inona no produits tsara ho an'ny volon'ny malagasy

1. RAVONI ( 05/10/2016 13:59)
Salama daholo, misy afaka manoro hevitra ve hoe inona avy no karazana produit tena tsara amin'ny volotsika malagasy ohatra amin'ireny karazana produit mitobaka eny @mpivarotra ireny?

indrindra fa ny menaka no tena tiako ho fantatra; misaotra ho an'izay afaka mamaly;
novalian'i booboo ny 06/10/2016 09:14
2. booboo ( 06/10/2016 09:14)
Ny ahy huile coco no fampiasako, ho an'ny volo tsy gras an fa maina. Mahasoa be ny volo koa ny manao masque tsindraindray, atody e, zavĂ´ka e, argile verte e, sns. Ny ahy slow cosmectis no fampiasako na @ volo na @ tarehy na @ vatana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1033