You are here: home > Forum

Prêt Bancaire

Lohahevitra : Diaspora
Fitohizan'ny hafatra : Prêt Bancaire
Valiny : 1
andrianson - 27/11/2016 19:47
Miarahaba Antsika ato.

Efa nisy tamintsika diaspora ve Nanao Prêt bancaire(Immobilier) t@banque tao mada.
Misy fikasana mantsy anao investissement locatif any an'tanàna ka mba te ahalala ny démarche ho an'izay efa nanao.

misaotra indrindra
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 02/12/2016 16:05
toa azo atao ihany izany kann, nisy ilay banque société générale iny tao cachan raha tsy diso aho sa tany paris tany en partenariat @ bk any @ tanàna dia afaka anaovana tsara io
Valio | Miverina eny ambony