Potika ny taranaka noho ny adalan'ny mpitondra

1. rabaradaka ( 15/11/2016 09:14)
Raha ny zava-misy ankehitriny dia ho potika ny firenena satria lalaovin'i Paul Rabary sy ny manodidina azy ny fanabeazana izay ain-dehiben'ny firenena.
Omena toerana daholo izao sipan'i Paul Rabary rehetra izao : UNESCO, Chef CISCO, sy ny sisa,
Zaraina amin'ny syndicaliste mpigrevy ny toerana mba hampangina azy ireo nefa izay tsy mahazo seza dia mimonomonona eny foana : proviseur des lycées, Chef CISCO, DREN, ...
Ny politikam-pampianarana dia atao mifanaraka amin'izay hahazoana bizna.
Avela ho potika ve vao hijoro ny malagasy ? Taranaka voahozona ve ny zaza malagasy ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7118