Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (7)

1. rhaj0 ( 18/11/2016 15:13)
Ka midona any @ tanana izany ity resaka efa natao tatsy sy taroa, sy tatsy sy taroa ary teroa sy teria

http://www.lapresse.ca/actualites/justice-et-affaires-criminelles
Pendant 20 ans, le missionnaire québécois Marcel Courteau aurait agressé sexuellement des enfants dont il avait la charge à Madagascar, au Sénégal et au Togo, selon une enquête-choc de la chaîne d'informations en continu France24.

Ka tonga meloka sa mbola ampiasaina angovo amam-bolan'ny Vatican mba hampadio azy???

Amiko aloha dia tonga dia meloka i Marcel eee...
novalian'i rhaj0 ny 15/02/2017 20:38
2. stahtam ( 21/11/2016 06:15)

[quote=rhaj0]
Ka midona any @ tanana izany ity efa natao tatsy sy taroa, sy tatsy sy taroa ary teroa sy teria

http://www.lapresse.ca/actualites/justice-et-affaires-criminelles
Pendant 20 ans, le missionnaire québécois Marcel Courteau aurait agressé sexuellement des enfants dont il avait la charge à Madagascar, au Sénégal et au Togo, selon une enquête-choc de la chaîne d'informations en continu France24.

Ka tonga meloka sa mbola ampiasaina angovo amam-bolan'ny Vatican mba hampadio azy???

Amiko aloha dia tonga dia meloka i Marcel eee...

[quote=stahtam]
Amiko indray dia vivre et "laisser vivre" e!
3. RBNIR ( 21/11/2016 09:30)
Faly misera,

Masina ILAY ANDRIAMANITRA.... N'iza n'iza mitondra ny Anarany tsy ampahamendrehana dia fahafambaraka tahaka an'izao no hafarany....

Jodasy aza moa dia apostoly mihitsy nefa dia voalaza fa mbola nangalatra ihany satria tsy nisy finoana akory tao anatiny.....

P.S: ny fisian'i Jodasy sy ny namany anefa tsy tokony hahasakana ny tsi11 tsy handroso hatraminn'ny farany satria isam-batan'olona ny famonjena fa tsy miankina amin'ny hafa akory....

Ity no hamehezana ny teny...

« Tsy izay rehetra manao amiko hoe: Tompoko, Tompoko, no hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa izay manao ny sitrapon'ny Raiko Izay any an-danitra. » (Mat.7:21)
4. rhaj0 ( 21/11/2016 11:52)
rhaj0:
Amiko aloha dia tonga dia meloka i Marcel eee...
stahtam:

Amiko indray dia vivre et "laisser vivre" e!

Tsy haiko ny tian'i Stahtam tenenina entre guillemets, fa mino aho fa tsy hoe.. avela hi-"laisser vivre" ny abuseur. Sa izay no tianao tenenina, anaovanao ironie ny soatoavina 2016?

Ny "vivre et laisser vivre" aloha raha ny fahazoako azy, dia hoe
- mi-"vivre" ianao, fa mi-"laisser vivre" ny olona hafa rehetra koa.

Ka ilay pretra mpanolana ankizy
- tsy mahay mi-"vivre" (tsy mahay miaina, na dia olombem-piangonana aza)
- moa ve izy ni-"laisser vivire" ilay ankizy?

Raha namaky ny lahatsoratra i Stahtam, dia tsy hivarina amina ironie toa io. Satria dia hozy ilay ankizy:
« Il a abusé de moi, il a détruit mon enfance, il a détruit ma vie d'adulte »
5. stahtam ( 21/11/2016 12:26)

rhaj0:

[quote=rhaj0]Amiko aloha dia tonga dia meloka i Marcel eee...
[quote=stahtam]

Ka ilay pretra mpanolana ankizy
- tsy mahay mi-"vivre" (tsy mahay miaina, na dia olombem-piangonana aza)
- moa ve izy ni-"laisser vivire" ilay ankizy?

