Tonga indray ity ny Noely...

1. rhaj0 ( 25/11/2016 17:43)
Dia namadibadika (toa ny fanaoko) ny Babioly aho io ;-)

Fa nahita ny tantaran'i Zakaria. Iza aminareo no mahay ny tantaran'ilehio?

Ny tantara fandreko @ Zakaria dia bilagy anglisy sinoa izay.. toatoa izao:

[size=6]Nisy ramatoa matavy izay hono nankany @ dokotera. Sinoa i ranamana io. Dia hozy ramatoa:
- tena misy mandrebireby ahy dokotera, hozy ramatoa. Matavy loatra aho..
- tsk tsk tsk.. aza miteny betsaka. Izao. Asory ny akanjonao, hozy radoko. Tsy mila adi-hevitra.
Dia nanaiky ramatoa.
- Dia izao, hozy radoko. Mandadia ka mandehana h@ faran'ny rindrina.
Dia nanoa ramatoa.
- Izao indray. Mandady ihany ianao, fa miverena aty amiko, hozy radoko.
Dia nanoa ramatoa.
- wow.. lozabe...
Ary latsa-bava @ teny anglisy radoko:
- you got a zakaria disease!!
Dia natahotra ramatoa: fa ahoana?? fa maninona??
- tena mitovy ny hita na nandroso ianao na niverina, hozy radoko
- Dia inona ny idiran'i Zakaria @ izany??

Kay moa sinoa i radoko ity, fa ny "scary" ny azy dia tononiny hoe "zakaria".. ;-)
[/size]
novalian'i rhaj0 ny 13/12/2016 11:51
2. rhaj0 ( 28/11/2016 13:35)
Ao @ Lioka 1 ny tantaran'i Zakaria.. Mba vakio rey olona (kristiana) ny boky fa dia izaho indray ve nama no mamaky dia mandalina k'le.. :-)

1- i Zakaria dia "mpisorona" = "Sacrificateur"... asa aloha inona no fi-"sacrifier"-dRazakaria ao, na kisoa na vorona, fa ny tohin'ny tantara dia.. mahay miresaka @ Andrmntra kosany i Ra-Sacrificateur an.

2- i Zakaria dia manambady an'i Elizabeta: "momba Elizabeta; ary samy efa antitra izy mivady."

3- raha fintinina ny tohin'ny tantara, dia nataon'Andrmntra bevohoka i Elizabeta, ary TSY i Zakaria no rainy.

Lioka 1:5 Tamin’ ny andron’ i Heroda, mpanjakan’ i Jodia, nisy mpisorona anankiray atao hoe Zakaria...
7 Ary tsy nanan-janaka izy, fa momba Elizabeta; ary samy efa antitra izy mivady...
13 Fa hoy ilay anjely taminy: Aza matahotra, ry Zakaria; fa efa nohenoina ny fangatahanao, ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy aminao, ary Jaona no hataonao anarany.

Eo k'lou 'zany 'sika 'zao...
3. stahtam ( 29/11/2016 07:18)

[quote=rhaj0]

[quote=stahtam]
Tsy dia ilay boky kristiana loatra no mi-intéresser ahy fa ilay rezonema no mba tiako hohazavaina tsara:
Hoy i rhaj0: "3- raha fintinina ny tohin'ny tantara, dia nataon'Andrmntra bevohoka i Elizabeta, ary TSY i Zakaria no rainy".
Hoy ny verset novakian'i rhaj0: "13 ... ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy AMINAO ...
Dia hoy aho hoe mba afaka mampifandray ireo ve i rhaj0?
4. RBNIR ( 29/11/2016 09:33)
rhajo ange tato ho ato efa lasa tratran'ilay aretina manova teny koa e!!! terena hiova ny hevitry ny teny na dia efa mazava b izao aza.....
5. rhaj0 ( 29/11/2016 11:52)
stahtam:
Hoy i rhaj0: "3- raha fintinina ny tohin'ny tantara, dia nataon'Andrmntra bevohoka i Elizabeta, ary TSY i Zakaria no rainy".
Hoy ny verset novakian'i rhaj0: "13 ... ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy AMINAO ...
Dia hoy aho hoe mba afaka mampifandray ireo ve i rhaj0?

Marina izany.. Ka ilay resak'i Zakaria etsy ambanimbany mantsy dia hoe:
Lioka 1:18 ... fa izaho efa antitra, ary efa antitra koa ny vadiko.

