Misy antony matoa....

1. angouz ( 24/10/2016 08:14)
Nisy fandaharana anankiray izay hitako nalefany haino aman-jery iray eto gasikara, fanoherana ny finoana no tena tanjon'io doc io, fa ny tena mampiomehy ahy dia nisy personnage mihintsy nataon'ny vavan'olombelona tao, dia io ranamana io dia mitazona ny theorie de big bang mihintsy ary namoabosa ny fanadihadihana ny science hatramin'ny fikaroahana hatramin'izay ka hatramin'ny inspirationy momban'ny fiainanana dia nanao blablablah....
Dia ny tena nampihomehy ahy t'@io ranamana io dia ny antony mahatonga azy miseho eo satria izy tetrapelgik dia norm amiko rah tsy mino an'Andriamanitra izy noho io aretin'io, izany hoe mis fiatraikany any @ sainy ny manjo azy fa ny mampalahelo dia tsy haiko na tsapany na tsia fa amiko dia araraotin'ny Tv izy nohon'ny fiatraikan'io aretin'io any aminy fihetsem-pony sy ny sainy dia lasa marionette eo @ Tv, ary rehefa tena nandinika aho dia misy antony avy @ ny complexe ny tsy finoana sy zavatra mifamahofaho iainan'olona andavan'androm-piainany
novalian'i endriny ny 08/11/2016 04:27
2. rhaj0 ( 24/10/2016 13:55)
Asa raha fantatrao hoe iza moa i Stephen Hawking, fa izy dia Siantista rezatra be... ary sembana ara-batana, na moa izany voan'ny aretina rezatra be koa. Dia zahavo @ google hoe, na dia toa izay azany ny vatany, dia, ny sainy amam-panahiny kosa tena mbola lucide ary miasa tsara : atheista koa izy.

Ka heverovereto re ry Angouz aaaa... Ianao izany dia tena mifamadika tanteraka @ Stephen raha izany kouh... na ny vatanao na ny sainao...

... dia eritrereto tsara fa Ianao ry ry Angouz no TSY norm: tsy vitan'ny manisy préjugé nandrabe @ olona sembana na manana aretina, fa ... mbola "mpino" koa... loz'ty... :-)
3. endriny ( 25/10/2016 04:46)
Ka misy antony avy amin'ny complexen'ny olona koa ange no nanomronan'ny olona an'Atra sy ny fiainana mandrakizay e. Mba tsy thitovy amin'ny gidro izy.

Dia nolazainy fa ny biby tsy misy saina kanefa misy betro ohatr'azy ihany.
Dia nolazainy fa izy hono handova ny lanitra rehefa maty, kanefa ny nofony sy taolany ary ny rany sy ny fony mitovy amin'ny an'ilay saka ito ihany.

Complexe e, tena complexe tsy misy ohatran'izany
4. rhaj0 ( 25/10/2016 15:14)
Ny fahitako azy indray dia "fatahorana" sy "tsy-fahalalana" no betsaka eee... heverovereto ho'a ny fahalalana t@ taona -300 tany.
- tsy hay akory hoe boribory io tany io. Ny any ambadiky ny fara-vodilanitra dia tsy hay. Ny ambany volcan tsy hay.
- tsy hay akory ny @ masoandro amam-bolana, fa eritreretina fa napetak'ilay Omnipotent toa ny punaise @ toile-n'ny lanitra ho'a ireo.
- tsy hay ny aretina mahazo, ohatra izany tetraplezika izany, dia tena tsy takany hoe, nisy inona. Ary na ny nofiny ny alina io azany dia tsy takatry ny hoza-dohany hoe inona koa izany; lazainy fa misy (anjely) manan'elatra mikopakopaka ao an-dohany ao. Raha mahita radio angamba izy, dia lazainy fa misy olona kely koa ao anaty vata ao.

ka rahefa "maty" ny olona dia koditra be izy izany hoe, dia ahoana? Dia io nolazainy fa misy izany "fiainana mandrakizay" eee...

Ny hotry ry Angouz izao, dia h@ izao mbola @ izany, ary dia (mbola) matahotra mihintsy ilay sainy ny ahalala zava-misy, satria efa nampandriana ny sainy @ ilay resak'adala (bobaily) ao, ary dia "mihomehy" hono izy rahefa mamelabelatra fanadihadiana ny TV..

Firy taona (age mental) ianao ao ry Angouz?? :-)
5. angouz ( 25/10/2016 17:29)
:-)
6. angouz ( 25/10/2016 17:37)
mb nisy fotoana kosa i rhajo io olona io t'@ fahazazany tany mba nanana fangorahan-tena na nanontany tena hoe fa naninona aho no tsy mitovy @ ankizy rehetra,
7. angouz ( 25/10/2016 17:42)
tsy vitan'ny manisy préjugé nandrabe @ olona sembana na manana aretina, fa ... mbola "mpino" koa... loz'ty... :-)

[/quote] mba fantatrao moa ve ny tantaran'io olona io,
8. rhaj0 ( 25/10/2016 19:45)
angouz:
mb nisy fotoana kosa i rhajo io olona io t'@ fahazazany tany mba nanana fangorahan-tena na nanontany tena hoe fa naninona aho no tsy mitovy @ ankizy rehetra,

Ny aty k'lou ny Ankizy dia ampirisihina hoe

1- tsy voatery mitovy na iray lasitra daholo ny olona, fa samy manana ny hanitra ho azy.. Io izao miitatra @ zaza mahatsapa-tena fa LGBT, na hoe, mainty, na koa hoe, sembana na manan'aretina..

2- ary aza mba pempoin'ny olona @ izay maha-ianao anao, @ maha-LGBT/mainty/sembana/...

3- ary aza mba manaiky pempoin'ny olona @ izay ataonao koa, ohatra hoe, haneso anao, tahakan'ny fomba frantsay, hoe "t'es nul" ee... na hoe "dain 'ty 'ty, TSY mba mitovy amin'ahy", raha ahhitatra io eritreritr'i Angouz io


Fa dia mba mivoara @ izay ry Angouz aa.... ny olana ho'a dia tena mba mbola mihidy ao @ box-kely (an'ny kristianisma) ao ianao, dia mihahaka io foana ee....
FA dia mivoaha haingana ao (@ Xisma ao)... haingana mihintsy!.. :-)
9. endriny ( 28/10/2016 04:56)

angouz:



Ireto namako ireto izao tsy manaiky mihintsy hoe iray razam-be amin'ny gidro sy ny rajako izy. Fa ry zareo hono namboarin'izany Atra izany manokana avy amin'ny vovoka mihintsy fa tsy taranaka ragidro izany.

Complexe koa izay!

Fa maninona anefa raha ragidro aza ny razambe e?
10. endriny ( 08/11/2016 04:27)
Izay no nahatonga ny Ntaolo razany niteny hoe: "Adala no toa an-dRainy" satria hainy tsara I "BABAKOTO" no dadan'i Koto.

Ka raha mbola hiverina hanao toa an'i Babany i Koto, dia tena adala marina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1763