hitady lohatenin-kira sy ny mpihira

1. gily ( 21/10/2016 20:14)
Miharahaba ny rehetra. Andalana vitsivitsy ao amin'ilay tonon-kira ihany izy ity : " veloma eny masina, ry nandalo ka tsy tana, veloma tsy misy tsiny , ho hadinoiko 'lay fahiny, tsofiko rano ho tody soa e ianareo, adinoy aho sy 'zay rehetra vita teo ". Mba misy mahafantatra ny lohateny sy ny mpihira azy ve? Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5272