Dia diso aho izany fa kingabe loatra, maika ny nanome ny paternité @ ilay Avo eee... :-)

Fa ny fahitako azy izany, dia hoe,
1- Zakaria sy Elizabeta: miteraka h@ "vaviantitra momba" noho ny fahasoavan'Andmntra
2- Josefa sy Maria: miteraka h@ "sipakely virijiny" noho ny fahasoavan'Andmntra

Fa i Zakaria, na dia efa lahiantitra azany, dia mety ho izy ihany no rain-jaza;
Fa i Josefa izay efa lahiantitra koa, dia... TSY i Josefa kosa no rain-jaza eto.

Izay izany no nitranga t@ l'an zero?
6. rhaj0 ( 29/11/2016 12:13)
Entre-pa fa tany Toliary hono, nisy ramatoa antitra toa an'i Elizabeta angamba izany, niteraka koa, fa niteraka bibilava hono..
http://www.midi-madagasikara.mg/
7. RBNIR ( 29/11/2016 12:15)
Resaka siansa ity fa tsy misy hidiran'ny finoana, mety nitady toerana mafana ilay bibilava dia nahita izy kanjo maty tao dia izay........
8. stahtam ( 29/11/2016 12:43)

rhaj0:

[quote=stahtam]Hoy i rhaj0: "3- raha fintinina ny tohin'ny tantara, dia nataon'Andrmntra bevohoka i Elizabeta, ary TSY i Zakaria no rainy".
Hoy ny verset novakian'i rhaj0: "13 ... ka Elizabeta vadinao dia hiteraka zazalahy AMINAO ...
Dia hoy aho hoe mba afaka mampifandray ireo ve i rhaj0?

Marina izany.. Ka ilay resak'i Zakaria etsy ambanimbany mantsy dia hoe:
Lioka 1:18 ... fa izaho efa antitra, ary efa antitra koa ny vadiko.

Dia diso aho izany fa kingabe loatra, maika ny nanome ny paternité @ ilay Avo eee... :-)

Fa ny fahitako azy izany, dia hoe,
1- Zakaria sy Elizabeta: miteraka h@ "vaviantitra momba" noho ny fahasoavan'Andmntra
2- Josefa sy Maria: miteraka h@ "sipakely virijiny" noho ny fahasoavan'Andmntra

Fa i Zakaria, na dia efa lahiantitra azany, dia mety ho izy ihany no rain-jaza;
Fa i Josefa izay efa lahiantitra koa, dia... TSY i Josefa kosa no rain-jaza eto.

Izay izany no nitranga t@ l'an zero?
[quote=stahtam]
Tsy tonga dia hoe izay ilay nitranga t@ l'an zéro, fa mbola nisy aloha ny big bang milliards d'années talohan'izay; avy eo vao nisy être vivant kely dia kely iray in progress (hozy ny scientistes) dia lasa dadaben-dry rhaj0 fa ilay Zakaria toa tany Moyen-Orient tany tsy nifankahita t@ n-dry zareo.
9. rhaj0 ( 29/11/2016 12:50)
Ny viavy antitra miteraka (bibilavva) any Toliary izany "siansa", fa ny ao @ Lioka izany resaka ... "tena izy", hozy ry RBNIR an...

resaka tena izy hono:
1- Zakaria sy Elizabeta: miteraka h@ "vaviantitra momba" noho ny fahasoavan'Andmntra.
Fa i Zakaria, na dia efa lahiantitra azany, dia mety ho izy ihany no rain-jaza;

2- Josefa sy Maria: miteraka h@ "sipakely virijiny" noho ny fahasoavan'Andmntra
Fa i Josefa izay efa lahiantitra koa, dia... TSY i Josefa kosa no rain-jaza eto.

"tena izy" ary "tena marina" izany io amin-dry RBNIR an...

Izaho indray mi-imaginer hoe, tantara-angano daholo ireo, fa tao an-tanana, nisy debabe izay tsy mandalo katsa-maina, h@ "vaviantitra momba" ka h@ "sipakely virijiny" dia terahiny daholo. Dia ampihorohoroiny ny tompom-bady, izay efa lahiantitra koa moa, ary dia io voatantara @ tantara io, fa i Zakaria dia nanakatona ny vavany, dia mody hoe moana hono, dia i Josefa koa tsy niteny.

Ka mila manao mpitsongo-dia izany ianao ry RBNIR aa...
- Iza no debabe tao moyen orient de l'an zero tao,
- ka nanabevohoka ny vaviantitra sy ny sipakely,
- ary dia nilaza ary nanery an-dreo ny hanome anarana hafa an'ilay zaza.

