MAFANA NY ANDRO

1. 201007jacky ( 30/09/2016 08:56)
Tao anaty trano fitaizana itony marary saina itony dia nampanaovina fitsapana ireo. Izay afaka dia mahazo mody.
Hoy ilay mpiandraikitra:
- "Hanao fitsapana ianareo dia izay afaka dia mody daholo. Izao ary, MAFANA izao ny andro, ka omena fanopakopahana iray avy ianareo, dia ampiasao araka izay ilàna azy".
Dia raikitra.
Fa inona no nataon'ity iray izay mihevitra ho hendry? Ny lohany no nahodikodiny dia ilay fanopakopahana notazoniny tsara tamin'ny tanany; ny sisa nanao ohatry ny fataon'ny olona hendry.
Nivoaka ny valin'ny fitsapana. Tsy afaka ity farany, ary izy irery no sisa tavela.
2. Topher ( 25/11/2016 09:15)
Aza mba adala tokoa!
3. mirananirina ( 08/10/2017 19:28)
Hihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8981