Mitady namana taloha

1. Kiki_Randrl ( 07/10/2016 19:19)
Mitady an'i Mony Prisca raha misy mahalala azy nipetraka teny Antsakaviro, niasa tao amin'ny Champion Antaninarenina taloha, efa nitady azy teny za fa efa niova trano hoe dia tsy fantatro intsony, Kiki ihany no mitady mpinamana efa 20 taona lasa zay; Misaotra mialoha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2669