You are here: home > Forum

Slt! Daholo!!!"Mahavita manadino ny 1er amournareo...

Lohahevitra : Eritreritra mandalo
Fitohizan'ny hafatra : Slt! Daholo!!!"Mahavita manadino ny 1er amournareo...
Valiny : 6
nantenaina4 - 10/11/2016 12:51
Slt! Daholo!!!"Mahavita manadino ny 1er amournareo ve ianareo vevavy? @fomba ahona?
Valio | Miverina eny ambony
tenere - 16/11/2016 17:20
Mandainga zay miteny fa mavita manadino ny 1er amour na bandy io na sipa
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 19/11/2016 11:21

nantenaina4

Slt! Daholo!!!"Mahavita manadino ny 1er amournareo ve ianareo vevavy? @fomba ahona?

...manadino am fomba ahoana ? possible wé mety mbola miverina ihany io dès fois fa tsy hihainana....

----Firy taona no nisarahana zay ? 19 ans ? 20 ans ? indrindra rah wé mbola jeune (16 ans) no niaraka voalohany....

----Matoa tsy nety tam io 1er amour , donc tsy maintsy nisaraka...

----Nisy fihetraikany tam fiainanao ve lé fisarahana ? ( satria matoa nisaraka dé nisy blèm zay tao )

----Raha nisy fihetraikany ve dé mbola ho tsarovana foana ? hummm......na hihainana ? ....

----Taty aoriana ve efa manambady ? ....efa manan-janaka ? ...dé mbola hifikirana ihany vé ny souvenir ?

Si jamais le passé t'appelle , ne te retourne pas car ça ne t'apportera rien.

Ny ho avy no banjinina.....
Valio | Miverina eny ambony
ankizy - 22/11/2016 14:01

Fiffi

izaho aloha de navelako any satria tsy izany donc raha mifankahita dia mifampiarahaba de samy vita, aleo adeha amin'ny lalany satria tsy natao hitovy ny lalana,
izao tsy manontany ny vaovao izy koa tsy dia miraika de efa ca va zany
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 22/11/2016 18:33

ankizy

izaho aloha de navelako any satria tsy izany donc raha mifankahita dia mifampiarahaba de samy vita, aleo adeha amin'ny lalany satria tsy natao hitovy ny lalana,
izao tsy manontany ny vaovao izy koa tsy dia miraika de efa ca va zany

miombon-k'hevitra am nao zah eto....ny lasa efa lasa iny dé tsy hiverenana intsony....surtout raha efa samy manao ny fiainany....

ny hanadino ? efa lasa iny dé veloma eh...
Valio | Miverina eny ambony
henitsoamama - 22/04/2017 16:49
Inona kai no atao hoe premier amour? Le nitempoan'ny fonao volohany ve sa le sipanao volohany
Valio | Miverina eny ambony
hantarivah - 01/05/2017 19:09
Matoa tsy raikitra ny taloha dia nisy tsy nampety azy , ka na tsarotsaroana aza ny fotoana nahafinaritra dia tsy mandeha lavitra. souvenir souvenir tsy maintsy misy na inona na inona na iza na izy. ka inona moa ny probleme ?
Valio | Miverina eny ambony