vehivavy bevoka sy accident

1. Onja.H ( 15/11/2016 09:49)
Miarahab, meti firy taona eo ny vehivav n afak mterak ndrai ra afa-jaza rehef ntondra 7 volana f tratran'n accident d mati tao ambohok l zaza?
novalian'i Iandria ny 17/11/2016 04:32
2. mika.el ( 16/11/2016 08:04)
Slm, amiko miankina amin'ny degré an'l loza nahazo azy fa mety ho iray taona dia ampy, fa na dia izany aza tokony hiandry tsara mba hoe salama tsara, milamintsaina sns vao mieritreritra an'izany indray
3. randrianathan97 ( 16/11/2016 14:42)
miarahaba e
4. Iandria ( 17/11/2016 04:32)
Miarahab e!! manatona pitsab!! f ato ts ahitana ny ao anatinao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.192