Zava-dehibe io anarana io, satria vakio tsara fa tokony hoe:
"Lioka 1:59 ... araka ny anaran-drainy ny anarany"

Ka dia averiko indray, iza no debabe tao moyen orient de l'an zero tao, ka Jaona/Jesosy no anarany??... Satria izy io no rain'ireto zaza, fa tsy i Zakaria na Josefa.
10. yandrih ( 30/11/2016 23:09)
Jesosy ve no tena anaran'ilay Zanak'A/tra???!!! Porofoy we azfd.
11. RBNIR ( 01/12/2016 05:09)

Ho valiako ilay fanontanianao mikasika ireo vavolombelona, dia ho fantatrao hoe IZA ilay nanana ny fahefana lehibe tamin'izany fotoana izany...
12. rhaj0 ( 06/12/2016 18:07)
Ka dia eto izany no nasehon'ny mpahay azy hoe, toatoa ny ahoana ny "tao ambony tao" t@ izany.. rahefa nanjelajelatra fa nifanojo i ziopitera sy regolosy dia ... nikorapaka hono ny Magy...

Dia h@ izao dia mbola be no mino, hoe misy ifandraisany hono ny "any ambony any" sy ny "ety ambany ety"

Eo eo @ 9:20 ilay mahaganga :-)
13. lahindroy ( 12/12/2016 11:39)
miarahaba ny rehetra

mahafantatra ve isika Andriamanitra nivavahan-dRaolombelona ka ...tsy nanan-janaka ? ka tsy nalefany taty an-tany ?
ao anaty baiboly irery ihany ve no ahitana an'izany tantaran'Andriamanitra nanan-janaka izany ( ny zaza dia "lahy tahakan-drainy" foana ary ny renin'ilay zaza moa matetika dia ...virijiny) ?
14. rhaj0 ( 12/12/2016 12:26)
Inty izao anie jereo kely eee..
http://www.monitor.co.ug/News/World
God is a woman- Priest who died for 48 minutes claims

ilay pretra izany oficiellement hoe "maty", dia rahefa nidina tao @ izany "fiainan-tsy-hita" tao izany izy, dia nisy Andrmntra toa i Maman niresaka taminy. io izany VAVOLOMBELONA, ary mbola velona, mitantara.

Ka dia tena voambaka sy voarebireby izany ianareo rehetra mino fa "lahy tahaka an-drainy" ilay Zanany, fa raha io hitan'ilay pretra io, dia VEHIVAVY i Andrmntra.

Io izao efa nanontaniana lava teto fa tsy nahazoam-baliny mihintsy, hoe, toatoa ny ahoana izao Andrmntra hitanareo ao izao... Raha tsy nahita azany, dia toatoa ny ahoana ny feony henonareo ao izany... Ilay pretra io izao nahare feon'i Maman.

mba rahefa mahalala kosa nareo dia mba izarao fahalalana ny eto rey olona aaa ...
15. RBNIR ( 13/12/2016 04:50)
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m580aa1b7a5aed/180#m584b0ac40b605raha sitrapon'Andriamanitra dia hambara ato ireo vavolombelona, [/url]
Maro dia maro izireo ary tsy misy olombelona afaka hanadio ny tenany amin'izany fotoana izany satria ny fisian'ireo vavolombelona ireo no hiampanga ny maro amin'izany fotoana izany
16. rhaj0 ( 13/12/2016 11:51)
Esy e ry RBNIR... Tsy namaky tsara ilay lahatsoratra angamba i RBNIR, fa hoz'izy hoe:
"The Archbishop of Boston, Cardinal Sean P. O’Malley, made a public statement this morning stating that Father O’neal suffered hallucinations "

Hoe voan'ny hallucination hono i O'Neal raha nahita Andtrmna [size=6]VIAVY[/size], fa zareo, rahefa mahita Andrmntra [size=6]LAHY [/size] dia .. tena @ ilay maha-Izy Azy.

[size=8]Entre-pa fa fOsika na hoe Hoax io vaovao io... fa atao ihomehezana sy ifampianarana eto eee...:-)
Raha mijery tsara ianareo dia www.monitor.co.ug ilay izy ... ilay ".co.ug" io no fataon-drizareo ny "fake news".. Sahala @ ireny "junk mail" ilay milaza fa nahazo lotto ireny io.
Fa toatoa io izany no namelezan'ny mpomba an'i Trump an'i Hillary... anatra ho antsika rehetra daholo izany.[/size]
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7876