Andramo eto ara raha mbola mandeha ny solonanaranareo.

1. hery ( 30/11/2016 23:37)


Mamalia eto ambany fotsiny dia fantatra hoe mbola mandeha :-)

Raha adino dia mandehana ao amin'ny http://login.serasera.org/member/adino

novalian'i elien8 ny 22/11/2018 12:10
2. arialy ( 01/12/2016 04:19)
Mandeha vé sa tsia
3. naritsimba ( 01/12/2016 05:02)
ny ahy mandeha soa aman-tsara!
4. kanjami ( 01/12/2016 08:17)
mandeha tsara

naritsimba:

ny ahy mandeha soa aman-tsara!
5. heltarakotohasy ( 01/12/2016 13:49)

hery:



Mamalia eto ambany fotsiny dia fantatra hoe mbola mandeha :-)

Raha adino dia mandehana ao amin'ny http://login.serasera.org/member/adino


6. Fahamarinana ( 02/12/2016 04:55)
Mbola mandeha soa aman-tsara ka
7. beby ( 02/12/2016 07:49)
Mandeha
heltarakotohasy:


hery:



Mamalia eto ambany fotsiny dia fantatra hoe mbola mandeha :-)

Raha adino dia mandehana ao amin'ny http://login.serasera.org/member/adino



8. cowgirldusno ( 02/12/2016 09:28)
Coucou hery.
Mbola mandeha ooooo. Bisous dia veloma any @ lonjokely any e
9. ikalamako ( 02/12/2016 10:13)
prezanty ny solonanaran'ikalamako hatreto an huhuhu

dia bizoroka kiounkou ikala BèFée de mon kouera sy ny namana retsaretsaaa
cowgirldusno:

Coucou hery.
Mbola mandeha ooooo. Bisous dia veloma any @ lonjokely any e
10. anira ( 02/12/2016 10:40)
mandeha fa manao connexion via facebook aho fa tsy tsaroako intsony ny mdp

hery:



Mamalia eto ambany fotsiny dia fantatra hoe mbola mandeha :-)

Raha adino dia mandehana ao amin'ny http://login.serasera.org/member/adino


11. sasa ( 02/12/2016 11:13)
Ny an'ahy koa mbola mandé soaamantsara mintsy koa

kanjami:

mandeha tsara

naritsimba:

ny ahy mandeha soa aman-tsara!

12. booboo ( 02/12/2016 11:48)
:-D :-D tena tsara ity raha iraika ity !
13. sipagasy ( 02/12/2016 15:03)
mbola mandeha fa saika sarotra ihany annn, asa naninona....
14. ftma ( 02/12/2016 19:44)
mbola mandeha :)
15. Mangidy ( 02/12/2016 20:32)
Présente
16. mirananirina ( 05/01/2017 21:06)
Mbola mandeha koa ????????
17. sahia ( 10/01/2017 13:07)
d samy mandeh dahol zany ny anareo kou! fa ilay hatreo @ taoan firy aloh lay oe tranainy eh? sao mis fe-potoana oe lay solon'anarana nanomboka t@ taoan ... h@ taona ...., ok e
hery:



Mamalia eto ambany fotsiny dia fantatra hoe mbola mandeha :-)

Raha adino dia mandehana ao amin'ny http://login.serasera.org/member/adino


18. tslem ( 02/05/2017 16:56)
Elabe tsy nandalo tato,nanandrana dia mandeha soa zaka 'ty

:D
19. SederaMioty ( 13/06/2017 19:08)
mandeh ve ty anah ty e? azafady
20. elien8 ( 22/11/2018 12:10)

ikalamako:

prezanty ny solonanaran'ikalamako hatreto an huhuhu

dia bizoroka kiounkou ikala BèFée de mon kouera sy ny namana retsaretsaaa
cowgirldusno:

Coucou hery.
Mbola mandeha ooooo. Bisous dia veloma any @ lonjokely any e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1453