Raha namaky ny lahatsoratra i Stahtam, dia tsy hivarina amina ironie toa io. Satria dia hozy ilay ankizy:
« Il a abusé de moi, il a détruit mon enfance, il a détruit ma vie d'adulte »
[quote=stahtam]
1- Takatrao ihany ilay izy, saingy eto dia considérer-nao tsara ny consentement-n'ny hafa (ilay ankizy) dia milaza ianao fa diso ilay pretra.
2- Dia afindrao kely (fotsiny) any @ charlie hebdo ilay rezonema dia mba anontanio hoe nisy consentement-n'ilay olona nahatsiaro tena ho victime (@ finoany) ve ny fanaovana ilay caricature-n'i Mahomet?
Raha hoy ianao hoe tsy nisy dia hoy aho hoe tsy ilay vivre et laisser vivre ve no nilaharan'ireny oloben'ny taona 2016 ireny teny @ champs-Elysée?
6. rhaj0 ( 21/11/2016 14:31)

Andraso aloha..
1- ilay ANKIZY dia ANKIZY. TSY mitovy @ olon-dehibe efa matoy (sy efa voky "anatra" avy @ olombe-ny ao). Io anie tena mety mbola tany @ GARABOLA dia efa nopehan'i Marcel ilay zaza eee... ahoana koa azany izany rezonema anao izany k'le... Mba manan-janaka ve ianao ao io ee??
2- ilay Mopera dia en position d'autorité.. koa na tsy "ankizy" azany no nopehany fa olon-dehibe, dia tena "abus de pouvoir" (sipiritoaly) giravibe io.

Fa mahavariana an... Ii Marcel pretra mpanolana ankizy azany efa miaiky ny helokany. VAkio tsara:
« Je reconnais et j'ai beaucoup de remords. Je regrette beaucoup certaines choses. Je ne pensais pas que cela irait si loin que cela », confie le religieux âgé de 92 ans.

Fa ny manodidina indray no miaro dia manafina ilay heloka eee...
La congrégation aurait tenté de camoufler l'affaire. En 2010, sous prétexte que frère Courteau était mourant...

Nefany io i pretra-mpanolana io mbola velona be io 2016.

Fa io camouflage io aloha dia efa FOMBA, eny fomban'i Vatican fa tsisy mahagaga ee... firifiry ny pretra-mpanolana nafenina sy narovan'i Vatican.

i Vatican sy ny hadalany moa, inona no azo atao, an'azy nyfahefana sy ny vola, fa ilay gasy toa Stahtam, dia manodina "rezonema avo lenta" misidina be, dia hotry ny manaz'inona ny fahorian'ny olona no tena loza...

Inty mba tazomy ao an-tsainao sy conscience-nao ao (raha misy) ry Stahtam aaa... Ankizy, eny ANKIZY no voa eo.

« Il a abusé de moi, il a détruit mon enfance, il a détruit ma vie d'adulte »

Sa "détruit" koa ny "vie d'adulte"-nareo Mpino ao, rahefa "caricaturiser"-na ianareo, na izay inoanareo ao?? Dia tsy takatro fa dia "avo lenta" izany angamba ny rezonema-nao ao izany ry Stahtam..
7. rhaj0 ( 21/11/2016 14:42)
Hono ho'a... "Frères du Sacré-Coeur" izany i Marcel Courteau, ilay pretra-mpanolana-Ankizy..

Sao dia Mopera tao @ ESCA Antanimena tao kosa izany izy io eee??
8. stahtam ( 22/11/2016 05:15)

rhaj0:

[quote=stahtam]1- Takatrao ihany ilay izy, saingy eto dia considérer-nao tsara ny consentement-n'ny hafa (ilay ankizy) dia milaza ianao fa diso ilay pretra.
2- Dia afindrao kely (fotsiny) any @ charlie hebdo ilay rezonema dia mba anontanio hoe nisy consentement-n'ilay olona nahatsiaro tena ho victime (@ finoany) ve ny fanaovana ilay caricature-n'i Mahomet?
Raha hoy ianao hoe tsy nisy dia hoy aho hoe tsy ilay vivre et laisser vivre ve no nilaharan'ireny oloben'ny taona 2016 ireny teny @ champs-Elysée?

