nouvelle-mission-de-la-Nasa-pour-explorer-les-trous-noirs%5D

IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

Nambara tato fa araka ny zavatra notantarain'i Jesosy dia TROU NOIR IRAY no HO AVY handevona ny tany sy ny lanitra (astre) ka hanantanteraka ireto teny ireto........

« Ny lanitra sy ny tany ho levona, fa ny teniko tsy mba ho levona. » (Matio 24:35)
« [Ny amin'i Jerosalema vaovao] Ary nahita lanitra vaovao sy tany vaovao aho; fa efa lasa ny lanitra voalohany sy ny tany voalohany, ary ny ranomasina dia tsy misy intsony. » (Apokalypsy 21:1)


Apetrao ary ny fanontaniana....Hatrizay hatrizay toa tsy taitra tamin'ny TROU NOIR ny NASA, fa ankehitriny dia lasa isan'ny laharampahamehana ilay izy???????
37. rhaj0 ( 11/01/2017 12:06)
Ny marina dia "manomboka" izao i RBNIR no vao mba manao "etude manokana momba ny trou noir"... fa heveriny toa azy daholo ny olona, ary dia petahiny ho toa azy koa ny NASA.

'dana re mijery ny nataon'ny NASA h@ izay sy izay ho ataony ato ee...
https://www.nasa.gov/


Dia hozy RBNIR (mpanminany) hoe "TROU NOIR IRAY no HO AVY"... Efa lazaina foana fa ndana k'lou mianatra ny asitirofizika 101 fara-fahakeliny; tsy hoatry ny Baiboly sy ny bokin'i Harry Potter anie izy io, ka izay tenitenenina foana dia marina foana (ao @ imagination)

dia inty vakivakio ao koa k'lou fa tss...
https://www.spaceanswers.com/


Esy e ry RBNIR... efa mandroso ihany ity ny taona, nefa i RBNIR dia mbola @ ilay hoe, tere-ko masaka ara-baiboly toa resak'i RBNIR/Herinirina foana...

Mampalahelo mihintsy ity RBNIR ity.. Fa raha ianao irery moa no (salanitra) mitapison ao, maninona.. fa ny olona innocent any DAgo any, rebirebenao @ izany, no tena mampalahelo. Afangaroaron-dRBNIR ao ny termes scientifiques dia hoe, tena mahataktra (sianti)fika i RBNIR... ary @ izay moramora amin-ry RBNIR ny manao hoe: ka dia "ambany azany ny 1/10-karena"... Fa dia henatra be vata ho anao ry RBNIR.
38. RBNIR ( 11/01/2017 12:56)
ity ny titre hitako ao amin'ilay rohy rhajo a!

IXPE, la nouvelle mission de la Nasa pour explorer les trous noirs
39. RBNIR ( 11/01/2017 12:59)
l se différenciera des autres missions par une capacité inédite de mesurer pour la première fois depuis l'espace la polarisation des rayons X émis par les objets les plus extrêmes de l'univers.

Tsindriny tsara koa hoe "pour la première fois".........
40. RBNIR ( 11/01/2017 13:01)
rhaj0:

dia inty vakivakio ao koa k'lou fa tss...
https://www.spaceanswers.com/

Rhajo : notsindriko tsara hoe ny étude nataon'ny NASA et fa tsy ny étude rehetra nataon'ny olonkafa akory....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2126