Andraso aloha..
1- ilay ANKIZY dia ANKIZY... ahoana koa azany izany rezonema anao izany k'le... Mba manan-janaka ve ianao ao io ee??
2- ilay Mopera dia en position d'autorité.. koa na tsy "ankizy" azany no nopehany fa olon-dehibe, dia tena "abus de pouvoir" (sipiritoaly) giravibe io.
3- Fa mahavariana an... Ii Marcel pretra mpanolana ankizy azany efa miaiky ny helokany.
4- ... fa ilay gasy toa Stahtam, dia manodina "rezonema avo lenta" misidina be, dia hotry ny manaz'inona ny fahorian'ny olona no tena loza...
5- Inty mba tazomy ao an-tsainao sy conscience-nao ao (raha misy) ry Stahtam aaa... Ankizy, eny ANKIZY no voa eo.
6- ..."détruit" koa ny "vie d'adulte"-nareo Mpino ao, rahefa "caricaturiser"-na ianareo, na izay inoanareo ao?? Dia tsy takatro fa dia "avo lenta" izany angamba ny rezonema-nao ao izany ry Stahtam...

[quote=stahtam]
Ankizy ilay voa dia mangoraka ianao. Ny fahitako azy dia ifoteran'ny hevitrareo ianareo dia mody asiana classement toa izany ilay zavatra natao. Rehefa ankizy dia "détruite" ny fiainany fa rehefa olon-dehibe dia "ataovy izay mahadiavolana ny sainao fa efa adultes ireo". Ny conscience angamba samy manana ny azy fa mety tsy mitovy @ izay. Rehefa carituriser-na ny finoan'ny hafa dia "tsy maha-détruits azy izany fa tohizo, tohizo, vive la "vi(vr)e" e!
9. rhaj0 ( 22/11/2016 12:16)
stahtam:
Ankizy ilay voa dia mangoraka ianao... Rehefa ankizy dia "détruite" ny fiainany fa rehefa olon-dehibe dia "ataovy izay mahadiavolana ny sainao fa efa adultes ireo".

Dia tena niezaka mafy mihintsy aho hoe, aiza ho aiza @ fanaovana caricature, na fi-critiquer-na ny finoana, no mitondra vokany hoe, "detruite" ny fiainan'olona "adulte", ary ilay "adulte" iza??

1- ngo dia ilay Berebareba kosany azany no "detruite" ny carriere-ny manambaka olona, satria oainina mihahaka ny absurde/aberrant/incoherent/ridicule/... ventesiny, ary dia TSISY hino sy hanaraka azy intsony ny olona

2- ngo dia ireto adulte "mino" azany raisin'ireto Berebareba ho toa ny Ankizy (infantilisation)..

Fa mba zarao eto azany hoe ry Stahtam: "detruite" @ ahoana ny fiainanareo rehefa kianina sy caricaturiser-na ny finoanareo?
10. stahtam ( 22/11/2016 12:40)

rhaj0:

[quote=stahtam]Ankizy ilay voa dia mangoraka ianao... Rehefa ankizy dia "détruite" ny fiainany fa rehefa olon-dehibe dia "ataovy izay mahadiavolana ny sainao fa efa adultes ireo".

Dia tena niezaka mafy mihintsy aho hoe, aiza ho aiza @ fanaovana caricature, na fi-critiquer-na ny finoana, no mitondra vokany hoe, "detruite" ny fiainan'olona "adulte", ary ilay "adulte" iza??

1- ngo dia ilay Berebareba kosany azany no "detruite" ny carriere-ny manambaka olona, satria oainina mihahaka ny absurde/aberrant/incoherent/ridicule/... ventesiny, ary dia TSISY hino sy hanaraka azy intsony ny olona

2- ngo dia ireto adulte "mino" azany raisin'ireto Berebareba ho toa ny Ankizy (infantilisation)..

Fa mba zarao eto azany hoe ry Stahtam: "detruite" @ ahoana ny fiainanareo rehefa kianina sy caricaturiser-na ny finoanareo?
[quote=stahtam]
Aleo aloha hazavaina tsara fa fahaiza-miaina @ ANKAPOBENY (na @ iza na @ iza) no resahina eto fa raha izaho sy ny finoako tsy olana na hokororohina eraky ny tanàna aza. Ny "cas charlie hebdo" no noresahiko dia ny silamo izany no finoana tiako hotenenina. Dia tsotra ny valin'ny fanontanianao: apetraho @ izay silamo miara-miaina aminao any ireo fanontaniana ireo, dia ampio hoe "bien sûr qu'on peut se moquer de votre réligion" dia mba mety ho voavaly ihany angamba hoe inona no détruit (sy tsy détruit)
11. rhaj0 ( 22/11/2016 13:03)
Izay silamo miara-miaina amiko aty re ry Stahtam dia maha-araka tsara ireny caricatures ireny, h@ vavan'i Trump akoriny azany. Fa TSISY "detruit" izany ny fiainany.

Ary TSISY "detruit" ka hoe ampitahaina @ fiainan'ny Ankizy voaholan'ny Mopera izany, fa toa ianao Stahtam irery ihany moa no nahavita rezonema avo lenta manao fampitaha ny fahorian'ny Ankizy @ resak'hehinao irery ao..
12. rhaj0 ( 22/11/2016 13:11)
FA jereo anie ny nataon'i Marcel Courteau, ilay pretra-mpanolana-ankizy eeee...Hoy ny tao @ gazety:

Le Sénégalais affirme que Marcel Courteau le masturbait sous prétexte de « développer [son] organe sexuel », et lui demandait de le masturber par la suite.

Ngo dia tena nino kosa azany i Marcel Courteau, mopera prof de francais, fa izay no atao hoe "education sexuelle". Dia ngo dia izay koa no atao hoe "education sexuelle" ary ampianarina any @ Sacre-Coeur??

ka mila zahavina toko aman'andininy hoe, sao dia ao @ Baiboly na hoe, @ fampianaran'i VAtican tokoany io nataon'i Marcel Courteau, mopera prof de francais io...
13. rhaj0 ( 22/11/2016 15:03)
Ilay enquete taterin'i France24 no manome ny andinindininy eee.. Ngo dia lazainareo mamoron-dresaka eto mantsy aho.
http://www.france24.com/fr/20161118-eglise-pedophilie-senegal-quebec-enquete

Dia hozy hono ho'a i Mopera Marcel Courteau, prof de Francais tao @ Sacré-Coeur

... "j’ai beaucoup de remords, je regrette certaines choses, je ne pensais pas que ça irait si loin", concède-t-il. Il le répètera à plusieurs reprises.

D’autres agressions sexuelles auraient-elles eu lieu à Madagascar ou au Togo ? "Pas de relations sexuelles. (…) Des attouchements, des choses comme ça". L’aveu est cinglant, son aplomb glaçant, et la scène surréaliste.

Koa raha mahalala Ankizy Malagasy mety voan'i Mopera Marcel Courteau, prof de Francais tao @ Sacré-Coeur izany ianareo dia mba ampio izy hamoaka ny ratram-panahiny eee...

Des informations à transmettre concernant cette affaire?? Contactez la journaliste d'enquête Isabelle Hachey en toute confidentialité au 514 285-7000 poste 7179.

14. rhaj0 ( 22/11/2016 15:23)
https://www.facebook.com/marcel.courteau
Ao ny sarin'i Mopera Marcel Courteau mpanolana ankizy

atsy @ 6:45, dia hozy i Marcel Courteau : "oui, je reconnais les faits"

atsy @ 8:48, dia hozy i Marcel Courteau hoe, tany Madagasikara koa dia nisy attouchements sexuels (@ ankizy).
15. stahtam ( 23/11/2016 04:31)

[quote=rhaj0]
Izay silamo miara-miaina amiko aty re ry Stahtam dia maha-araka tsara ireny caricatures ireny, h@ vavan'i Trump akoriny azany. Fa TSISY "detruit" izany ny fiainany.

Ary TSISY "detruit" ka hoe ampitahaina @ fiainan'ny Ankizy voaholan'ny Mopera izany, fa toa ianao Stahtam irery ihany moa no nahavita rezonema avo lenta manao fampitaha ny fahorian'ny Ankizy @ resak'hehinao irery ao..
[quote=stahtam]
Hafa ny hoe maharaka fa tena teneno aminy mihitsy ilay hafatra avy aminao e! (ridicule, ...). Dia mba anontanio hoe maninona any Angletera any hono i Salman Rushdee? nefa, sss avelao ho any izany fa "vivre et ..."!
16. rhaj0 ( 24/11/2016 15:21)
Diniho tsara ao izany ry Stahtam aaa... qui se ressemble s'assemble na se sympathise hono eee..

1- ry Stahtam izany, mi(s)aina ao @ izao Torah Torah-ny ao izao, dia lasa saina any @ ireo extremista MITOVY AMINY ao @ izao Quran Quran-ny ao izao, ka mi-rezone hoe, "detruit" hono ny fi(s)ainany rahefa caricaturiser-na ny finoany..

2- izaho indray, miaraka @ ireo Moslimo aty, izay tsy manisy sira izay caricature any, fa mandeha jolie ny fiainany aty, mi-vivre sy mi-laisser vivre... ny mahalasa ny sainy izao dia hoe, maninona koa azany i Bob Dylan, izay nivadika ho Moslimo, no tsy mba maka ny Prix Nobel-ny.. na koa hoe i Janet Jackson, izay lasa Moslimo koa, dia bevohoka, nefa efa 50 taona!...

17. stahtam ( 25/11/2016 10:13)

Ny ahy izao ny fanontaniana tena mba tiako hovaliana dia hoe : maninona no tsy manao sary itatra momba ny finoana silamo intsony i Charlie Hebdo? sa hoe iza no tena silamo, ny djihadista sy ny any Canada?
18. rhaj0 ( 25/11/2016 13:08)
stahtam:
Ny ahy izao ny fanontaniana tena mba tiako hovaliana dia hoe : maninona no tsy manao sary itatra momba ny finoana silamo intsony i Charlie Hebdo? sa hoe iza no tena silamo, ny djihadista sy ny any Canada?

Raha hamaly ny @ Charlie aho, dia ... izaho tsy (mpamaky) frantsay, asa ianao ao ry Stahtam raha ireny isan'ny fataonao hevoka ao, fa raha ny aty Kanada k'lou dia misy tokoa ny sary itatra..
https://www.google.ca/search?q=muslim+cartoon+canada[/url

Raha hoe iza no "tena silamo", dia ... aretina anao Stahtam sy ny mitovy aminao mpamaritra ny "tena izy" io, ka dia tsy mila valiako... na hoe, efa voavaly io ;-)
19. rhaj0 ( 30/11/2016 15:02)
Ka tena eraky Madagasikara kosany izany ry Freres du Sacre-Coeur kouh... hatrany Ambalavao sy Toliary... Sarotrsarotra ihany iznay ny hitsongo-dia hoe, taiza izany i Marcel Courteau no nanolana ny ankizy gasy

http://www.esca.mg/freres.htm
20. rhaj0 ( 08/12/2016 14:37)
Dia valalanina ho'a aho rahefa mahafantatra ity raharaha ity... Fa dia soa ary tena soa ho'a fa nisy ny interinety ee...

Eto indray dia mivoaka mangarahara ny zaferan'i Leglizy ...

http://www.lapresse.ca/actualites/justice-et-affaires-criminelles/
... cette Mutuelle (Mutuelle des fabriques de Québec) a été créée par les évêques eux-mêmes, justement pour offrir de bonnes couvertures aux diocèses... couverture d'assurance pour indemniser d'éventuelles victimes d'agressions sexuelles...

Kay izany tena efa fantatry ny Leglizy ny olana - misy (ary betsaka) ny pretra mpanolana - ary dia namoronany assurance mihintsy ho fitsinjovana ny lamandy ho haloa rahefa sirika!!!

giravy anie izany eee... Amiko aloha dia tena giravy ilay foto-pisainana : giravy ity calcul-be ataon-dry Leveka... fa afenina na odian-tsy resahina ireo pretra-mpanolana .. ambara-paha-sirika ka tsy afa-manoatra intsony. Dia rahefa sirika dia efa vonona ny vola "hamafana" ny fahorian'ny zaza voaolana. Dia ny loza, dia ireo izay mi-cotiser @ io kompania assurance io izany no mandoa ny hadalan-dry Leveka sy pretra mpanolana.. Fa ny volabe am-batan'i Vatican tsy mila kitikitihana...

Giravy ilay foto-pisainana eee... giravy... asa raha izany no nianarany @ vavaka @ baiboly tao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1851